Fandinihan-tena!
61. prime
(
23/02/2007 14:56)
cutie> Tsy azonao ilay fanontaniana an...:lol:... rakaroka tsy mijery hoe aiza Andriamanitra rehefa manao examen de conscience ka enao sy Andriamanitra ahoana?:-D:-D
62. cutie
(
23/02/2007 15:03)
Teny ao @ baiboly koa ny hoe:"Izay madio am-po no
hahita an'Atra".
Izay no nahatonga ilay "Moi" fa tsy Toi sns avy hatrany!
63. cutie
(
23/02/2007 15:04)
Mpandefa : prime [ Valio ] 23-02-2007 15:56:35
Lohateny : Re : Fandinihan-tena!
cutie> Tsy azonao ilay fanontaniana an...... rakaroka tsy mijery hoe aiza Andriamanitra rehefa manao examen de conscience ka enao sy Andriamanitra ahoana?
i prime no mieriteritra an'zany fa tsy i rakaroka :-D:-D:-D
64. tarehy
(
23/02/2007 17:09)
Manao ahoana daholo
Mamaky ny dinika rehetra eto aho ary zao no zavatra mba voatsikaritro.
Hita mihavakavaka mihintsy hoe iza no katolika ary iza no protestanta .
Ny protestanta dia miziriziry @ heviny , tsy hoe mitsara akory aho sanatriavina zany fa mba fandinihina fotsiny ny ahy. Ka mamela ahy ianareo raha toa ka raisinareo hoe mitsara aho.
Andriamanitra hiany no mitsara fa tsy anjarako zany.
I Prime ve pretra ? sa fifohazana , sa mpiandry ? i Nyrina ve tena mpiandry marina ? ny zavatra tsikaritro manko dia ohatran'ny hoe tsy misy fahamarinany ny zavatra mba lazain'ny hafa fa ny anareo hiany no marina.
Tsy milaza akory aho hoe tsy misy marina izay lazainareo , fa kosa mba avelao ny hafa mba hilaza izay tiany sady izany no finoany ka tsy hanomezantsiny azy ireo.
Samy manana ny finoany ny olona tsirairay , samy miziriziry @ ny azy fa aza raisinareo ho tsy marina foana izay lazain'ny hafa.
Mandiniha tena aby ry zareo e .Misaotra anaro.

65. rakaroka
(
23/02/2007 19:05)
prime:
rakaroka> Dia raha ny hevitrao izany dia ahoana ny fomba atao hahazoana fahadiovam-po? amin'ny fahaizana sy ny herin'ny tena ve, satria hoe "examen de conscience du moi"?...
Tsy maintsy miainga @ hoe "conscience personnelle" mihitsy aloha fa tsy manarak'efa fotsiny! Dia arahina "initiative" miainga @ tena koa!
Raha ankinina @ hafa foana ny fitodika ka lay hafa koa anie miandry anao e!zavatra efa nomena "certain
atout" hoenti-miaina ny olona na dia ny fahafahana misaina sy mihevitra, misafidy ny tsara sy ny ratsy,
dia "anjarany kosa ny mbô mampanjary ity fiainana,
tahaka ny fanoharana ny talenta: efa nisy voa nafafy fa anjarantsika ny mikolo ahalafatra izany ka tsy ankinina @ Atra sy ny fanahy Masina daholo ny rehetra
satria responsable @ fanjariana ny fiainana koa isika!
66. prime
(
26/02/2007 11:49)
tarehy> Misaotra...
Ny hoe miziriziry amin\'ny hevitra dia tsy tsy izaho aloha izany fa izaho anisan\'ny manohana mihitsy ny fisokafan\'ny adihevitra... fa raha resaka Tenin\'Andriamanitra kosa dia izaho tsy miala amin\'izay voalaza, na \"miziriziry\" na \"tsy misy fotony\", izay ilazàna azy tsy maninona fa ny Tenin\'Andriamanitra tsy maintsy ambara... izany rahateo no lazaiko eo ambony eo...
Hamafisiko etoana, ny fandinihan-tena Kristiana dia mibanjina an\'i Kristy... ka raha misy milaza ho Kristiana dia ny fibanjinana an\'i Kristy no fandinihan-tena lalina tokony hatao...
Ny fandinihan-tena \"rakaroka\" indray dia an\'ny tsirairay ny mandray na tsia fa malalaka izany...
tarehy:... Ka ny Tenin\'Andriamanitra anie ry tarehy tsy misy maha Katolika, tsy misy maha Protestanta e... Tsy ny Katôlika na ny Protestanta, na ny anaram-piangonana no manana ny marina fa Jesosy Kristy irery ihany...
...Hita mihavakavaka mihintsy hoe iza no katolika ary iza no protestanta . Ny protestanta dia miziriziry @ heviny , tsy hoe mitsara akory aho sanatriavina zany fa mba fandinihina fotsiny ny ahy. Ka mamela ahy ianareo raha toa ka raisinareo hoe mitsara aho.
