ary sao dia mba
1. bazylou
(
27/01/2007 00:34)
tena fiantsiana ady amin'ny katolika mihitsy iny nanaovana perquisitionnt tranon'ny mpitondra ny finoana katolika tao fianarantsoa iny ann!!
novalian'i Zina ny 29/01/2007 22:25
4. dailynews
(
27/01/2007 21:36)
mba miombonkevitra amin ireo namana ireo aho ry bazyl ny amin izany. Fa ahona no tonga dia hoe fanaovana tsinotsinona ny katolika, sao dia mba nisy zavatra hafa nataony hafa fa tsy ny maha katolika azy no antony ary tsy misy hifandraisany akory @ izany?
mampahatsiaro ahy zavatra iray mantsy izany tany amorontsiraka tany. nianjera ny pankarta misy ny publiciten ny silamo fa nazera ny rivotra dia tezitra be izy ireo hoe fanaovana tsinotsinona ny silamo izany ka vonona ny hanao ady masina izy ireo.
ka mba jereo ihany ny antony fa aza tonga dia maika be miteny zavatra mikotroka lonilony sy ady tahaka izao.

5. Zina
(
28/01/2007 01:44)
tena fiantsiana ady amin'ny katolika mihitsy iny nanaovana perquisitionnt tranon'ny mpitondra ny finoana katolika tao fianarantsoa iny ann!!
Fa naninn? inn no nataony?
6. niryna
(
28/01/2007 06:46)
Zina:
tena fiantsiana ady amin'ny katolika mihitsy iny nanaovana perquisitionnt tranon'ny mpitondra ny finoana katolika tao fianarantsoa iny ann!!
Fa naninn? inn no nataony?
Eny tokony hoy aho mitovy fanontaniana an'i Zina:?:
8. xxx
(
28/01/2007 16:50)
f'hita koh! Mamorona mba hiadian'ny olona! Dia inona indray ny manaraka ry bazylou?
9. prime
(
29/01/2007 10:57)
bazy> fa inona tokoa no nitranga? izaho aloha tsy mahafantatra fa sao mba misy ifandraisany @ politika izany na ihany misy ifandraisany @ fisamborana an'ingahy maire malaza fahinin'ny fianarantsoa?...