matavy loatra , dia mba tia hahia

21. booboo ( 11/02/2007 10:17)
tsambikina ve zany tsamotady ? mampa-nofosana io fa tsy mampahia. Mety Hihena ny pds fa kely fotsiny...
22. mahia ( 11/02/2007 10:24)
izaho indray ry reto te hatavy fa tsy mety mitsy ah! sambatra be ianareo rehetra izany:cry:
23. xxx ( 11/02/2007 13:29)
mapahy ny tsipi-tady ka, fa ny tsy fahampia-tory wa mapatavy, marina anie io e!!
24. kitjo ( 11/02/2007 15:11)
ny mihazakazaka koa aza mampatavy refa tsy tohizana..lol

nyrina> fakofakon-tsakafo..hiihhiih...junk food v ny dikan' io?:lol:

simplex> ra tsy fahampia-tory dia ny ahy tsy mba 5j fts fa mandritry ny taona nohon' ny decalage...fa eeee

zany oe ny fanafodiny ry zareo dia manaova fts akanjo zay mampa a l'aise ah! rehefa "comfortable" enao anaty akanjo tsy koi zany io....

ny saina koa ange no tena mitondra an' io e, refa voa manko ny saina d lasa manao an le akanjo gilobaka be reny hoe hanakona lay tavy nea iny vao mainka mi-attirer ny mason' ny olona..

fa na manao akanjo somary sexy aza ka tsy le sosisy b reny fa a l'aise tsara vao mainka tsara
25. vale ( 11/02/2007 20:07)
kitjo: hihihihihi:°), ..;ka izy anie izany mety efa somary sosisy kely ihany satria 88kg pour 1m55 ..

tsy vahaolana aloha ny tsy fahampian-tory satria efa manao régime ve enao de mbola tsy ampy tory tsy de lasa kizitina be @izany:roll::-D:-D,..mety koa io ny tsipi-tady io kah, tadidiko t@ kely zah mamanay nanao an'io fa tena nihena izy an:°)... ny stress koa ndray2 mapatavy fa alamino ny saina raha oh ka misy pb..? :roll:

raha te hihena aloha de ny mihetsika no tsar2 koa fa lay manao régime @ sakafo tena mandreraka be, sady manimba saina, satria zvt tsy tinao akory no hoaninao sns, fa raha afaka manao sport de ataovy, mandeha tongotra, sns,...

Kitjo: f'ahoana kalo zany mihazakazaka mapatavy izany hoe raha tsy tohizana, ...tena marina ve io?;-)
26. xxx ( 12/02/2007 05:14)
mahia:

izaho indray ry reto te hatavy fa tsy mety mitsy ah! sambatra be ianareo rehetra izany:cry:


mitotoa koba

27. xxx ( 12/02/2007 19:23)
manahia tena zany simple kely ry reto an, manaova excercice (sport, abdomino sy mihazaka, na manao marche isamaraina de mihena h oazy io) fa aza mifady hanina zany, fa ohanina ze tina de manao sport de mihena hoazy lasa hozatra ny jabora, n yhay kaloha zany no hataok oeee, tsy mihafy kaly hoe tsy hihinana an'itsy fa sao matavy non...ny ahy ohaniko daolo ze tiko de revo tady hahazo aina kely de manao sport dray d vita io.fa misy hakony @ vatana koa naie le regime na sakafo eee.
28. xxx ( 12/02/2007 19:51)
=))=))tsamotady a!=))=))=))aza mirediredy hoà!rehefa tsy ampy torimaso ny oll dia miha-matavy fa aza mirediredy! hitako ny olona any aminareo ry niryna no ngôda be daholo, kay tsy mahazo manao lasiesta na matory koh!:-@
29. latina ( 13/02/2007 07:42)
Ity ny regime an\'i Homeopharma omeny ny olona mividy ireo vokatra fanenana tena ao aminy, nihena aloha za nanaraka azy fa mila faharetana satria 5kilao ihany no azo ariana raha be indrindra, ao anatin\'ny 1 volana fa manjary mora miverina ny hatavezana.

Maraina:
- biscotte 3, na 2 tranche pain raci
- dité sahambavy 1 vera
- yaourt natiora 1

atoandro:
- lasary karaoty (manta) rapena eran\'ny baolina kely + citron + menaka 1 sotro lehibe fihinanana + sira + citron
- vary maina 6 sotro fihinanana, na ovy nandrahoina tamin\'ny rano 3, na vary sosoa 12 sotro fihinanana, na biscotte 2, na patte nandrahoina t@ rano 6 sotro.
-laoka: trondro andrahoina amin\'ny rano + sira, na hena 100g eo ho eo atono, na akoho 100g atono fa alana ny hodiny + sira, tsy dia tsara hono ny mampiasa epices.
- voankazo 1, ankohatra ny akondro, pasteky letchis

hariva:
- potage na legume + sira
- vary sosoa 12 sotro fihinanana, na vary maina 6 sotro, na ovy 3
- laoka, misafidy tahaka ny tamin\'ny atoandro.

