Pety tsy manantsiny nefa enjehina!
1. ronaldo09
(
09/02/2007 10:44)
Mampalahelo ihany ny zava-misy eto,enjehina zao i Pety zany hoe atao toy ny manao halambo ny fitadiavana azy ,nefa raha ny zava-misy no atao jery todika dia i Ravalomanana no toy izao dia i Pety no nanao izay ho afany hakana an'i Fianarantsoa teo am-pelatanan'ny pro Ratsiraka.
Ny tenako aloha dia manohitra ny fanonganam-panjakana ary raha ny jeneraly Fidy dia coupable amiko fa ty hoe Pety no mahalasa fisainana!
Raha toa ka meloka izy maninona tsy tamin'ny fotoanan'ny fampielezankevitra no nisamborana azy?Izy anefa hitan'ny rehetra izao fa tsy hoe lany Ravalo vao enjehina i Pety!!!
Le izy ange tena ny manodidina an-dRavalo no ratsy fa tsy dia izy loatra raha ny zava-misy no jerena!
Na enjehina aza i pety dia tsy manantsiny !!!

répondu par lebatoto le 17/02/2007 00:17
2. hery
(
09/02/2007 11:35)
Raha tsy manantsiny i Pety dia tokony hitolo-batana dia hanatrika ny fitsarana... dia ho hita eo.
Matoa izy mitsoaka any dia mety nisy zavatra nataon'i leiry ihany :-)

3. Fiffi
(
09/02/2007 12:34)
tsy manantsiny ahoana aza ? fa inona no mahatonga azy hihafina na tsy mitonon-tena raha madio ny heritreriny ? sa ve hoe matahotra ? Fa matahotra inona ? matoa misy zany de misy zavatra tsy mazava ao !
Zao de manjary miafina zao....
Zao de manjary miafina zao....
4. jefra
(
09/02/2007 14:08)
hery:
Raha tsy manantsiny i Pety dia tokony hitolo-batana dia hanatrika ny fitsarana... dia ho hita eo.
Hanao tahaka an'i Jesosy ve? Dia hoe ity aho ka tairo izay tairina. Fa mbola tsisy nitsangana tam andro fahatelo raha tsy Lery ihany fa tandremo.
Tsy hiditra am hoe diso sa tsia i Pety aho, fa mahita kosa fa raha ny fitsarana misy amin'izao any Dago, raha tsy mitovy firehana am ... masi-mandidy (le deba vaovao e!) d aleo mitsoaka. Ny mitsoaka tsy voatery hoe diso, ny mitolo-batana tsy voatery hoe tsy manan-tsiny. Fa fijeriko manokana zaraina fotsiny.
5. lamie
(
09/02/2007 15:03)
matoa ianao mitsoaka, miafina , matahotra dia nanao ny tsy mety ianao zany, naninona no nodoran'ny naman'i pety ny urne tao fianara?satria tsy nahazo vato izy!voasazin'ny lalàna io,iza no namory olona hanakorontana tany fianara? pety re io e!ka tsy manantsiny ahoana pety?sokafy ny maso e!mianara lalàna raha tsy mahay koa!
6. ronaldo09
(
09/02/2007 15:20)
[[/quote]
Hanao tahaka an'i Jesosy ve? Dia hoe ity aho ka tairo izay tairina. Fa mbola tsisy nitsangana tam andro fahatelo raha tsy Lery ihany fa tandremo.
Tsy hiditra am hoe diso sa tsia i Pety aho, fa mahita kosa fa raha ny fitsarana misy amin'izao any Dago, raha tsy mitovy firehana am ... masi-mandidy (le deba vaovao e!) d aleo mitsoaka. Ny mitsoaka tsy voatery hoe diso, ny mitolo-batana tsy voatery hoe tsy manan-tsiny. Fa fijeriko manokana zaraina fotsiny.
[/quote]
Misaotra letsy Papa ,zany tokoa ny olo-misaina !Manaiky anao 100% aho ry jefra!

7. Fiffi
(
09/02/2007 15:35)
ary nareo ve tsy mba mijery ny zavatra nataony nahatonga azy tadiavina zao eh ? zany mandoro urne zany ange ka ohatran'ny mandoro saina eh ! ary tena sazy mafy mihintsy no mihetra an'zany !
Sady matoa ange izy tadiavina de ao raha eh ! tsy adala akory ny fanjakana hanao ny lalàna an !

