Vonona ny hanampy ahy le ramose vadin'olona .......

1. xxx ( 27/01/2007 11:44)
Tena very hevita aho fa vonona ny hanampy ahy eo amin'ny fianako ilay ramose efa vadin'olona . Efa vadin'olona nefa izy,zaho anefa dia efa ho 3 taona izao no niangaviny hiarahana amiko fa izaho mbola tsy nety mihitsy(zaho moa dia tanora zazavavy mbola 23ans) , taty aoriana nefa nanaomboka t@ nov 2006 teo otran'ny nifakahita matetika izahay ary miantso ahy fona izy , zaho anefa dia mbola tsy nanaiky azy ihany fa nanomboka nifampiresaka tamin'ny zaho . Vaka nefa ny saiko satria dia izy vadin'olona ary fatatro ihany koa ny vadiny , ilay ramose moa dia milaza amiko ny toetram-badiny daholo indrindra fa ny zavatra tsy tantiny ataon'ny le madama amin'ny le ramose , raha ohatra ka efa nandalo tamin'io hianareo dia mba lazao ny tokony hataoko aho satria tsitako mitsy izay hataoko
novalian'i xxx ny 10/02/2007 13:42
2. xxx ( 27/01/2007 11:51)
salut enao; zao anie no blem eh! fomban'ny lhl no miteny izany handresena lahatra antsika vhv ! nefa safidinao io ! fa izy efa vadin'olona de ny blem koa de zao vadiny vadiny foana iny , fa raha solafaka enao de ahoana, raha tsy hoe efa hanao divorce angha je sius d'accord :nefa porofoy tsra aloha
3. booboo ( 27/01/2007 12:24)
Raha efa hita fa hampidi-kizo, tsy tsara kokoa ve ny manapaka ny fifandraisana hatrany an-dreniny ? Dia mitady vahaolana hafa ....
4. vale ( 27/01/2007 12:40)
Izay koa ny hevitro ry xxx, tsy maintsy hisy olana izany fiarahana izany, manin lay rangahy no tsy niala t@ ilay rtoa vadiny anefa raha tena marina ny lazainy anao?:wink:, aza mety rebireben'izany olona izany:°), fa enao vao olona mbola tanora kely io ve de hiaina fitiavana misy rahoraho izany? ny olona lany zara aza mbola misalasala manoloana an'izany toe javatra zany koa mainka fa enao zay mbola ao anatin'ny fahatanorana tteraka io? évitéo tteraka izany fa tsy hahasoa anao:wink:, angamba raha tsy hoe mametraka divorce ilay rangahy? eo kosa de mazava be! ..enao iany no tompon-tsafidy alou fa mba conseils araka ny nangatahinao ny ahy! courage:wink::)
5. cutie ( 27/01/2007 12:45)
ilay ramose moa dia milaza amiko ny toetram-badiny daholo indrindra fa ny zavatra tsy tantiny ataon'ny le madama amin'ny le ramose , raha ohatra ka efa nandalo tamin'io hianareo dia mba lazao ny tokony hataoko aho satria tsitako mitsy izay hataoko

tonga de aza idirana raha vo manao fisainana mpitati-bolana ohtrazany
6. booboo ( 27/01/2007 12:56)
7. diamondra27 ( 27/01/2007 16:40)
Ary lasa hendry be doly le sipa ato izany sady misaina be an! sa 2007 de miova filamatra?

de inona hono no anampiany anao?
Enao ngah nangataka fanampiana taminy?

misy spons zany an! any dago io sa ivelany?
8. cutie ( 27/01/2007 16:49)
diamondra27 [ Valio ] 27-01-2007 17:40:03
Lohateny : Re : Vonona ny hanampy ahy le ramose vadin'olona .......
Ary lasa hendry be doly le sipa ato izany sady misaina be an! sa 2007 de miova filamatra

ie:-D
9. xxx ( 27/01/2007 16:52)
diamondra27:

Ary lasa hendry be doly le sipa ato izany sady misaina be an! sa 2007 de miova filamatra?

de inona hono no anampiany anao?
Enao ngah nangataka fanampiana taminy?

misy spons zany an! any dago io sa ivelany?


