Fampianaran'i Kristy momba ny fiverenany

1. LazaDaddy ( 06/02/2007 23:41)
inona avy ireo famantarana nomeny ry zareo?
novalian'i fijo ny 03/03/2007 06:02
2. cutie ( 06/02/2007 23:42)
vakio ny baiboly :lol:
3. LazaDaddy ( 06/02/2007 23:49)
cutie> ao @ boky inona dia toko fahafiry? :wink: Inona ny voalazany ao?
4. cutie ( 06/02/2007 23:50)
za no miteny aminao we vakio ny baiboly de refa hay de lazao eto :-D
5. Fiffi ( 07/02/2007 00:03)
ity ve ? http://viechretienne.catholique.org/cec/5269-article-7-d-ou-il-viendra-juger-les-vivants
6. prime ( 07/02/2007 05:54)
Maro tokoa ny famantarana fa aleo hamaly aloha ny namana rehetra...
7. Fiffi ( 07/02/2007 08:44)
Actes 1:6-9; Matthieu 24:26;25: 13; Marc 13:32,33; Luc 12:35-40.
Le moment du retour de Christ n'est pas mentionné. Tout d'abord, ces versets nous enseignent à ne pas établir de date, il suffit de savoir que Christ reviendra. D'autre part, ils déclarent que Christ peut revenir n'importe quand. Le chrétien devrait L'attendre constamment. Le commandement est de "veiller".
8. LazaDaddy ( 07/02/2007 09:06)
Fiffi> tsy niteny andro sy ora Izy fa nanome famantarana. Ka ireo famantarana ireo no anontaniako. :)
inona avy ireo famantarana nomeny ry zareo?
9. Fiffi ( 07/02/2007 09:25)
LazaDaddy: nga tsy hoe "Christ peut revenir n'importe quand ,Le commandement est de "veiller". ? hoe tsy fantatra zay ahatongavany fa ho avy izy .
10. LazaDaddy ( 07/02/2007 10:35)
ny resak'i Fiffi tonga dia mitsambikina any @ hoe "efa feno sy tanteraka" ireo famantarana nomeny.

Fa ny adihevitra eto mbola hoe: "inona avy ireo famantarana nomeny?"
11. rakaroka ( 07/02/2007 13:34)
LazaDaddy:

ny resak'i Fiffi tonga dia mitsambikina any @ hoe "efa feno sy tanteraka" ireo famantarana nomeny.

Fa ny adihevitra eto mbola hoe: "inona avy ireo famantarana nomeny?"



Hi!hi!hi! Ha!ha!ha:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Sahady ve raha hoe "efa tonga Izy?....:-D:-D:-D
Ary tsy i LD ihany ary ve no niresaka hoe efa niseho avokoa ny famantarana dia ahoana indray aza no manontany?... Izy kosa anie tsy "obligé" hiverina en vedette eny @ rahon'ny lanitra!...Fanaony ho' aho ilay miseho mangingina etsy sy eroa araka ny itiavany azy,ary d'ailleurs misy programme-ny koa anie voafaritra hisehoany @ monde rehetra tsy an-kanavaka koa!...
fa tsy voatery araka ny "eritreritsika"!....
12. LazaDaddy ( 07/02/2007 13:42)
rakaroka:
fa tsy voatery araka ny "eritreritsika"!....
misy resaka "eritreritsika" angaha eo ry be fikarohana? :) Ny famantarana nambaran'i Kristy no resahina eto fa sao diso adiresy ianao!
13. LazaDaddy ( 07/02/2007 13:45)
Lohahevitra hitako atsy ambadika atsy mampahatsiahy ny famantarana iray nambarany:

(*) Maro ireo hisandoka ny Anarany hoe atsy na aroa i Kristy
14. Fiffi ( 07/02/2007 13:58)
fa Laza ve mahafantatra ? de mba lazao hoe ?
15. LazaDaddy ( 07/02/2007 14:09)
tsy voavakin'i Fiffi tsara angamba ilay fanontaniana talohan'ny namaliany azy :)