8. Robert
(
09/02/2007 16:31)
Ronaldo> Za koa tena gaga ilay fanenjehana atao @ 'i Pety, satria raha ny zavatra hiampangana azy de efa t@ 2003, Halatra fiara ny PDS...
Nefa koa aloha i Pety raha tsy nitarika ilay fanakorontanana t@ 2 Déc de mety tsy hita ny fanjakana io heloka nataony io. Io no tena olana @ fitsarana Malagasy? Rehefa akama de tsy atao ninina, fa raha tsy akama de mitranga hoazy ny heloka natao taloha..

9. Robert
(
09/02/2007 16:35)
Ronaldo> Sarotra be aloha ny nisambotra an'i Pety t@ ireny fampieleza-kevitra ireny satria lasa hiteraka fanakorontanana be. De hilaza ny mpanohitra rehetra fa tena mpanao ditacture ny fitondrana, de lasa tsy tratra indray ilay tanjon-Dra-8 ny hoe: 3 Déc électrion modèle en Afrique....
10. Robert
(
09/02/2007 16:42)
Fiffi>Tsy heloka be vava ambony fanonganana fanjakana sy fanakorotanana fiandrianam-pirenena ohatra ny nataon'i Gl Fidy, ny fandorona urne..
Nefa jereo fa efatra (4) Taona fotsiny hono ny saziny??? Tena kely loatra ilay sazy...
Sa ahoana ny hevitra rehetra @'io? Misy zavatra tsy mazava ny fitsarana Malagasy..
Nefa raha olona noana nangalana mangahazo na akoho de ahazo sazy roa taona????

11. jefra
(
09/02/2007 23:26)
Fiffi:
ary nareo ve tsy mba mijery ny zavatra nataony nahatonga azy tadiavina zao eh ?
Dia nahavita zavatra betsaka tokoa aloha raha i Pety e! Tsy ilay teny Andohanatady no resahiko fa ny risoriso sy ny zavatra tsy fampiseho masoandro. Ary efa hatry ny ela, na talohan'ny 2002 na taty aorinany.
Hoy Rafidy rehefa notsaraina: Marina fa nanao antso hanongam-panjakana aho, fa tsy misy dikany ny zavatra nataoko raha oharina am izay nataoko tam 2002.
Dia mihevitra ve i Fiffi fa anjely tsy misy ho kianina Ra8? Izy mbola filoha, dia izy be vola noho ny hafa, dia tsy asian-dresaka.
Ny fijeriko dia samy azo toriana amina zavatra nataony daholo izy ireo sy ny hafa. Fa ny manambola manana fahefana, indrindra moa fa hoe voafidy izy, dia marina daholo izay lazainy.
Enjehina i Pety satria manelingelina. Misy nahavita halatra betsaka noho izy fa odin-tsy jerena. Mitovy am nampanginana an'i Voninahitsy. Raha manangana antoko izao i Sylla ka mitady hirotsaka am 2011 dia minoa ahy fa hahitana zavatra azo itsarana azy. Raha olona tsy tia an-dRa8 no lany eo am 2011 dia minoa ahy fa hahita zavatra maro azo hitsarana azy izy...raha te hanao izany.
12. fijo
(
09/02/2007 23:29)
robert,za koa mahita fa kely ary tsy mendrika ilay zavatra nataony ny sazy nihatra tamin'i fidy.
i pety indray,dia fantatra ny nataony,fa nodiana tsy hita daholo.saingy nisy tokoa moa iny fanembatsembanana fifidianana iny,dia ireo fa takiana aminy daholo ny fameriny.

13. Robert
(
10/02/2007 19:31)
Tena henjana be ny fomba fitsarana eto Dago eee...
Samy manana ny zavatra tsy mety nataony daholo ny olona rehetra fanta-tsika na mpitondra na mpanohitra..
Fa raha akama enao de tsy hisy hanao enquête ny fiainanao.

15. lebatoto
(
17/02/2007 00:17)
tsy haiko aloha na manantsiny izy na tsia fa ny zavatra fantatro dia ray_mpianakaviana telo tsy manan_tsiny ny ao tsiafaha voatazona ao raha tsy tratra i pety tsy tafavoaka.