Fandinihan-tena!

1. rakaroka ( 08/02/2007 18:48)
Ilaina 'ngamba izany amiko!
Moi... suis conscient de ce que je vis
Moi...suis connecté à mon être divin
Moi...suis mes convictions
Moi suis amour et paix
Moi...suis sûr d'être protégé
Moi... suis Béni par Dieu tout Puissant, Anges et Maîtres
Moi...suis guidée par mon être Supérieur.
Moi...suis protégé de toute négativité
Moi...suis prospérité et Chance et Abondance
Moi...suis emplit d'Amour et redonne cet Amour.
Moi...suis unit à...par l'amour et la paix, rien ne peut nous nuire ou ralentir
Moi...suis celle/celui par qui vient la Lumière Divine
Moi...suis celle/celui par qui le Christ rayonne.
novalian'i prime ny 14/03/2007 06:20
2. Zina ( 08/02/2007 19:05)
eeeeee ka rehefa eo ilay MOI dia tsy mety intsony ko...
3. LazaDaddy ( 08/02/2007 19:50)
MOI?
prospérité?
Chance?
Abondance?

Mila mandini-tena marina isika raha mbola ireo foana no eritreretina :)
4. xxx ( 08/02/2007 21:13)
=D=D=D=D=D rakaroka
5. xxx ( 08/02/2007 21:30)
moi, moi, moi, ... = pure egoisme.

rien a discuter..
6. Fiffi ( 08/02/2007 22:00)
fa iza io MOI io ? :roll:
7. soanja ( 09/02/2007 01:23)
rakaroka:

Ilaina 'ngamba izany amiko!
Moi... suis conscient de ce que je vis
Moi...suis connecté à mon être divin
Moi...suis mes convictions
Moi suis amour et paix
Moi...suis sûr d'être protégé
Moi... suis Béni par Dieu tout Puissant, Anges et Maîtres
Moi...suis guidée par mon être Supérieur.
Moi...suis protégé de toute négativité
Moi...suis prospérité et Chance et Abondance
Moi...suis emplit d'Amour et redonne cet Amour.
Moi...suis unit à...par l'amour et la paix, rien ne peut nous nuire ou ralentir
Moi...suis celle/celui par qui vient la Lumière Divine
Moi...suis celle/celui par qui le Christ rayonne.

Rehefa feno ireo dia izay no atao hoe lafatra aky Rakaroka. Misaotra nizara o.

8. rakaroka ( 09/02/2007 05:41)
Zina:

eeeeee ka rehefa eo ilay MOI dia tsy mety intsony ko...

Satria toa fatra-pihevitra ny hafa loatra angamba
dia manadino ilay "ianao" indray aza no ampiasaiko e.
diniho tsara ny hoe tiava ny namanao tahaka ny tenanao, matoa natao hoe tahaka dia iny no modèle.
9. rakaroka ( 09/02/2007 05:49)
LazaDaddy:

MOI?
prospérité?
Chance?
Abondance?

Mila mandini-tena marina isika raha mbola ireo foana no eritreretina :)

tahaka izao no fampiasantsika ny "vérsée biblika":
potehina ny tontolon'hevitra, tsy hisian'ny "sens"
araka ny tokony ho izy intsony!...
mazava ny resako eto fa bloquen-teny no nomeko ka raha tsy hihevitra raha tsy ireo ianao dia mandringa BBBBBBBBbbbbbbbe ny hevitra:
Fa raha ny marina @ maha zanak'ilay namorona antsika tao @ Genesisy ( raha iny no ivavahana) dia natao hanana ireo isika!

10. rakaroka ( 09/02/2007 05:55)
xxx:

moi, moi, moi, ... = pure egoisme.

rien a discuter..

