Alarobia tsy hiverina .

61. sitlo ( 23/02/2007 15:49)
flasibakan'ny st valentin,
vao erinandro ve rangaha dia levona sahady ilay fitiavana.
62. Stretch ( 23/02/2007 16:17)
K'efa we perimé e!
st sitlo zany zao no andrasana,

zany v zao tsy resaka akanoratsa fotsiny totolo anjo.
fetin'ny sitlo =))sa sitlo ny atao bouquet =)) cadeau.
63. sitlo ( 23/02/2007 16:26)
:-D

izany no tena fety mahafinaritra indrindra. Rehefa tia haneho fitiavana ianao dia omena sitlo mena izy.
sitlo no anoratana ny tonokalo avy ao am-po (l)
64. Stretch ( 23/02/2007 16:38)
Hein ! asa klou ko !
za le manao sonia fotsiny aza d'efa feno soratra ny tanako .maika mo fa hanoratra tonokalo ,
ra misy manome no soratako ao de fohy de vita.
misaotra tompoko ô.
65. sitlo ( 23/02/2007 16:43)
tairo ary jerena i stretch jerena raha mahay Raha misy manome hatramin'ny farany.
Tsy misy maka sopapa any amin'ny hafatra manokana an.
66. Fiffi ( 23/02/2007 20:12)
sitlo:

dain
:twisted:
mbola ela be, tsy mba misy bis ve eh
anoratako tonokalo mihitsy ange eh
tairo jerena hoe ? :-D:-D:-D:-D


67. sitlo ( 23/02/2007 20:28)
resa-pitiavana an, aleo aloha hijery ny titre rehetra ao am fitiavana aho fa sao dia mahazo inspiraka.
68. sitlo ( 23/02/2007 20:43)
Refa mirevy ny apache
Dia manao virtuel
Tsy nahazaka ingahy Ass
nefa 2 nen'xl

Lehilahy tsy vanona
ny an'i miorafitia
nefa tsy adino mihitsy
Ho an'ze nahita fy

midika inona ny vonikazo
hoy Ronaldo ao moscou
mpifakatia s'abstenir
hoy andrea avy eo aloha

toa tsisy dikany koa izany
redirediko izany
aleo faranana avy hatrany
sao dia manin'ny fitiavana
69. sitlo ( 23/02/2007 20:45)
zesta admin kely aloha

[size=14px]Nahitsin'i sytlo[/size]
70. Stretch ( 23/02/2007 21:25)
parle parle comme sans drapeau.

ouuuuups ! sorry
71. sitlo ( 23/02/2007 22:39)
Ny adala tsy misy fa ny ondrakondrafana no betsaka :°)
72. Stretch ( 24/02/2007 08:28)
ndry ko zany ondrana :-D :-D
73. Fiffi ( 24/02/2007 17:29)
:-D:-D:-D:-D fa tsy ratsy kosa aloha eh !
74. Stretch ( 24/02/2007 17:32)
inn aky tsy ratsy ry fiffi be fitiavana ?
aza itako ny maha ondrana am sitla
75. tslem ( 24/02/2007 17:56)
Fiffi:

:-D:-D:-D:-D fa tsy ratsy kosa aloha eh !



tena tsy ratsy, niasa mitsy lé sitlo sy ranomainty :-D:-D:-D
76. Fiffi ( 24/02/2007 19:06)
le poésie kah ! aiza aza nareo zany eh ? :-D:-D:-D:-D
77. kelly13 ( 24/02/2007 19:11)
efa mipika @ sitlo dol retsy a hihihihi
78. Fiffi ( 25/02/2007 19:03)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1103