Spy D

1. Famantanana ( 28/01/2007 01:19)
Mba mangataka ilay hiran´i Spy D ilay hoe:Who´s Bad an´ny namana izay manana ny dikany ka mba afaka mampidittra azy ato. Dia misaotra antsika rehetra mialoha.
répondu par kitjo le 09/02/2007 16:08
2. Lalah ( 28/01/2007 05:04)
who's bad?
I am :lol::lol::lol::lol:
3. kitjo ( 28/01/2007 16:53)
Anontanio i Spy D fa izy ange Namana mpikambana ato e!
jereo ao @ sary ao ny sariny dia hainao hoe iza no ps ampiasainy ato
4. Annie75 ( 29/01/2007 22:03)
Marina ve zany ry kitjo :wink:
5. kitjo ( 30/01/2007 16:27)
oudryyy...
ndroky ka tsa mba mijery sary maitsy fa izy ary d mazoto ery mametraka tsikera aooo
misy sariny ko ao..misy blog-ny koa ao @ mombamomba aazy !
6. Annie75 ( 30/01/2007 21:26)
kay viii!!! mijery sary ihany ka kitjo fa mbola tsy sendra le sariny ngamba :lol:
7. sitlo ( 30/01/2007 22:21)
Marina ve zany ry kitjo. Nefa rehefa mijery sary aho aho ohatra ny sarin'olona misenina iny foana ny ao.
8. kitjo ( 31/01/2007 12:10)
kamety sariko iany no jeren sitlo d ts mahita afatsy misenina enao

marina ary zanyyy....jereo anga e...
meko sopapa kely manomboka @ "ra.." ny ps-ny ato..:-D
9. sitlo ( 31/01/2007 22:41)
rakitjo ve?
10. kitjo ( 01/02/2007 19:13)
eishyyyy... :-D
11. malala2006 ( 08/02/2007 23:39)
Ramanou lesy ah de maninona koa zao ts tenenina anazy zany tsy azoko mintsy tony olona tony ndraindray an
12. kitjo ( 09/02/2007 16:08)
mba tsy azoko koa tony olona tsy mahatanty fanalana azy tony :D:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0888