Andriamanitra hiany no mitsara fa tsy anjarako zany.
Ny hoe miziriziry amin\'ny hevitra dia tsy tsy izaho aloha izany fa izaho anisan\'ny manohana mihitsy ny fisokafan\'ny adihevitra... fa raha resaka Tenin\'Andriamanitra kosa dia izaho tsy miala amin\'izay voalaza, na \"miziriziry\" na \"tsy misy fotony\", izay ilazàna azy tsy maninona fa ny Tenin\'Andriamanitra tsy maintsy ambara... izany rahateo no lazaiko eo ambony eo...
tarehy:... Ka ny fizaràna ny Tenin\'Andriamanitra amiko aloha tsy miankina amin\'ny asa sy ny fanompoana ary ny anarana eo anivon\'ny fiangonana (Pretra, Fifohazana, Mpiandry...) fa tokony ataon\'ny mpino rehetra tsy an-kanavaka... raha izaho no anontanianao dia Laika aho... i niryna indray dia tsy fantatro fa dia mipetraka aminy ny fanontaniana...
I Prime ve pretra ? sa fifohazana , sa mpiandry ? i Nyrina ve tena mpiandry marina ?
tarehy:... Aoka aloha hazava fa raha ny tenako mbola tsy niteny mihitsy hoe izay lazaiko ry zareo no tena marina fa tsy misy marina avokoa izay lazain\'ny hafa... efa miteny aho ary tsara raha iverenanao vakiana tsara ny voalazako ao ambony ao fa ny hevitro dia tsy voatery ho marina... fa ny lazain\'ny soratra masina kosa dia sady marina, no mitombina no masina... anjaran\'ny tsirairay anie ny mino izay voalazan\'ny soratra masina na tsia fa tsy misy an-tery hoy aho e...
ny zavatra tsikaritro manko dia ohatran\'ny hoe tsy misy fahamarinany ny zavatra mba lazain\'ny hafa fa ny anareo hiany no marina.
Tsy milaza akory aho hoe tsy misy marina izay lazainareo , fa kosa mba avelao ny hafa mba hilaza izay tiany sady izany no finoany ka tsy hanomezantsiny azy ireo.
Samy manana ny finoany ny olona tsirairay , samy miziriziry @ ny azy fa aza raisinareo ho tsy marina foana izay lazain\'ny hafa
tarehy:... Tena misaotra anao indrindra koa... Rehefa misy lohahevitra iray miseho dia amiko manokana tsara sady tokony ataon\'ny mpino rahateo ny manambara ny hevitry ny soratra masina... raha tsy manao izany izy no mampieritreritra ny mahampino azy fa tsy hoe ny fanaovany izany indray no tokony handinihan-tena...
Mandiniha tena aby ry zareo e .Misaotra anaro.
Hamafisiko etoana, ny fandinihan-tena Kristiana dia mibanjina an\'i Kristy... ka raha misy milaza ho Kristiana dia ny fibanjinana an\'i Kristy no fandinihan-tena lalina tokony hatao...
Ny fandinihan-tena \"rakaroka\" indray dia an\'ny tsirairay ny mandray na tsia fa malalaka izany...
67. prime
(
26/02/2007 13:17)
rakaroka:... Raha azoko tsara ny ambaranao izany dia miankina amin\'ny fahaizan\'ny tsirairay sy ny ezaky ny tsirairay mihitsy no ahazoana fahadiovam-po... dia aiza ho aiza ny toeran\'Andriamanitra raha izany?
Tsy maintsy miainga @ hoe \"conscience personnelle\" mihitsy aloha fa tsy manarak\'efa fotsiny! Dia arahina \"initiative\" miainga @ tena koa!
Raha ankinina @ hafa foana ny fitodika ka lay hafa koa anie miandry anao e!zavatra efa nomena \"certain
atout\" hoenti-miaina ny olona na dia ny fahafahana misaina sy mihevitra, misafidy ny tsara sy ny ratsy,
dia \"anjarany kosa ny mbô mampanjary ity fiainana,
tahaka ny fanoharana ny talenta: efa nisy voa nafafy fa anjarantsika ny mikolo ahalafatra izany ka tsy ankinina @ Atra sy ny fanahy Masina daholo ny rehetra
satria responsable @ fanjariana ny fiainana koa isika!
68. cutie
(
26/02/2007 14:11)
Raha azoko tsara ny ambaranao izany dia miankina amin'ny fahaizan'ny tsirairay sy ny ezaky ny tsirairay mihitsy no ahazoana fahadiovam-po... dia aiza ho aiza ny toeran'Andriamanitra raha izany?
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
71. Fiffi
(
26/02/2007 17:29)
tarehy:tokony lazaina atsy ambony atsy io.....
fa kosa mba avelao ny hafa mba hilaza izay tiany sady izany no finoany ka tsy hanomezantsiny azy ireo.
