Vonona ny hanampy ahy le ramose vadin'olona .......
21. diamondra27
(
31/01/2007 07:20)
Zina::lol:
sady mampiditra akia no mamoaka a!
anarina aloha de refa tsy mety de asaina manao ny sitrapony fa de izy ihany no hilanja ny vokany eo.

22. pissoa
(
31/01/2007 07:50)
Sao resa-be ny azy zany ry xxx an ! Sady izay njy toa olona efa hahavita fianarana dia ho rebirebeny amin'ny zavatra toy izany. Vitao ny fianarana, dia mahaiza fotsiny mitady kandra avy eo fa tsy ilainao akory ny fanampiany (raha ny soratra mipetraka eto fotsiny, ianao ihany nefa no tena mahalala raha tena ilainao na tsia izany). Dia aza midi-bingo amin'ny vadin'olona izany, vakio ny tenin'i firerana.
fiderana:
ianao ary manaiky hiresaka aminy foana , zah mino fa misy fitiavana ihany ao aminao,ny hevitro dia izao , raha bizna no antony hidiranao aminy, dia fantaro fa ny azy koa mba bizna hafa no tadiaviny aminao, vavan-kisoa misy sira io ry havana ka ianao ihany, lanjalanjao fotsiny aloha vao miroboka sao rendrika eo, na voa vao domy aho ranaotra.
23. xxx
(
01/02/2007 01:34)
Za ve 23 ans nahavita fianarana sy efa manao stage dia olona mpanao bizna no hiteny amiko hoe ajanony fa ampiako ianao.
Moa koa efa manambady ilay olona.
Ilay lohahevitra: "Vonona ny hanampy ahy le ramose vadin'olona", an-taratsy ve io sa vava fotsiny?
Dia fantaro tsara koa fa efa nilaza zavatra tsaratsara noho io tamin'ny vadiny izy. Ary teo imason'ny olona maro mihitsy.
Raha hita re ny diky aza itsahina eh. Tanora ny tena fa tsy hoe antitra akory. Ary ny vola fitady. Sady iza koa no niteny taminao hoe tsy hahavelotena ianao.
Misy zavatra kendreny ao ary rehefa azony izay dia veloma hono antsoina fa ny fony tsy any intsony. Fa handeha handrebireby sipakely hafa indray izy.
Aza miresaka aminy intsony dia raha mi-insiste izy dia teneno amin'ny vadiny.
(Ny tsy tiako ho heno dia hoe: vitako ihany ity fa niseho ho mafy siligany tamiko)
ps: lhl aho no miteny ary efa naheno tantara tahaka an'io aho.

24. xxx
(
01/02/2007 01:43)
Nasiako pause kely teo fa manjary leo ny mpamaky.
Arahabaiana aloha naharitra ny 3 taona nanelingelenany anao.
Ady ny fiainana. Mikiriza fa aza resin'ny fakam-panahy.
Averiko indray fa mbola tsy nisasaka akory ny fiainanao ka aza sakanana. Tohizo ny dia dia mivavaha mba tsy ho very. Andriamanitra tsy mandao ny zanany. (tandremo anefa ny secte)
Dia mivavaka ho anao aho.

25. xxx
(
10/02/2007 13:42)
xxx:

Tena tiko sady mahafinaritra ahy ny valinteninao , olona matotra tokoa hianao ary misaotra betsaka anao zaho ,"ady tokoa ny fianana" misaotra betsaka anao tamin'ny fakaherazana