Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i miaous, milahatra araka ny daty
miaous
(
31/01/2007 09:19)
miaraka @ vadin'olona
ono wa mba te afantatra za we le olona miaraka @ vadin'olona reny v mba maita fy any sa inona no tena tanjonareo? resaka matériel ve sa resaka fitiavana mitsy ve sa resaka sexe fotsiny sa mba we mana...
tohiny
novalian'i linjo ny 19/02/2007 06:29
miaous
(
28/11/2006 09:18)
Tsy izaho sy ianao
mba mangataka ny tonon'ilay hiran'i Rolf sy Faniah hoe "Tsy izaho sy ianao".
Misaotra mialoha ê!...
tohiny
miaous
(
26/05/2005 12:43)
Fotoana mamy
Za retomitady an'ilay hiran'i Poopy hoe Fotoana Mamy iny ka izay manana ny tonony dia mba meo za eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee:(...
tohiny
novalian'i chipie1 ny 30/05/2005 08:42
miaous
(
14/04/2005 13:50)
Poopy
O'ry reto â. toa tsisy concert ono @ ty taona ty. d aôna zany? anaiky an'zany ve isika?...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/05/2005 20:52
miaous
(
14/04/2005 13:39)
Mitady olona
Misy ankizilahy kely antsoina hoe Eliot mipetraka any Sambava mifanila @ aéroport hono ny tranondry zareo. Misy olona any France mitady azy io ka raha mba mahafanatra azy dia mba valio azafady...
tohiny
novalian'i iartistika ny 22/04/2005 16:30
miaous
(
03/02/2005 13:21)
Vonjeo ny fianakaviana
Raha te hahalala kokoa ny fitiavna sy ny tontolony dia mandehana @ seminera vonjeo ny fianakaviana ao Ambanidia izao @ 6-19 février ao @ FJKM Miandrarivo.
Tongava maro ary ê...
tohiny
novalian'i zananikely ny 10/08/2005 14:30
