matavy loatra , dia mba tia hahia
41. vale
(
18/02/2007 15:45)
tsy dia hvt tsara ilay fanaovana régime aloh e, mila occupation indd2 marina, fa raha vao tsisy hatao tkoa anie ka ny hitsako foana ee, ny anah izao dia ny siligoma(maty a, niko:wink::-P) no tsy ataoko misaraka amiko, fa aleoko aza mihinana ny calorien'ny siramamy ao anatin'iny (na de oe sans sucre aza toa lainga be dol manko hono ireny???!!..) toa izay hi-grignoter, tsy rarahako na tsy hisolo mandritra ny tapak'andro aza lay siligaoma fa de zay aloh ny ahy ny solution hitako, stt zah tsy miasa izao.. ankoatr'ireo dia mila manao activité koa e, ...booboo: zany mintsy koa aky ny ahy koa, hihihi, aleoko manitsana any @ piscine avy eo, toy izay hifady zvt be de be ,hihihihihi.:wink:
43. sakaizakely
(
19/02/2007 14:11)
Vale,
Diso be toi :P, ilaina ny fanovana filamatra aratsakafo satria tsy ny hoe hampahia tena no tanjona voalohany, fa ny fahasalamana. Za klou mitandritandrina ihany nefa za koa tsy miasa sady tsara be le gato-ataoko an :lol: Ny saina ihany no mitondra an'io retsy a . Tsy hoe za mahia, fa miezaka ny tsy hitombo fotsiny. Fa mamorona occupations bedabe ato antrano no hevitra hitako, manao taozavatra miaraka amin'ny ankizy dia ampy.
Tandremo ihany ny siligaoma fa mampisy courant d'air :-D :-D :-D

46. vale
(
19/02/2007 16:05)
sakaizakely: :-D:-D:-D:-D:wink:...an,an, lay hoe mifady be ange tsy hoe dia mihinana zvt sucré be isan'andro kosany zah e:°):wink:, ny zvt gras moa dia efa tsy mba tiako h@ naha olona ahy:°)(misy kankana angamba:wink:)...:P
47. vale
(
19/02/2007 16:07)
...ny truc à la vapeur sy ny forongony aloha tena tsy lasako na izany aza,hihihihihi:wink:
48. vale
(
19/02/2007 16:26)
Fiffi:Fiffi: hakombona aky ny vava fa tsy sokatsokafana de tsy hidiran'ny rivotra a:-D
ka ny siligoma mahavoan'ny rivotra koh ! :roll:
51. tisera
(
20/02/2007 09:34)
:-D:-D:-D ka rehefa mivoaka anie ny setroka dia efa lasa izay ny rivotra é!dia tsy mibontsina ny kibo ...ohatra ahy aloha an ! ilay mandanjalanja ny sakafo hohanina sy ny mamehy tena tsindraindray tena vitako ihany fa ilay manao sport no tena mmmmh mbola tena mila ezaka goavana be!
sakaizakely =D=D @ ilay hoe ny fahasalamana no tena atao filamatra dia manaraka ho azy ny bika avy eo ... dia mba omeo ilay re-7 n'ilay gatô tsara be ataon-dry akia moa izahay hanovana ny gato efa énième édition ataoko ato an !
tsetsatsetsa tsy aritra :ny ahy izao nahazo mincisoupe-n'ny homeopharma aho nentin'olona avy any dago dia io no hohaniko rehefa hariva : vetivety kely dia vita é! moa ve tsy toy ny soupe na velouté knorr sy maggi! izaho koa mantsy mba te-hahia fa isaky izay mba mandefa sary any dago dia mahazo foana hoe : toa lasa fotsy be sady lasa ma...ta...vy an! dia tsy mazoto mandefa sary any aho nefa vao tsy mahazo rizareo dia mitaky dia miverina indray ny commentaire hoe niha-na...ta...vy an! nefa ny lanja tsy nitombo fa ny azy ny référence-ndrizareo dia t@ ilay mba kelikely taloha ihany!