Tsy ny teny "Moi" no maha-égoiste fa ny ampiasanao izany,
Raha apetraka @ fahendrena izany
ary raha afatotra @ izay voalaza eto tsy hitako loatra izay maha "égoiste" déplacé TANTERAKA ilay antsoina hoe "égoiste", au contraire izay angamba no anoharan'ny baiboly ny hoe aoka ho fianarana ho an'ny tsy mino ianareo dia ny fitondra-tena tsara
11. rakaroka ( 09/02/2007 06:14)
Fiffi:

fa iza io MOI io ? :roll:

figurez-vous hoe fa tahaka ny inn hono no fiheverana an'i Kristy ho avy hitsara ny velona sy ny maty!
Mpitsara?...Mpanameloka?...Ary raha ho avy tokoa Izy avec notre état actuel?...hihaotra Izy,...étatn'olon honnète et sincère ary mbô "ajusté" @ takian'Atra @ olona no mendrika hitsena Azy!
Raha toa toetra feno fanambakana ny hafa,fo tsy madio,sns.fimamoana,sns,sy izay karazana haratsiana
tahaka izay iainana @ faritra maro no manjaka, raha tsy ny "Moi" tsi1/1 no tonga saina
"hibebaka sy hiala @ ratsy fanao"no filaza azy?...
ho sarotra @ "TOI" ary na Atra aza ho sahirana @ olona tsy miraika loatra Aminy ka!....
12. rakaroka ( 09/02/2007 06:18)
soanja:

rakaroka:

Ilaina 'ngamba izany amiko!
Moi... suis conscient de ce que je vis
Moi...suis connecté à mon être divin
Moi...suis mes convictions
Moi suis amour et paix
Moi...suis sûr d'être protégé
Moi... suis Béni par Dieu tout Puissant, Anges et Maîtres
Moi...suis guidée par mon être Supérieur.
Moi...suis protégé de toute négativité
Moi...suis prospérité et Chance et Abondance
Moi...suis emplit d'Amour et redonne cet Amour.
Moi...suis unit à...par l'amour et la paix, rien ne peut nous nuire ou ralentir
Moi...suis celle/celui par qui vient la Lumière Divine
Moi...suis celle/celui par qui le Christ rayonne.

Rehefa feno ireo dia izay no atao hoe lafatra aky Rakaroka. Misaotra nizara o.

Matetika négligén'ny olona ny teny hoe "Aoka ianareo ho tanteraka tahaka ny fahatanterahan'ny Rainareo izay any an-danitra, anefa natsoina ho am'izany tokoa isika fa tsy hoe hialokaloka ambany "fahalemena" sy ota fotsiny sanatria!
13. prime ( 09/02/2007 11:29)
rakaroka:
figurez-vous hoe fa tahaka ny inn hono no fiheverana an\'i Kristy ho avy hitsara ny velona sy ny maty!
Mpitsara?...Mpanameloka?...Ary raha ho avy tokoa Izy avec notre état actuel?...hihaotra Izy,...étatn\'olon honnète et sincère ary mbô \"ajusté\" @ takian\'Atra @ olona no mendrika hitsena Azy!

Fanamarihana :

  1. Andriamanitra dia Mpitsara tokoa
  2. Kristy sy ny Fanahy Masina no Mpisolovava
  3. Satàna sy ny forongony no Mpanameloka

Andriamanitra tsy manameloka n\'iza n\'iza, fa tsy miaro fotsiny izay tsy Azy...

Izany no mbola mahafitiavana Azy ary voalazan\'ny soratra masina...
14. rakaroka ( 09/02/2007 13:40)
prime:

Io Prime dia samy manana ny "endrik'Andriamanitra en
face-ny angamba ny tsi1/1 raha mpitsara no hiheveranao azy araka ny soratra inoanao dia ho izany
izany Izy aminao f'izao, 'zaho tena mino fa tsy izay
loatra no maha Izy azy: tahaka ny Ray miteny tsotra ny zanany @ tsy mety ataony ny fitsarany, ka raha manao ny di-dohany ilay zaza mazava ho azy fa à ses risques et péril. J'ai du mal hieritreritra hoe ny Raiko no hitsara ahy any @ tribonaly!Ary tsy ny soratra mihitsy no 'ndeha ho inoako manoloana ny
fifamatoran'ny Ray @ zanany sy vice versa!
15. rakaroka ( 09/02/2007 14:54)
Dia raha hoe Kristy sy ny fanahy Masina no mpisolo-vava : Ny mpanao heloka sy ny mpanao ratsy koa izany isoloany vava, dia ny zanaky ny maizina rehetra , izany hoe izao tontolo izao satria mitanila lé fitsarana raha tsy hanana mpisolo vava ireny!

