toa tahaka ny tsy tiako raha izany ko

1. Aino ( 30/01/2007 22:24)
misy namana ato izany milaza fa misy olona pilalao film X hono dia lazainy fa izaho ilay izy.
de taitra be aho fa mety mitovy hoa angamba izany fa mety tsy izaho, dia saode aza hono dia kambana aminko nefa aho tsy manana kambana aminko, dia hoy aho hoe tao ratsy ihany ity mitovy aman-olona ity raha izao no fandehany ko:oops::oops:
novalian'i xxx ny 06/02/2007 07:15
2. cutie ( 30/01/2007 22:24)
:-D:-D:-D:-D
3. fijo ( 30/01/2007 23:11)
aino,te hanao izany amindry izy de izao no mody hanomboany ny resaka;ka rah atiandry de tohizany fa raha tsy asiandry tohiny de mijanona eo ny resaka
4. xxx ( 31/01/2007 03:52)
sao dia ianao mihitsy kosa fa mody manatsara tena eo?
5. malalatinasoa ( 31/01/2007 04:30)
Resa-be ambony vavahady izany fa aza atao mankarary an-dou ry Aino.8)
6. kitjo ( 31/01/2007 04:49)
Inona moa akia ny olana raha tsy ndry fa aleo ho any fts fa aza rarahina sao lazainy ho miaro tena eo ndry....
7. kallie ( 31/01/2007 08:24)
:-D... bdb ny olona manao an'io refa t iresaka fa ts maita resahana... efa tsy indry lé izy d aleo izy i fantasme amzany...
8. dadie ( 31/01/2007 10:12)
Mampalaelo koa zany fa ao an tsaindry madio koa zay no tena ilaina ny olona tsinona tsy azo tazomina ny tsy iresaka .biz dry
9. fanaina ( 31/01/2007 11:54)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 31-01-2007 04:52:00
Lohateny : Re : toa tahaka ny tsy tiako raha izany ko
sao dia ianao mihitsy kosa fa mody manatsara tena eo?
misaotra fa dia ny ny fanotaniana ihany no valiny avaliko anao, saode ianao ilay izy izany? ao mba jereo ilay sarinao raha mitovy ahy :-D
10. xxx ( 06/02/2007 07:15)
Aino:

misy namana ato izany milaza fa misy olona pilalao film X hono dia lazainy fa izaho ilay izy.
de taitra be aho fa mety mitovy hoa angamba izany fa mety tsy izaho, dia saode aza hono dia kambana aminko nefa aho tsy manana kambana aminko, dia hoy aho hoe tao ratsy ihany ity mitovy aman-olona ity raha izao no fandehany ko:oops::oops:

Rehefa tsy ianao ,inona no olana fa teny tsy valiana

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0644