52. vale
(
20/02/2007 19:45)
tisera: ka ny zvt kely kaloria ange tsisy pb:!: d'ailleurs ny ahy alou de efa ireny dol (saika e) ny vidiko, zvt à0% de mat grasse...fa ilay hihinana karaoty tsisy n'in sy salady lava ity ftsn tena tsy novitako:wink:...ilay siligoma indray hialàna @ le :miam:isaka ny mihetsika...fa io moa samy manao zay tiany e!:)
53. sakaizakely
(
20/02/2007 22:42)
za indray klou ry vale tsy mividy 0% sy allégés izany a ! Fandrebirebena vahoaka fotsiny ireny amiko ary rehefa tena dinihina tsy mampahia akory. Misy namako izay tena adepte an\'ireny mitsy nefa vao maika goavana be satria doubler-ny foana isaky ny mihinana fa hoe allégé hono. Nena dia ferako fotsiny ny zavatra hohaniko na au lait entier nature iny na aux fruits (yaourts ohatra) dia 1 isaky ny mihinana ihany. Dia mamiako @ fructose Vivis ny laitage nature fa tsy aspartame.
Rehefa mandeha resto indray dia tsy mifidy mintsy, fa mandritry 3-4 andro manaraka dia mitandrina be dia izay. Toy izany koa rehefa mihinana gato.
Ny karoty rapé sy salade (laitue, feuille de chêne, roquettes, mâches sns...) indray dia haniko @ sauce vinaigrette normale sady tsy ferako ny daoziny. Fa ny crudités ankoatrizay dia ampiarahiko @ sauce yaourt. 1 pot yaourt + 1/2 jus de citron + sira + ciboulette na persil ciselé dé voilà akia a :P
Ankoatrizay dia tsy mihinana vary fotsy, pate sy ovy betsaka, indrindra ny frites, poissons na poulets panés. Fadina raha azo atao ny produits non raffinés blanchis dia soloina riz noir na riz sauvage, pate sy pain complets na pain azyme, quinoa sns
Rehefa ela ny ela dia mihazatra rehefa farany dia tsy mahatsiaro manque akia a.
Tisera, alefako rahampitso ne re7, antenaiko fa tsy mbola anananao

54. vale
(
20/02/2007 23:43)
sakaizakely: tena ts fantatro aky le hoe vary fotsy tsy de tsara, fa saotra betsaka :P:-*, fa hosoloiko indray izany ny vary fihinako:P...ny px allégés klou nenah tsy doubléko ohatr'izany kah!:wink:
55. tisera
(
21/02/2007 08:26)
ny ahy koa aloha maraina dia 2 tranches de pain complet dia soupçon -na margarine + thé+ yaourt nature : somary constipée matetika koa aho mantsy dia mihinana zavatra be fibre ; izaho sy ny sucre ajouté tsy mpinamana mihitsy an (ankoatry ny gateau rehefa mbô fety sy annif é!): ohatra hoe thé, yaourt , sns... dia hohaniko @ izao sns dia asiako son d'avoine iray sotro rrehefa misakafo atoandro indrindra raha vary fotsy , au fait ny @ sakafo aho tsy dia hoe. Fa ohatr'ahy ange raha ny filazan'ny medecin traitant -ko dia tsy dia nisakafo loatra ity tena nampatavy fa nanao traitement hormonal t@ hoe hiteraka dia nony bevohoka koa mbola nanana olana kely dia sous progesterone foana indray koa , dia taty aoriana nitadyzandry indray (izay mbola tsy tonga foana:(:() dia mi-cumule eny ry tavy dia mi-s''incruste satria tsy ampy exercices physiques:-D:-D
56. sakaizakely
(
21/02/2007 09:47)
ka raha resaka hormonal izany ry tisera dia miandry élimination totale n'ilay produits angamba vao miverina @ laoniny ny toebatana. Za ndray klou tsy nila nanao traitement nefa na dia izany aza misy 4 kg tsy mety afaka mintsy eto @ fitombenako eto après zaza 2 mandreraka ahy mintsy. Izany no mahatonga ahy mitandrina ny eo aza tsy hita ny analana azy. Za ko tsy tia manao sport, tsisy fotoana moa no tena marina e ! Dia aleoko ny sakafo no tandremana.
Mazotoa aky dia tongava soa ny tisera kely n°2 fa ny tavy mihintsana ihany iny rehefa farany a ! :-*

