hira gasy

1. sidi ( 27/01/2007 21:42)
ahoana kay azafady ny fomba fitéléchargevana hira amin'ity serasera ity eh, mba te hihaino hira gasy re an, manina be ny any dago, tsy hita fa mila ravin'ahitra aty antanin'olona aty eh, misaotra mialoha amin'ny valiny ô
2. cutie ( 27/01/2007 22:27)
mandehana eto
http://radiovazogasy.com/
3. ambohimalaza ( 03/03/2007 19:19)
manao ahoana daholo ianareo ,mba mitady namana aho rya zareo fa sarokenatra bmihitsy toroy hevitra(l)
4. Fiffi ( 03/03/2007 19:25)
ambohimalaza: tongasoa aloha enao.....heu....de aza hadino ny mameno le mombamomba anao mba ahafantarana anao na juste hoe lahy sa vavy ? :)
de aza sarok'henatra fa namana daholo ny eto an ! :) de mazotoa mi-forum..
5. dongadonga ( 04/03/2007 10:03)
de harabaina ianao ry ambohimalaza ,de aza sarokenatra eh ,misahia ,de mahazotoa (l)(l)
6. sherillalove ( 15/03/2007 14:59)
conseil:ovay le pseudo f ra io fona ny pseudo anao de matahotra anao ny oul!avy nga enao?tonga soa alou e!:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3353