Misotro rano anelanelam-potoana sy vao mifoha maraina eo ampandriana. Ny fomba fisotro rano dia toy izao: afaka 2h30 aorian\'ny sakafo vao tokony hisotro rano, ary 1h aorian\'ny nisotroana rano vao tokony hisakafo. Ny fampiarahana ny rano sy ny sakafo dia maha be kibo. Tsy voatery ho 1,5l akory ny rano tsy maintsy laniana fa miankina amin\'ny fahazakan\'ny tsirairay azy ary alefa miandalana.

Ankohatr\'ireo dia fadiana ny sakafo be lafarinina, sucrerie, jus miampy siramamy, ny zava-pisotro misy alikaola.

Rehefa manomboka hita fa midina ny lanja dia manao fantanjahantena amin\'izay, mandeha tongotra, mihazakazaka, dimbazaha, ireo no tena tsara fa tsy dia mahery vaika ka ahatonga ilay tavy ho lasa hozatra, na mivadika toy iren\'ny hena @ trafonkena ireny fa ho very manaraka ny pipi.

Andramo sao dia mahasoa anao koa.

30. Fiffi ( 13/02/2007 22:00)
vary ve de fanaovana regime ?:roll:
31. latina ( 14/02/2007 13:31)
Fiffi> mety io hoan'ny gasy aty Dago ka! hihihi! ohatry ny tsy nampino ahy tamin'ny voalohany fa nety, saingy miadana dia miadana ny vokatra azo!
Misy soratra eo ambanin'ilay régime omeny hoe: menu équilibré à 1200 kal par jour, tsy vary mena kosa aloha an. Miaraka amin'ireo gamme vidiana ao aminy ireo mazava ho azy.
32. fotsy ( 14/02/2007 14:31)
Za in1 matavy ry reto fa ny kobo iany no tiako ahena fa ny vatako ts tiako hihena. de inona ary no tokony ataoko?
33. booboo ( 14/02/2007 14:34)
loza bee zany régime zany lé ! Aleoko mamono tena milomano adiny 100 toy izay hihinana ihany nefa tsy voky sady misy fadiana koa en plus n'izay. aaaa ...tsy manao zà lé !
34. kitjo ( 14/02/2007 16:24)
ny mahavoa na le regime oh zao ang erefa miverina normale grave e...lasa manao yo-yo le poids

raha hahatohy foana moa haninona...au moins manao an' io ngamba 4taona vao oe zatra an' io anefa aiza ndray ny nutrition hafa avy eo?

fotsy> manaova abdo e...d rano rano rano
35. fijo ( 14/02/2007 23:25)
ny abdo dia manamafy kibo fa tsy manena.ny mihazakazaka no manena an'io
36. Fiffi ( 15/02/2007 09:15)
37. harinah ( 16/02/2007 14:04)
manaova ohatra'ahy aza misakafo mintsy nefa za zao te hatavy be
38. sakaizakely ( 16/02/2007 23:26)
ny fahasalamana no tokony tsinjovina voalohany ho an\'ireo vaventy izany. Tsy tokony régime mihintsy no ataonao, fa manova tanteraka ny fomba fisakafoanana. Matetika manko ny oul manao regime dia tsy maharitra ela dia miverina @ fomba fihinana taloha dia very maina ny régime natao, moa mitarika ilay effet yoyo izay vao maika danz be hoan\'ny fahasalamana.
Samy manana ny méthode nefa ilaina fandinihana ihany alohan\'ny hanombohana azy hoe mba régime équilibré ve sao dia manaonao foana. Ny soupe aux choux sy ny régime hypocalorique dia mazava ho azy fa mampihena satria kely ny miditra. Fa raha vao miverina mihinana zavatra mahazatra dia miverina ho azy ny jabora. Tsy maharitra ny vokany no tena dikany.

Mila manova fahazarana tanteraka izany. toy ny filazan\'ny namana dia ahena ny menaka, sy mamy (sucre, féculents), ferana ny vary sy ny lafarina (mofo, pates) 200g isaky ny mihinana, ny saosy vinaigrette 1 sotro lehibe, ny voankazo tadidio fa mamy, mila ferana koa (1 na 2 dia ampy), mahereza mihinana crudités saosy yaourt na fromage blanc, légumes masaka à volonté.

Matetika koa rehefa tsy misy atao (ennui) dia lasa reflex ny fihinanana. Manaova activités sportives, manuelles, intellectuelles, mitadiava occupations tsy ahatsiarovana hanoanana.

Mahereza
39. tywa68 ( 17/02/2007 07:46)
tena zany voalazan'i sakaizakely izany mihitsy e ! ny fahasalamàna tsinjovina !
40. Fiffi ( 18/02/2007 15:12)
marina zany !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1026