matavy loatra , dia mba tia hahia

1. xxx ( 08/02/2007 18:04)
za dia 25 taona , tsy mbola niteraka , 1m55 ary 88 kilo , tena loza be , za ry reto mba tia hihena fa mba ampio an , za anefa dia efa tsy dia misakafo be loatra fa dia tsy mety fa dia mitombo foana iany vao mihinana kely dia lasa tavy daholo angamba , za koa alo manao regime indraydray dia avy eo dia mihena fa apres kelikely dia mahazo poids miotra an le teo alo dray manao an le regime yoyo hoy ny fiteneenanan tena kivy be za nijery fitaratra vao teo
izy no mba efa genza dia annao ergime dia nety , dia inona ny nataonareo
novalian'i xxx ny 27/02/2007 10:50
2. fasaly ( 08/02/2007 18:21)
itovizana zany! samy te ho mahia tsika roa!
in no hevitra:-w:?
3. Zina ( 08/02/2007 18:22)
Tena vonona ve ianao fa tena tia ahia? mila finiavana be io dikan'izany dia NY sainao aloha no mila amboarina...
misy system roa fanaovana an'io
- na misakafo indroa/jour @ 10 maraina sy @ 4 ariva
- na misakafo intelo fa ny alina dia juste vokazo, na zavatra maivana be.. ande atory ianao ka tsy mila zavatra mavesatra fadio ny misakafo be calories @ alina...
- Misotro rano betsaka, eviteo ny jus mamy rehetra, soloy vokazo rehefa tena oe te-ihinana mamy.

Tandremo koa fa mampi-kizitina ny manao regime...satria tsy ampy vitamine no mahatonga an'ilay izy sy ilay changement drastic

ny fanovana regime aloha tsy samy manana ny azy e..
mety tsy ho ety @ ny metabolisme-nao io nefa tsisy maharatsy azy ny manandrana..

ohatra ny ahy izao dia variana manao zavatra foana aho dia tsy mieritreritra sakafo izany mihitsy, ary mitsako siligoma no nataoko... ratsy io nataoko io nefa io no nampiety ny ahy hihihiih regime draconienne beuuuu
ny poid-ko hatramin'izao dia tsy niova mihitsy satria efa niakely ny vavony-ko ka raha voa mihinana kely fotsiny aho dia voky...
Indray ianao ihany no mahay manao ny regime-nao..
fa aza adino ny mihinana supplement -na vitamines

Dia mahereza ooooooo
4. chakkakkely ( 08/02/2007 18:35)
ka koa dia mitovy aminao genza be dia tia ahia , fa eh ehe , tsy mety eh
ary anreo ve efa nisy nanao an le soupe aux chou , za mba nanao an io fa tena ratsy alo eh fa tena mety be amiko nefa , nefa tena mila iala mbanin ny aiko mintsy vao hoe hihinana azy loza nefa tena mety be amiko io za nanao an io dia very 6 kilo be zao fa avy eo tsy nitandrina dia niverina iany le izy , lol lol lol andao ary hiaraka anao regime tsiny eh
iza no mazoto i xxx moa zany mazoto dia andao miaraka am zay mba mazoto koa ange hoe tsy irery eh
ok
lazao za ra mazoto dia mifanohana eto am zay motiver ok
5. Fiffi ( 08/02/2007 18:54)
misy zavatra tena tsotra ry zavavy an !

-manaova sport ....mandeha tongotra , pedalo , piscine .....

-Fadio ny charcuterie , ny menaka (rationéna isan'andro , 1c à s ) sady menaka spesialy io !

-Hatono na grilléna ny hena (rationéna) koh ! tsy mihoatra ny 100g/j

-Mazotoa mihinana voankazo...indrindra fa ny paoma rehefa misy hanohanana iny ....

-Mazoto misotro rano beeeeeeeeee !! qui élimine ...

-Mazotoa mihinana légumes ! cuit en vapeur fa tsy hasiana sauce avy eo an ! (jamais de mayo)

-Mazotoa mihinana trondro cuit au court-bouillon

-Raha mazoto manao an'io 1 semaine de ho hitanareo ny fihovanareo ! tena marina io an ! de mazotoa daholo !
Tandremo ny fihinana gato sy ny bonbon an ! ny sucrerie rehetra tena ratsy !!!!
6. booboo ( 08/02/2007 19:07)
xxx > na hanao régime mandritra ny zato taona aza nefa tsy manao fanatanjahan-tena dia tsisy dikany oun zany ouz ilay doko zay. donky....