Ny hoe ny devoly mpanameloka: koa raha équipany ve 'ndeha ho helohiny?....

Mba resaka mitombina mety ho takatry ny saina resahina e fa raha 'ndeha hinohino fahatany izao atsanga tsy aman'orana izao, tsy izaho velively izany sipa izany!...
16. Zina ( 09/02/2007 15:44)
rakaroka [ Valio ] 09-02-2007 06:41:52
Lohateny : Re : Fandinihan-tena!
Hoy i Zina:

eeeeee ka rehefa eo ilay MOI dia tsy mety intsony ko...

Satria toa fatra-pihevitra ny hafa loatra angamba
dia manadino ilay "ianao" indray aza no ampiasaiko e.
diniho tsara ny hoe tiava ny namanao tahaka ny tenanao, matoa natao hoe tahaka dia iny no modèle.

Tsara aloha ilay tsikera nataonao e....
Fa raha mbola eto an-tany isika dia ny MOI no voalohany na dia tsy atao expret ary (inconsciemment)
Ka izy dia ISIKA rehetra mihitsy ka... satria io no nitombohan'ny fahotana teto an-tany...
Ny zavatra ataotsika dia ny mihezaka ny manala ny MOI a travers Jesosy...:wink::wink:
17. booboo ( 09/02/2007 15:52)
Fa maninona kay no tsy tondé atao hoe " izaho " fa asarotina @ teny frantsay hoe " moi " ? na ekeko aza fa misy faha samy hafany ny " moi " sy ny " je "....
18. hearty ( 09/02/2007 20:24)
Zao kosa aloha rakaroka : tsy laviko fa
1)Andriamanitra Ray b famindrapo tokoa Izy kanefa koa ny SM de milaza fa Atra marina izy koa na zanany aza rehefa meloka dia meloka izany ( moa tsy izany v no nihatra t@ kristy teo amin'ny hazo fijaliana)
Noho izany rehefa meloka dia meloka izany hoe izay tsy mino ny zanaka dia tsy manana ny fiainana mandrakizay fa voaheloka.

2)Ilay hoe Kristy mpisolo vava anie ka izay azy no soloiny vava e fa tsy hoe ity rehetra naniratsira azy sy tsy nino Azy akory ity eh " Manana mpisolo vava ao @ Ray isika dia Kristy izany"

3) Ny hoe Satana mpanameloka dia mazava hoazy fa tsa hanameloka izay azy izy fa vao mainka aza ampirisihany hilentika ao @ ota hatrany izay ekipny fa izay an'i Kristy no ampangainy hatrany @ zay ataony rehetra ( atamberiny aminao ny fahotanao taloha nadia efa nifonanao ary na efa navelan'ny Tompo aza; asainy misalasala hatrany ianao @zay atao ; raha vao misy echec eo aminao de asainy manamelotena ianao sns eh)

19. Zina ( 09/02/2007 22:02)
ka ilay size anie MOI e hihihihi

Ny hoe Satana mpanameloka dia mazava hoazy fa tsa hanameloka izay azy izy fa vao mainka aza ampirisihany hilentika ao @ ota hatrany izay ekipny fa izay an'i Kristy no ampangainy hatrany @ zay ataony rehetra ( atamberiny aminao ny fahotanao taloha nadia efa nifonanao ary na efa navelan'ny Tompo aza; asainy misalasala hatrany ianao @zay atao ; raha vao misy echec eo aminao de asainy manamelotena ianao sns eh)

marina mihitsy io
20. niryna ( 10/02/2007 05:43)
xxx:

moi, moi, moi, ... = pure egoisme.

rien a discuter..

Tiava ny namanao tahaka ny tenanao.Ahoana no hitiavanao azy raha moi.moi.moi foana.Tsy mijery ny hafa izany.Fitiavantena tanteraka.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0981