Afera Pety!
1. njrtinah
(
08/02/2007 21:31)
Ela zaho tsy teto fa nanaraka polikan'ny kibo!
Mba te hahafantra aho ny @ ilay "afera Pety" Dia nanao ahoana no niafaran'izy iny?
Mba te hahafantra aho ny @ ilay "afera Pety" Dia nanao ahoana no niafaran'izy iny?
novalian'i fijo ny 09/02/2007 23:31
2. Fiffi
(
08/02/2007 21:57)
nanao ahoana tokotrany ? toa tsy nisy filazana intsony hoe inona ? na ahoana ?
5. ronaldo09
(
09/02/2007 10:36)
Dia inona moa no tombotsoanareo raha hita izy nefa olona nanao izay tratry ny heriny hametraka an-dRavalomanana teo amin'ny fitondrana!
Tena mampalahelo ny nahazo ireo izay niady hahalany an-dravalo fa toa ivadihany!
Tena mampalahelo ny nahazo ireo izay niady hahalany an-dravalo fa toa ivadihany!
6. hery
(
09/02/2007 11:36)
Fa angaha rehefa hoe nanao izay hahalany an-dRavalo dia afaka manao izay danin'ny kibony amin'izay? Manjary afaka manipaka lalàna amin'izay izany?
8. ronaldo09
(
09/02/2007 15:24)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
9. Fiffi
(
09/02/2007 15:36)
ronaldo09:saingy ny zavatra nataony no hitsarana azy !
Dia inona moa no tombotsoanareo raha hita izy nefa olona nanao izay tratry ny heriny hametraka an-dRavalomanana teo amin'ny fitondrana!
Tena mampalahelo ny nahazo ireo izay niady hahalany an-dravalo fa toa ivadihany!
hihihhi sambasamba mba nahita an'i ronaldo ni-:-D:-D
10. fijo
(
09/02/2007 23:31)
fa ny fanohanana olona iray tokoa ve moa ,midika fa hoafaka hanao izay tianao enao avy eo???raha izay mantsy dia ratsy be fa aleo tsy misy manohana
