fangatahana hira

1. zolovemitia ( 10/02/2007 15:58)
Manaona daolo e!!!
Za mba te hahazo tonokira alefanareo any @ email nefa tsy mahazo mitsy kanefa betsaka ny hira izay tadiaviko @zao.Misaotra betsaka o!!!
VELOMA DAOLO.
novalian'i Fiffi ny 10/02/2007 17:50
2. Fiffi ( 10/02/2007 17:50)
fa tononkira inona no tadiavinao ? http://tononkira.serasera.org/ de jero ao fa bdb ao....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1177