fitiavana mamdrakizay

41. vale ( 06/02/2007 22:30)
:-*:-*:wink:
42. paris10 ( 06/02/2007 22:46)
:lol::lol::lol::evil::evil:
43. booboo ( 07/02/2007 18:06)
gné ?
44. henrie ( 07/02/2007 20:13)
paris10:

:lol::lol::lol::evil::evil:



nga njy tezitra ry paris10 tou mitsiky tsy ravina fotsiny ???:-D:-D:-D:-D
45. paris10 ( 08/02/2007 09:51)
henrie:tsy tezitra zà fa mitady fitiavana mandrakizay ny olona nefa tsy mahay manome akory!1 fois tia njy d mahalala io mdrz io,sa aona???
46. henrie ( 09/02/2007 19:36)
paris10:

henrie:tsy tezitra zà fa mitady fitiavana mandrakizay ny olona nefa tsy mahay manome akory!1 fois tia njy d mahalala io mdrz io,sa aona???



marina ka !!!!:-*
47. Fiffi ( 09/02/2007 19:41)
zah ry zareo de mino an'io fitiavana mandrakizay io an !
48. henrie ( 10/02/2007 22:17)
Fiffi:

zah ry zareo de mino an'io fitiavana mandrakizay io an !



fiffi an , tsara zany rehefa mino ka, fa malereusement betsaka kou ny tsy mino ...:-*
49. Fiffi ( 11/02/2007 18:11)
indrisy.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0075