Diamondra an ! izao no nataony ahy hoe : ny varotra hoy izy no malaky mapihodina vola vety2 satria izy dia paka entana any ivelany irony ary,zaho aza moa dia ho entiny any ivelany hiaraka aminy any fa izaho no tsy mety fa izy dia vonona hikarakara ny ttsy andehanako any, ary zaho mbola nianatra no efa nadalainy dia zaho izao manao stage izao dia hoy izy hoe inona foana hoy izy no andaniana andro any fa maninona raha izay malaky hahazoana vola no atao satria zaho hoe hanokanany varotra ho ahy manokana , zaho moa dia juste miresaka aminy fa tsy sahy miditra lalina be aminy ,
10. Samoana ( 27/01/2007 17:55)
Tsy azoko tsara: mangataka hiaraka hanao bizna aminao izy sa mangataka hanao fitiavana :roll:?
-Raha resaka bizna mantsy dia toy ny asa misy associé(e) rehetra ihany io ka tsy hitako izay tsy mampety izany raha tianao le asa no sady fantatry ny vadiny fa miara-miasa ianareo
-Raha mikôty resaka fitiavana hafa indray fa arakaraky ny fahasahinao io
11. xxx ( 27/01/2007 19:23)
diamondra27:

Ary lasa hendry be doly le sipa ato izany sady misaina be an! sa 2007 de miova filamatra?

de inona hono no anampiany anao?
Enao ngah nangataka fanampiana taminy?

misy spons zany an! any dago io sa ivelany?
diamondra27> ny fanontanian'olona valiana....:o


12. tywa68 ( 27/01/2007 23:40)
xxx:

Tena very hevita aho fa vonona ny hanampy ahy eo amin'ny fianako ilay ramose efa vadin'olona . Efa vadin'olona nefa izy,zaho anefa dia efa ho 3 taona izao no niangaviny hiarahana amiko fa izaho mbola tsy nety mihitsy(zaho moa dia tanora zazavavy mbola 23ans) , taty aoriana nefa nanaomboka t@ nov 2006 teo otran'ny nifakahita matetika izahay ary miantso ahy fona izy , zaho anefa dia mbola tsy nanaiky azy ihany fa nanomboka nifampiresaka tamin'ny zaho . Vaka nefa ny saiko satria dia izy vadin'olona ary fatatro ihany koa ny vadiny , ilay ramose moa dia milaza amiko ny toetram-badiny daholo indrindra fa ny zavatra tsy tantiny ataon'ny le madama amin'ny le ramose , raha ohatra ka efa nandalo tamin'io hianareo dia mba lazao ny tokony hataoko aho satria tsitako mitsy izay hataoko


Inona tsara aloha ny tena eritreritrao, indrindra rehefa miantso na mifanena nareo ?
Satria mety tsy nazava taminy ny fihetsikao, noheveriny fa faly ampiana sy mety hanaiky fiarahana fa mody mandà !

13. Zina ( 28/01/2007 01:01)
Alaviro izany ry xxx a,
ny fiainanao no ho simba nefa ianao mboal 23 ans, betsaka ny bandy hafa fa aza midy-kizo @ zany... Misaotra nanoratra ny olanao eto fa zaza endry tokoa ianao manontany vo manao...Tandremooo - Tsy ny harenany no hahasambatra anao.
Mahereza.
14. xxx ( 28/01/2007 04:18)
Aza miditra @ zany fa be resaka fotsiny izy, ny vadiny no mody fosainy aminao nefa izy tsy miala ao. Te-ahazo ilay zavatra any aminao izy, io no tena tiany fa tsy dia hoe ianao akory. Raha miaraka matetika nefa ianareo dia miha-mitia azy foana ianao satria borosiny lava dia marary fo avy eo :cry:.
Rehefa hiditra ihany aleo ilay tsy manambady ireny. Raha spons no tadiavina dia be dia be ny afaka manolotra.
Conseiln-zoky efa voa, tsy nisy nanoro hevitra t@ izany.
15. diamondra27 ( 28/01/2007 16:09)
xxx:

diamondra27:

Ary lasa hendry be doly le sipa ato izany sady misaina be an! sa 2007 de miova filamatra?

de inona hono no anampiany anao?
Enao ngah nangataka fanampiana taminy?

misy spons zany an! any dago io sa ivelany?