57. tisera
(
21/02/2007 13:17)
sakaizakely :-*:-* fa kely anie izany 4kg izany après zaza roa e!
ary misy mahita ny lafiratsy sy lafitsaran'ny thé amincissant ve ? toa tena be dia be karazany mihitsy mantsy izao an ! ny ahy ilay thé tuocha no mba efa sotroiko matetika fa hoe mahatsara circulation hono é etc... dia ilay an'ny homeopharma koa fa ny hoe miha-mahia aloha an :? tsy dia hitako loatra!

58. sakaizakely
(
21/02/2007 14:02)
tisera, za nge kapohy dia tondé mora hita ilay 4 kilao e !
momba ny lasopy dia izao ihany ny principeny amiko : resaka hypo calorique ilay izy. Ary ny psykolojia n'ny vhv fotsiny hoe mihinana lasopy mampahia dia vonona be izy hihinana azy. Raha amiko manokana aloha, rehefa te hanao régime aho, ohatra avy mi resto iny, dia yaourt nature + fruit 1 fotsiny no haniko @ hariva + tisane na thé vert
Ny thé vert indray tsy hoe mampahia fa drainant ilay izy dia manampy @ fandevonana sy manala ny toxine, izany hoe mety mampahia ihany. Mahatsara fa reko hoe tsy mihoatra ny in3 isanandro.

60. Amazone
(
22/02/2007 05:52)
Ny fahiazana izany ry reto resaka hygiène alimentaire a! Mila misakafo équilibré tsara fa tsy hifady an'io rehetra io avy eo aretina no azo izay no tiko hotenenina.
- Fa raha matavy te hahia dé sport no atao. Dé ra te tsy hisy kibo dé tsisy afa tsy ny abdo. Fa izao, ny vary ahenao. Tsy régime io a! fa ny vehivavy gasy manko ny maha-be kibo azy dé ny fihinanam-bary be loatra. Dé mba solosoloina e! mba atao pate tsindraindray!
- dé ny sakafo misy fécule tsy ampiarahana. Ra mihinam-bary tsy asiana pate intsony, dé tsy asiana ovy intsony sns e!
- Dé mihinana legioma indrindra fa ireny legioma maintso ireny (haricot vert, brocolis...) ohanina manta no tena tsara satria be vitamine @ zay, dé mihinana voankazo.
- Misotro rano be. Tadidio fa fara faharatsiny 1.5l isan'andro ny rano tokony hosotroina. Dé tsy rano misy gaz a fa rano tsotra (jus de jirama hoantsika any dago e! ny aty manko ratsy be ny rano aty ra ny efa hitako aloha e!)
- Mila mihinana produit laitier koa e!
- Dé raha azo atao dé produit naturel hohanina fa tsy le efa voahodina bé produits chimiques ireny e! Raha te-hisotro jus dé aleo manamboatra fa tsy ilay efa vita tsisy voankazo akory fa concentré dé parfum no ao!
Dé ny hafatro, mihinana ny rehetra fa mila mahalala ny antonony. Raha azo atao dé aza misaute sakafo izano (le mifady mihinana mihitsy io a!) satria avy eo enao noana dé rehefa mihinana manaraka lasa mihinana be da be!
Zay no mba fantatro e