Fampianaran'i Kristy momba ny fiverenany
21. rakaroka
(
07/02/2007 17:07)
diamondra27:
1 Apparition de l'Antichrist:
Matthieu 24,4-5
Matthieu 24,23-25
Marc 13,5 / 21-22 / Luc 21,8 :
La caractéristique de l'Antichrist : il nie que Jésussoit le Christ. (1 Jean 2,18-22 / 1 Jean 4,2-3 / 2 Jean 7-11). Les démons ne sont donc pas l'Antichrist car ils avouent que Jésus est le Christ. Ils ne le nient pas (Matthieu 8,29 / Marc 1,34 / Luc 4,41).
2 Thessaloniciens 2,2-9).
(Apoc 13 & 17).message
Donc tsy anti-christ h@ démon izany eto
2 Apparition des faux prophètes:
Ces faux prophètes parlent en faveur d'Israël :message
Ka tsy en faveur d'Israel loatra no hitenenany
3 Guerres, nations contre nations[/u]
Matthieu 24,6-7 & 24,21 / Marc 13,7-8 / Luc 21,9-10.
Efa nisy foana izany fahagolan_tany
4 Famines
Matthieu 24,7 / Marc 13,8 / Luc 21,11
Efa t@ andron'i Josefa ao anaty baiboly no nisy ny famine...ary nisy tetsy sy tery ny kere...dé ahoana?...
5 Tremblements de terre8 Signes dans le ciel
Matthieu 24,7 / Marc 13,8 / Luc 21,11
6 Trahisons
Matthieu 24,10-13
(Luc 18,8).
7 Propagation universelle de l'Evangile
Matthieu 24,14 / Marc 13,10.
Luc 21,11
Luc 21,25-27
(voir 2 Pierre 3,10-13).
Apoc 9,1-11)
9 La plus grande détresse de tous les temps
Matthieu 24,21 / Marc 13,19-20 / Apoc 7,14 / 16,18-21 / Daniel 12,1.
10 Ténèbres spirituelles
Matthieu 13,24-25 / Matthieu 24,29 (Apoc 6,12).
Luc 21,26-34
(2 Timothée 3,1-5).
Matthieu 24,29
Matthieu 24,37-39 / Luc 17,26-30
Apoc 13,5-6
1 Thessaloniciens 5,1-8
11 Jérusalem
12 La Lumière vient de l'Orient
13 Le Messager apocalyptique
14 Les Apôtres du Retour du Christ
Efa nisy hatrany
22. Achia
(
07/02/2007 18:01)
Ny maso rehetra ahita azy na dia izay nandefona azy aza ... Toy ny helatra avy any antsinana ka hatrany andrefana , de mihevera ireo izay efa nilaza fa nahita Jesosy !!!
23. rakaroka
(
07/02/2007 19:40)
Achia:
Ny maso rehetra ahita azy na dia izay nandefona azy aza ... Toy ny helatra avy any antsinana ka hatrany andrefana , de mihevera ireo izay efa nilaza fa nahita Jesosy !!!
J'éspère bien hoe tsy misy malentendu izay voasoratra a?...: "tahaka ny hoe:"lazaiko anao marina tokoa anio no ihaonako aminao any amparadisa, dia avy eo hoe aza mbola mikasika ahy fa tsy mbola tany @ Ray aho : olona anefa no niresahany t@ io
24. LazaDaddy
(
07/02/2007 23:10)
Achia:Angamba kosa helatra tapaka ka lasa zara raha afaka manidina ny ambaran'ireo e!:wink:
Toy ny helatra avy any antsinana ka hatrany andrefana , de mihevera ireo izay efa nilaza fa nahita Jesosy !!
25. LazaDaddy
(
07/02/2007 23:13)
Achia> fa tsy haiko ny dikateny Gasy fa @ teny tsy fantatra izy midika hoe: TSELATRA. Sao dia izany ihany koa ny @ teny Gasy? :)
Raha toy tselatra indray dia sarotra sy tsy azo inoana tokoa ny ambaran'ireo milaza fa "atsy" na "aroa" i Jesoa
Raha toy tselatra indray dia sarotra sy tsy azo inoana tokoa ny ambaran'ireo milaza fa "atsy" na "aroa" i Jesoa
28. Achia
(
08/02/2007 09:00)
LazaDaddy:
Achia> fa tsy haiko ny dikateny Gasy fa @ teny tsy fantatra izy midika hoe: TSELATRA. Sao dia izany ihany koa ny @ teny Gasy? :)
Raha toy tselatra indray dia sarotra sy tsy azo inoana tokoa ny ambaran'ireo milaza fa "atsy" na "aroa" i Jesoa
Tena helatra no lazainy ao ka ao @ matio 24/27 : fa tahaka ny helatra avy any atsinanana ka hita hatrany andrefana dia ho tahaka izany ny fiavin'ny Zanak'olona
29. Achia
(
08/02/2007 09:09)
Rakaroka a! dia hinoanao ve izany ireny Jesosy mipoitra atsy sy aroa ireny ?
31. Fiffi
(
08/02/2007 13:21)
Achia:Achia: nga koh misy an'zany ?
Rakaroka a! dia hinoanao ve izany ireny Jesosy mipoitra atsy sy aroa ireny ?
32. xxx
(
08/02/2007 14:37)
LazaDaddy:
inona avy ireo famantarana nomeny ry zareo?
ianao aloha no miova ny fomba firesakao amin ny olona eto na mitovy hevitra aminao na tsia dia mamaly resaka aho. Fa tsy hoe Jesosy Jesosy foana anefa tsy hita amin ny toetra ataonao eto mihitsy ilay hoe Jesosy.:evil:
33. diamondra27
(
08/02/2007 16:24)
xxx: tsy voatery miteny ny tenany LD rehefa eto @ internet fa afaka mipetraka eo @ plasin'ny tsy mahalala momba ny fivavahana, mametraka fanontaniana izay tiany.
Sa ahoana hoy ianao?
Fa io lazainao io koa mety ho possible ihany.
Sa ahoana hoy ianao?
Fa io lazainao io koa mety ho possible ihany.
35. scorpion
(
08/02/2007 20:18)
rakaroka:
J'éspère bien hoe tsy misy malentendu izay voasoratra a?...: "tahaka ny hoe:"lazaiko anao marina tokoa anio no ihaonako aminao any amparadisa, dia avy eo hoe aza mbola mikasika ahy fa tsy mbola tany @ Ray aho : olona anefa no niresahany t@ io
ary toa tsy tohizan'ireo olona mpahay baiboly ito fanamarihan ito? :roll:
36. LazaDaddy
(
08/02/2007 23:52)
scorpion>
1) izaho aloha "mpianatra" ny Tenin'Andriamanitra ao @ Baiboly. Mbola tsy mahay aho matoa mianatra. :) Ary mazoto ny hianatra mandrakariva :)
2) Angaha moa tsy samihafa ny "mihaona" sy "mikasika"?
3) Ilay hoe tsy mbola "tany @ Ray" dia noteneniny t@ Izy "olombelona" vao avy nitsangana t@ maty. Tsy mbola tany @ Ray Izy taorianan'ny nitsanganany ka hatr@ nitenenany an'io. :wink:
4) Ny hoe hihaona amiko any @ paradisa nambarany t@ Izy teo an-dalana ho any @ paradisa teo @ hazo fijaliana :wink:

37. LazaDaddy
(
09/02/2007 00:03)
scorpion> Mety hankarary andoha an'i scorpion ilay izy raha tsy mazava tsara fa aleo omeko "sopapa kely" ianao :). Sopapa fotsiny io fa anjaranao ny mampifandray azy, raha miezaka ny ahazo mantsy ianao tsy ho azonao mihitsy io :wink:
1) T@ voalohany Izy dia efa tany @ paradisa, Izy ilay "alpha", ilay Teny nahariana izao tontolo izao.
2) Nanetry tena Izy ka nidina tety an-tany (tsy paradisa).
=> dia anjaranao ny mamisavisa hoe inona no nahatonga Azy nanketo an-tany? Naninona Izy no niverina teto indray? Maninona Izy no mbola hiverina ihany koa? :wink:

38. LazaDaddy
(
09/02/2007 00:04)
fanitsiana: raha TSY miezaka ny ahazo mantsy ianao tsy ho azonao mihitsy io
39. Achia
(
09/02/2007 09:37)
Fiffi:
Achia:Achia: nga koh misy an'zany ?
Rakaroka a! dia hinoanao ve izany ireny Jesosy mipoitra atsy sy aroa ireny ?
Oadray ary somary tara kely mitsy ianao izany Fiffi a! efa maro ny olona nilaza fa nahita an'i Jesosy e! misy aza efa namoaka boky mihitsy ny @ izany , ary maro koa ny ol mino fa tena Jesosy ilay hiotan'ilay olona , ary ny tena danz de mahavita fahagagana be mihitsy io ol nilaza fa nahita an'i Jesosy io an ! mijere anie ianao any resaka vavolombelona e ! de ao @ hoe teny tsy fantatra de ho hitanao ao izy e !
40. rakaroka
(
09/02/2007 09:47)
Achia:
Rakaroka a! dia hinoanao ve izany ireny Jesosy mipoitra atsy sy aroa ireny ?
Be ny poitra etsy sy eroa : nomena ny ésprit afaka mi-discérner ny izy sy ny tsy izy aho : tout en "connaissance" na ampahany aza ny base de vie et de spiriritualité divine. "Fantatro izay inoako!"ary
Haiko tsara ny relation :Maitreya / Jesoa!
......
Fa sarotra amiko ny hanazava izany noho ny "espace de dimension"n'ny fijery tsy mitovy tahaka ny hoe "sur une droite" sarotra ny hireprésente "cube"...