Diamondra an ! izao no nataony ahy hoe : ny varotra hoy izy no malaky mapihodina vola vety2 satria izy dia paka entana any ivelany irony ary,zaho aza moa dia ho entiny any ivelany hiaraka aminy any fa izaho no tsy mety fa izy dia vonona hikarakara ny ttsy andehanako any, ary zaho mbola nianatra no efa nadalainy dia zaho izao manao stage izao dia hoy izy hoe inona foana hoy izy no andaniana andro any fa maninona raha izay malaky hahazoana vola no atao satria zaho hoe hanokanany varotra ho ahy manokana , zaho moa dia juste miresaka aminy fa tsy sahy miditra lalina be aminy ,



mandehana de jereo sao misy mahasoa koa.
Tsy hitako izay maharatsy izany.

Aza asiana tambiny kosa we fa ataovy mazava tsara ny contrat. Business de business. fa tsy misy hoe: aleo hangalapinana kely.


16. diamondra27 ( 28/01/2007 16:11)
xxx:

diamondra27:

Ary lasa hendry be doly le sipa ato izany sady misaina be an! sa 2007 de miova filamatra?

de inona hono no anampiany anao?
Enao ngah nangataka fanampiana taminy?

misy spons zany an! any dago io sa ivelany?
diamondra27> ny fanontanian'olona valiana....:o





aza masika be moa e!
ka tsy maintsy valiana koa ny kestion-ko vao afaka mamaly za ranona a!:wink:


17. diamondra27 ( 28/01/2007 16:17)
Samoana:

Tsy azoko tsara: mangataka hiaraka hanao bizna aminao izy sa mangataka hanao fitiavana :roll:?
-Raha resaka bizna mantsy dia toy ny asa misy associé(e) rehetra ihany io ka tsy hitako izay tsy mampety izany raha tianao le asa no sady fantatry ny vadiny fa miara-miasa ianareo
-Raha mikôty resaka fitiavana hafa indray fa arakaraky ny fahasahinao io


valio hono ny fanontaniana fa tsy tokony hametraka kestionisika,lol;-);-) jereo io ambony io xxx ;-)

samoana: za de mitovy hevitra aminao, afaka miara-miasa tsara nareo manao bizna , tsy olana; fa ra vao we misy resaka fitiavana zany toa tsy mety le izy fa misy mifampidipiditra be

hafa marina ny fandehany satria: na ianao mahavoa na ianao voany.

Refa manao zavatra de ataovy mazava tsara fotsiny e!
business sa amour we




18. fiderana ( 30/01/2007 08:22)
ianao ary manaiky hiresaka aminy foana , zah mino fa misy fitiavana ihany ao aminao,ny hevitro dia izao , raha bizna no antony hidiranao aminy, dia fantaro fa ny azy koa mba bizna hafa no tadiaviny aminao, vavan-kisoa misy sira io ry havana ka ianao ihany, lanjalanjao fotsiny aloha vao miroboka sao rendrika eo, na voa vao domy aho ranaotra.
19. diamondra27 ( 30/01/2007 12:01)
aza raràna ny ankizy raha hanambady
fa avelao andeha @ sitrapony.
20. Zina ( 31/01/2007 03:58)
diamondra27 [ Valio ] 30-01-2007 13:01:14
Lohateny : Re : Vonona ny hanampy ahy le ramose vadin'olona .......
aza raràna ny ankizy raha hanambady
fa avelao andeha @ sitrapony

diams a io ve no valony omen-dry azy?
raha io kosa dia tsy mety kle...avelao hanao ny sitrapony??? ko tsy tonga dia mifafa ny adalana avy eo???
Mila mandinika be mihitsy izy zay voa manaiky...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6396