Fiffi > kay, matsatso velona aby zany motika proposé-nao zany :°)
7. chakkakkely ( 08/02/2007 20:29)
misaotra an i fiffy , za andeha anao aminy semaine iny , tena mba andramako , dia le menaka lazainao io huile d olive ve sa inona le menaka speciale zany
8. Zina ( 08/02/2007 23:37)
dia le menaka lazainao io huile d olive


io no tena tsara indrindra ny menaka tokony io doly no ahandrona sakafo... mividiana an'ilay tsy be fofona fa tena mahasalama io no tsy mampatavy
9. fijo ( 08/02/2007 23:42)
za lehireto tsy indroa ho velona sy hiaina ,ka avelao aho hikaly an.nypataloha sy akanjo misy hovidiana foan ana ngeza aza.
10. fasaly ( 09/02/2007 07:14)
:-D
11. Fiffi ( 09/02/2007 16:06)
fijo: :-D:-D
12. xxx ( 09/02/2007 17:25)
fa raha sady amin'izany no mangirana :°)
13. kitjo ( 09/02/2007 17:39)
hahaha
ny an fijo zany mora mihitsy!

hatraty io probleme io ry xxx ah!
fa za tsy manao an' ireny ki-soupe soupe sy coupe-faim reny tsony fa mody eo fts mihena fa vao mverina mihinana keeely to d doublE ny poids
14. fasaly ( 09/02/2007 17:42)
xxx:

fa raha sady amin'izany no mangirana :°)


:°):°):°):°):evil::-D


15. chakkakkely ( 09/02/2007 21:53)
ka azy koa ny probleme ako ange eh nefa mba tia hihena eh hiihhi le manao soupe ity ihihih
16. simplex ( 09/02/2007 22:36)

tsy namaky ny tany ambony tany fa fika tsotsotra:

* somary miari-tory kely mandritra ny 3-4 jours tsy ankijanona atao 5h/jours fotsiny ny someil. D ny recuperations atao moderee avy eo. Zany hoe forger-na tsikelikely ohatra hoe 5e jours atao 6h, 6e 7h,...

* ra ny kibo no ngoza be (anhan!!!), aza misotro rano refa mikaly. Jus, non non non, ajanony aloha. 30 min alohan'ny hikaliana, sy 1h apres an'ny fikaliana aza misotro rano. Enfin, ataovy faran'ze kely ra tena tsy mety.

Mikaly @ ora voatondro foana fa tsy mikaly isaky ze noana akory. Ny kaly tsy koi ze hanina fa aza atao be loatra fotsiny, d aza atao be glucide loatra kou. Le lafarinina sy cereals, zavatra mamimamy reny ahena kely.

Sarotsarotra io @ voalohany fa refa zatra tsy manin.

* sieste, ajanony. Manaova zavatra tsy mampatory refa te hatory @ atoandro...

* manao sport, footing tena tsemboka tsara @ week-end... tsy haiko aerobic kou hoan'le vevavy be cellulite reny.

=> refa mahia d miverena matavy ndray ;-) tsisy fun mintsy ra tsy zany :°)8)

bon courage,
17. fijo ( 10/02/2007 06:25)
an an,aza ferana ny kibo e.avelao izy mba haka ny anjarany fa aza ampiafiana izany.
kitjo an,aza miafy izany e,mofogasy ve ohatra no eo de regime no atao andoha
18. xxx ( 10/02/2007 15:16)
misy miresaka fiharetan-tory nareo teo, fa angaha tsy hoe mapatavy ny tsy fampia tory e? :roll: :idea:
19. tywa68 ( 10/02/2007 20:20)
xxx : ahenao dhl fotsiny zay sakafo haninao dia aza mihinana be ny hariva. Misotro rano (tsy mamy) dia mihinana fruits sy légumes bdb dia mandeha tongotra fa tsy maka bus ohatr !
20. niryna ( 11/02/2007 07:13)
Ilay matory atoandro iny na 10 min fotsiny aza dia efa hita ny poid miakatra.Ireo tenenin'ny rehetra ireo no ataovy.Misotroa koa ranomangatsiaka vao maraina miaraka ny vinaigre iray sotrobe mbola tsy misakafo io.Sady mahatsara fo ny rano no manadio ny ao anaty ny vinaigre
Paoma marikivy(ilay maitso) no haingana be mihitsy.
Manaova lasary karoty miaraka ny laisoa ka manta daholo ireo miaraka ny voasarimakirana.Afangaroy ny salade ireo dia io no hohanina atoandro.Mihinana tsikelikely no tsy mampitombo noho ny mihinana fotoana lava kanefa ngeza ny fatrany.Raha azo atao dia menaka oliva no ampiasaina ny salady.Fadio ny dobera, ny sakafo misy la farine,ny vary raha te-ihinana dia ilay maron ireny tsy haiko ny filaza azy fa brown rice.Sasao foana ny vary vao andrahona.Voankazo karazany maro no atao goutez,tetehina atao salade de fruit.Aza mihinan-kinana ireny fakofakon-tsakafo ireny(ovy endasina).
Manaova tsamotady fa io no haingana mampihena ny kibo sy ny tavy. Rehefa noana aza mihinan-kanina fa misotro rano.Mila manao ezaka indrindra ny fanantanjahantena.Raha manana fiara dia ataovy alavitra no misy azy amin'izay voatery mandeha an-tongotra.Aza mandeha ascenceur raha azo atao fa mandehana tohatra foana.Isam-bolana dia refeso ny vatanao,ny kibo,tanana, fe-sns ary jereo matetika.Rehefa manao exercice ianao dia lasa nofo ilay tavy ka izay no mahatsara ilay mandrefy ny vatana rehetra.Andramo fa ireo no nataoko ary tsy niverina intsony ny taviko fa afaka manao ny akanjoko tsy omby ahy aho izao sady lasa misy bikany rehefa manao exercice.Raha misy possibilite dia manara ireny video ireny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4141