Nanontanian'ny mpianany i Jesoa hoe inona ny famantarana? Dia nanome famantarana maro Izy mikasika ny fiverenany.:) Dia izay ilay adihevitra eto.
inona avy ireo famantarana nomeny ry zareo?
16. Fiffi ( 07/02/2007 14:18)
ok ! misaotra anao :)
17. rakaroka ( 07/02/2007 14:31)
Ny tsapako hatrao anaty baiboly ny fiandrandrana "famatarana" toa izao, ary hatrany koa no niseho t@ fomba maro i Kristy!:niova anarana sy endrika: tsy nanao hoe anti-kristy sy sandoka sns... toa izao i LD.
Efa fanaony izany!
Ny "Espace" temps sy toerana isehoan'ny voninahitr'Atra dia tsy voafetran'ny Baiboly!....
18. diamondra27 ( 07/02/2007 15:49)
1 Apparition de l'Antichrist:
Matthieu 24,4-5
Matthieu 24,23-25
Marc 13,5 / 21-22 / Luc 21,8 :

La caractéristique de l'Antichrist : il nie que Jésussoit le Christ. (1 Jean 2,18-22 / 1 Jean 4,2-3 / 2 Jean 7-11). Les démons ne sont donc pas l'Antichrist car ils avouent que Jésus est le Christ. Ils ne le nient pas (Matthieu 8,29 / Marc 1,34 / Luc 4,41).
2 Thessaloniciens 2,2-9).
(Apoc 13 & 17).


2 Apparition des faux prophètes:
Ces faux prophètes parlent en faveur d'Israël :

-Matthieu 24,11 :

-Matthieu 24,24-25

-Matthieu 7,15-20 Apoc 13,3).

-Marc 13,22 :
(Apoc 19,20 / 20,10)
(Apoc 13,11) (Apoc 17,12),
Apoc 13,12 / 17,13 / 19,20).


(2 Pierre 2,1-3),
(2 Pierre 3,3-7),
(2 Timothée 3,1-5).
1 Thessaloniciens 5,1-3).

3 Guerres, nations contre nations

Matthieu 24,6-7 & 24,21 / Marc 13,7-8 / Luc 21,9-10.

4 Famines

Matthieu 24,7 / Marc 13,8 / Luc 21,11

5 Tremblements de terre

Matthieu 24,7 / Marc 13,8 / Luc 21,11

6 Trahisons
Matthieu 24,10-13
(Luc 18,8).

7 Propagation universelle de l'Evangile

Matthieu 24,14 / Marc 13,10.

8 Signes dans le ciel
Luc 21,11
Luc 21,25-27
(voir 2 Pierre 3,10-13).
Apoc 9,1-11)

9 La plus grande détresse de tous les temps

Matthieu 24,21 / Marc 13,19-20 / Apoc 7,14 / 16,18-21 / Daniel 12,1.

10 Ténèbres spirituelles
Matthieu 13,24-25 / Matthieu 24,29 (Apoc 6,12).

Luc 21,26-34
(2 Timothée 3,1-5).
Matthieu 24,29
Matthieu 24,37-39 / Luc 17,26-30
Apoc 13,5-6
1 Thessaloniciens 5,1-8

11 Jérusalem

12 La Lumière vient de l'Orient
13 Le Messager apocalyptique
14 Les Apôtres du Retour du Christ

19. diamondra27 ( 07/02/2007 16:08)

11 Jérusalem




Matthieu 24,15-16
(Matthieu 24,23-24)
(Daniel 9,27 / 12,11)
(Daniel 12,4 & 9).

Marc 13,14

Luc 21,21-24

Apoc 11,2

Apoc 11,8

Apoc 20,9


12. La lumière revient de l'Orient

Matthieu 24,27-28
Apoc 7,2
Cantiques 4,8
Isaïe 29,17-18
Ezéchiel 17,22-24



13. Le Messager Apocalyptique


Apoc 7,2-3
Apoc 10,1-11
Apoc 8,3-5
Apoc 19,17-21
Apoc 22,10
Apoc 22,16
Apoc 19,10
Matthieu 25,6

14. Les Apôtres du Retour du Christ[/u]
(Matthieu 24,31 / Marc 13,27).

Matthieu 13,40-43 (Apoc 21,8 / 22,14-15).
(Apoc 7,2).
20. diamondra27 ( 07/02/2007 16:11)
mazotoa mamaky fa efa nomena ireo ny toko sy andininy an!:D
:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1403