Fa inona kay no tena dikan'ireny sisô hakerina @tenda ireny?

1. xxx ( 25/01/2007 12:49)
Moa ve misy dikany manokana ny sisô atao amin'ny tenda na tratra ireny e? Dia inona no dikan'ireny , moa ve misy antony manokana?
2. xxx ( 25/01/2007 13:29)
fitiavana! rehefa tena tsy aritra intsony de manaikitra e!
3. kelly13 ( 25/01/2007 16:47)
kayyy maty aho tendakeliko sy tratrakeliko!!! hihihihihi!!
4. booboo ( 25/01/2007 17:34)
hihihihihi
5. fasaly ( 25/01/2007 17:38)
ny oul manao anreny toa hoe saro-piaro dia amzay toundé fatatry ny oul hoe manana sipa ilay oul mitondra anreny sisô sisô reny! karazana fitomboka hoe efa manana zany e!:wink:
6. xxx ( 25/01/2007 21:22)
Fitiavana diso tafahoatra ireny e! izany hoe efa tao an'eritreritry ny mpifankatia ka rehefa tafaraka izy roa dia tanterany ireny ka saika laniny manta mihintsy e!tsy mifidy io na aiza na aiza toerana fa tsy eo @ tenda sy ny tratra ihany
7. fijo ( 26/01/2007 06:16)
fasaly an,raha za vao miha tiako le misy an'ireny satria midika fa mahay raha izy.ho ho ho
8. sasa ( 26/01/2007 11:11)
fijo ha ha ha ha ha tsy za no asisiana anreny fa tonga d miady kle, za aloha tsy tia asiana anreny sady tsy mahay manisy :-D:-D
Fasaly mitombona mitsy koa io hoe saro-piaro ny olona manisy anreny
9. fijo ( 26/01/2007 22:48)
sasa an ka ny ady efa vita ko hiady inona eo indray,sa ampiady inona?hi hihi
10. mandrindra ( 26/01/2007 23:21)
sasa, fa asiasina inona no tianao zany ?:D
11. mbaliana ( 26/01/2007 23:26)
sasa rehefa tratra dia tratra akia.. sady ndraindray ange tsy ampoizinjy akory dia hita le izy e...
12. cutie ( 27/01/2007 00:25)
ny henoko njay nefa de we tsy manaja sipa reny bandy manisy eny @ tenda reny. Iny manko hono tonga de hitan'oul fa raha manaja an'le sipa izy any @ tsy hitan'ny oul no asiany :-D
13. henrie ( 29/01/2007 13:33)
tsy misy dikany , mba tiny hasina marika fotsiny ianao hoe efa misy tompony zany raha sendra misy olona mahita , amiko diso fitsetsitra izy :-D:-D:-D
14. xxx ( 29/01/2007 15:39)
Esorina @ tongolo-gasy na rano mafana dia vita ,tsy misy dikany fa fahasarotam-piaro diso toerana fotsiny.
15. booboo ( 29/01/2007 15:56)
Esorina @ tongolo-gasy na rano mafana dia vita


:-D:-D:-D
16. sasa ( 30/01/2007 05:25)
mbaliana tena tsy tiako akia ny asiana anreny satria za tena mandray olona isan'andro mahamenatra be fa otran'ny olona tsy misy haja izany
mandrindra mba asiana ihany fa any am toerana tsy hitan'ny olona rehetra
17. fijo ( 03/02/2007 06:36)
cutie an,ny sipa koa anie misy manisy an'io e.
sasa;marika koa anie iny hoe efa miasa ndry e
18. jeancharles ( 12/02/2007 12:37)
Midika fa tena mankafy ilay fiarahana izy roa,ary milomano ao anatin'ny hasambarany mihintsy
Ka ts'isy maha ratsy an'io nge é!:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4722