Samy manana ny finoany ny olona tsirairay ,
72. prime
(
27/02/2007 06:40)
Fiffi> Atsy ambony aiza ry fiffi?
cutie> Be sisika ahoana indray e? ka rehefa tsy mazava dia angatahana fanazavàna...:-D:-D
cutie> Be sisika ahoana indray e? ka rehefa tsy mazava dia angatahana fanazavàna...:-D:-D
73. xxx
(
27/02/2007 06:54)
Raha azoko tsara ny ambaranao izany dia miankina amin'ny fahaizan'ny tsirairay sy ny ezaky ny tsirairay mihitsy no ahazoana fahadiovam-po... dia aiza ho aiza ny toeran'Andriamanitra raha izany?
Tsy azonao tsara ny notenenin'i Rakaroka :lol:
Andriamanitra manome,
zavatra efa nomena "certain
atout" hoenti-miaina ny olona na dia ny fahafahana misaina sy mihevitra, misafidy ny tsara sy ny ratsy,
fa avy eo koa ny olona manana ny anjara asany
anjarany kosa ny mbô mampanjary ity fiainana,
74. prime
(
27/02/2007 07:48)
rakaroka:... sy ny hoe :
Tsy maintsy miainga @ hoe \"conscience personnelle\" mihitsy aloha fa tsy manarak\'efa fotsiny! Dia arahina \"initiative\" miainga @ tena koa!
izy koa:... Ny fahazoako ny lazain-drakaroka dia Andriamanitra tsy hoe \"manome\" fotsiny fa tanjona iray tratrarina ny hitovy amin\'Andriamanitra satria ny olombelona dia nataony mitovy aminy nefa tsy \"parfait\" ka tokony handinin-tena mba hanana ilay hery itoviana Aminy... sa ts\'izany ry rakaroka? ahitsio raha tsy izany...
Mbola manantitra ny hoe misy réglement de conscience atao amin\'ny tena mihitsy ....vao miampita mankary....Izay no nahatonga ilay \"Moi\" fa tsy Toi sns avy hatrany!
Izany ve midika hoe Mpanome Andriamanitra fa an\'ny olona sisa ny tohiny? izay ilay anontaniako... hoe aiza marina ny toeran\'Andriamanitra?...
75. Fiffi
(
27/02/2007 08:28)
Raha ny marina dia tokony hoe inona ny zavatra nataon'Andriamanitra taminao izay mino, inona no mampiavaka anao izay mino amin'ny tsy mino raha manivaiva azy ianao. Atao hoe mino aho saingy tsy ankasitrahako mihitsy ny fanaratsianareo ny tsy mino. Aiza ny didim-pitiavana amin'ny fomba fiteninareo?prime: ao @ le dinika "TSY MISY ANDRIAMANITRA?"
77. cutie
(
27/02/2007 16:49)
cutie> Be sisika ahoana indray e? ka rehefa tsy mazava dia angatahana fanazavàna...
ka le izy efa nazavavain'i rakaroka sy ry xxx sasany , fa i prime no be sisika mampiditra zavatra hafa , tinao ampidirina, hampitovy ny fihevitrao @le fihevitry le size, de lasa mifanipaka be le izy , de i prime mbola mitady an;le izy ihany nefa efa hainy no tiany ahatongavana @ le size :-D:-D:-D:-D
79. ikaretsaka
(
28/02/2007 15:43)
fa isika tokoa ve tsy afaka mba miteny hoe za katolika, za protestanta, za fifohazana, za zao sns.. fa toa ankolaka foana..
za zao ohatrakatolika, fa misaina araka ny zezoita satria lehibe sy notezaina tao!
tsy moine aho akory na somary mitokatoka monina izay aza:wink:
za zao ohatrakatolika, fa misaina araka ny zezoita satria lehibe sy notezaina tao!
tsy moine aho akory na somary mitokatoka monina izay aza:wink:
80. xxx
(
28/02/2007 15:55)
ka le izy efa nazavavain'i rakaroka sy ry xxx sasany , fa i prime no be sisika mampiditra zavatra hafa , tinao ampidirina, hampitovy ny fihevitrao @le fihevitry le size, de lasa mifanipaka be le izy , de i prime mbola mitady an;le izy ihany nefa efa hainy no tiany ahatongavana @ le size
soratra efa mazava be io fa mahagaga ahy i prime
zavatra efa nomena "certain
atout" hoenti-miaina ny olona na dia ny fahafahana misaina sy mihevitra, misafidy ny tsara sy ny ratsy,
dia "anjarany kosa ny mbô mampanjary ity fiainana,
tahaka ny fanoharana ny talenta: efa nisy voa nafafy fa anjarantsika ny mikolo ahalafatra izany ka tsy ankinina @ Atra sy ny fanahy Masina daholo ny rehetra
satria responsable @ fanjariana ny fiainana koa isika!
Andriamanitra manome - fa responsable koa ny olona. :lol: