Alarobia tsy hiverina .

1. Stretch ( 11/02/2007 18:53)
Inona no azo atao ra tsy manana sipa am laroby.
:miam: :miam: v
:snif: :snif: v
o^o o^o v
:-w :-w v
novalian'i Fiffi ny 25/02/2007 19:03
2. maditra ( 11/02/2007 19:43)
o^o o^o
Io no hevitra milay dia amin'izay tsy mahenoheno izay lazain'ny na tenenin'ny manana sipa.
Dia avy eo amin'izay vao :miam: :miam:

Fa zah misy probleme mihoatra an'izany.
Azo atao ve ny misaraka amin'ny sipa efa tsy tiana amin'ny andro Valentin?
3. diamondra27 ( 11/02/2007 20:27)
ary raha sady anniversaire no mifety st-valentin de ahoana? mahazo biz :*:* 2 fois ve
4. Stretch ( 11/02/2007 20:32)
ô ry maditra , ôka alo ! aza sarahan zany sô :miam:

diam> ko hisy ôtr zany ndray v ky , tonde tsabo 2.

za zany lo de hidobodoboka be fotsiny ny fo=((
5. Fiffi ( 11/02/2007 21:08)
Stretch:
Inona no azo atao ra tsy manana sipa am laroby.
heu....ka inona no aza hatao ? nga koh izy io azo hatao hoe ande zah hamorona sipa aingana alohan'ny alarobia ?
heu...zany hoe ho an'zay efa manana ny olontiany de io zany ny fetiny ...fa ho an'zay tsy mbola manana de @ herintaona indray eh ! Na azonao fetena isan'andro koh ange io raha tena tianao le olona eh ! :)


6. xxx ( 12/02/2007 05:11)
stretch> omeko an'ity njy am alarodia fa aza matawatsa. http://serasera.org/smileys/sml4.gif
7. Fiffi ( 12/02/2007 06:28)
8. Stretch ( 12/02/2007 10:21)
misaotra mélou xxx , tondé kôpy a!
zao zao hitan'ny betsaka sy bobaka ny amen'njy anà,
:oops:
9. Fiffi ( 12/02/2007 23:32)
humm....hay kosa an ? :)
10. xxx ( 13/02/2007 01:03)
stretch> anjay kosss, :oops: ve no omen-jy ana.
11. Stretch ( 13/02/2007 07:16)
xxx>Ka menatsa be

io ary Fiffi fa mimemé sahady. . .
Fiffi> :-* (l) :-*njy
12. Fiffi ( 13/02/2007 08:42)
Stretch: :) ka tsy aleo ve akia mi-:) ? :):-*:-*
13. xxx ( 13/02/2007 13:23)
nandalo teto ve
nandalo teto ve
ilay malalako
fa manina azy aho ry zareo

(l)
14. Fiffi ( 13/02/2007 16:35)
manimanina ny tiako aho izany
lasalasa ny vinany
manimanina ny tiako aho izany
ka ny maso no tomany .....(l)
15. xxx ( 13/02/2007 18:37)
Ny fitiavako anao ohatra ny elanelan'ny tany sy ny lanitra
Tsy misy fihafarana.
Eo anilanao no mahasalama.
Hanolotra an'izay tsara,
Hanao zay rehetra mety
Fitivana lalim-paka ohatra an'i Romeo sy Zilety.

(sopapa rap gasy io)
(l)
16. xxx ( 13/02/2007 18:39)
kay misy voadingana:
Ny fitiavako anao ohatra ny elanelan'ny tany sy ny lanitra
Tsy misy fihafarana.
Eo anilanao no mahasalama.
Raha ny fitiavana no misy fady dia za le gadra tsy tan-dalana.
Hanolotra an'izay tsara,
Hanao zay rehetra mety
Fitivana lalim-paka ohatra an'i Romeo sy Zilety.
(l)
17. pissoa ( 13/02/2007 18:46)
Inona no azo atao ra tsy manana sipa am laroby.

manao antson'ny fo alou ngo de ... mahita sipa tampoka :-D:-D:-D
18. Stretch ( 13/02/2007 18:56)
Pissoa> io ngé zao misy tampoka fa manao xxx de
manahiran'e.
iza ary izy io :-w
=(( vaky mintsy ny foko.
19. xxx ( 13/02/2007 19:01)
zorro :-D
20. Stretch ( 13/02/2007 19:19)
zorro e t'arivé v?
de iza zany le môna ?
honony daôly ze soratan'eto
:evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4541