Fandinihan-tena!

81. rakaroka ( 28/02/2007 16:44)
prime:

rakaroka:
Tsy maintsy miainga @ hoe \"conscience personnelle\" mihitsy aloha fa tsy manarak\'efa fotsiny! Dia arahina \"initiative\" miainga @ tena koa!
... sy ny hoe :
izy koa:
Mbola manantitra ny hoe misy réglement de conscience atao amin\'ny tena mihitsy ....vao miampita mankary....Izay no nahatonga ilay \"Moi\" fa tsy Toi sns avy hatrany!
... Ny fahazoako ny lazain-drakaroka dia Andriamanitra tsy hoe \"manome\" fotsiny fa tanjona iray tratrarina ny hitovy amin\'Andriamanitra satria ny olombelona dia nataony mitovy aminy nefa tsy \"parfait\" ka tokony handinin-tena mba hanana ilay hery itoviana Aminy... sa ts\'izany ry rakaroka? ahitsio raha tsy izany...

Izany ve midika hoe Mpanome Andriamanitra fa an\'ny olona sisa ny tohiny? izay ilay anontaniako... hoe aiza marina ny toeran\'Andriamanitra?...


Marina izany ry Prime: tsy tokony hadino ny mikolo,
manatsara, ary manana rôle Goavana koa isika hanjariana ny fiainana fa tsy hanankina fotsiny aminy ny zava-drehetra!...

82. rakaroka ( 28/02/2007 17:03)
prime:

rakaroka:
Tsy maintsy miainga @ hoe \"conscience personnelle\" mihitsy aloha fa tsy manarak\'efa fotsiny! Dia arahina \"initiative\" miainga @ tena koa!
Raha ankinina @ hafa foana ny fitodika ka lay hafa koa anie miandry anao e!zavatra efa nomena \"certain
atout\" hoenti-miaina ny olona na dia ny fahafahana misaina sy mihevitra, misafidy ny tsara sy ny ratsy,
dia \"anjarany kosa ny mbô mampanjary ity fiainana,
tahaka ny fanoharana ny talenta: efa nisy voa nafafy fa anjarantsika ny mikolo ahalafatra izany ka tsy ankinina @ Atra sy ny fanahy Masina daholo ny rehetra
satria responsable @ fanjariana ny fiainana koa isika!
... Raha azoko tsara ny ambaranao izany dia miankina amin\'ny fahaizan\'ny tsirairay sy ny ezaky ny tsirairay mihitsy no ahazoana fahadiovam-po... dia aiza ho aiza ny toeran\'Andriamanitra raha izany?


Aiza ny toeran'Andriamanitra?
Ao am-po voadio hitoeran'ny "honnèteté" sy ny "sincèrité" : mieux placé aza Izy @ izay fotoana noho ny mivalona any anaty baiboly any, rahateo toerana ankasitrahany koa anie izany e!

83. fijo ( 01/03/2007 05:33)
ika an,ka efa zatra mamitaka ny sasany dia tsy sahy milaza mivantana ka
84. prime ( 01/03/2007 11:36)
rakaroka> Misaotra... izay ahay dia mazava ny tianao lazaina... izay mantsy no nanontaniako efa ela2 ihany...
xxx> :-D:-D:-D...
cutie> Izay manontany kay moa izany izao no atao hoe \"besisika\"? soa fa fantatra...:-D:-D
Tena mahagaga ny famakianao teny raha izany an... izay mantsy no mahavariana aminareo \"mivaha\" saina itony... na zavatra farany izay tsotra aza no anontaniana dia lazaina fa misy ambadika foana... tena mahavàka...:-D:-D:-D=))
85. rakaroka ( 01/03/2007 12:35)
prime:

rakaroka> Misaotra... izay ahay dia mazava ny tianao lazaina... izay mantsy no nanontaniako efa ela2 ihany...
xxx> :-D:-D:-D...
cutie> Izay manontany kay moa izany izao no atao hoe \"besisika\"? soa fa fantatra...:-D:-D
Tena mahagaga ny famakianao teny raha izany an... izay mantsy no mahavariana aminareo \"mivaha\" saina itony... na zavatra farany izay tsotra aza no anontaniana dia lazaina fa misy ambadika foana... tena mahavàka...:-D:-D:-D=))


prime: Manamafy aho hoe mivavaha @ Andriamanitra
nahary mitantana izao tontolo izao, fa ny vavaka ankasitrahany indrindra dia ny fitondra-tena mendrika!Voadiniko tao @ baiboly hatrany @ Kaina sy Abela. Halako ny mofo misy masirasira indrindra teo @ fitondra-tena ...: maro anefa ny kristiana zary mialokaloka fotsiny @ hoe "kristy sorona" dia zary
négligén-drizareo ny fahamasinan-toetra: hadino fa ny tenantsika anie no tempoly VELONA fa tsy ilay fombafomba ivelany ihany! zary mibaboka mora fa andevon'ny ota...Koa tsy lavitra Bbbe an'Atra ve izany?...Misaotra eram-po eran-tsaina an'i Prime koa
nanaraka ny resako masiaka, sns...miharihary amiko aza ny vaigam-pitiavana nasesiky ny finoanao angamba:
MISAOTRA INDRINDRA!
Rakaroka

86. cutie ( 02/03/2007 01:30)
cutie> Izay manontany kay moa izany izao no atao hoe "besisika"? soa fa fantatra...
Tena mahagaga ny famakianao teny raha izany an... izay mantsy no mahavariana aminareo "mivaha" saina itony... na zavatra farany izay tsotra aza no anontaniana dia lazaina fa misy ambadika foana... tena mahavàka...

samy mitovy ihany ny famankiatsika teny zany, na ny lazaiko tsy azon'i prime, moa ny lazain'i prime tsy azoko , samy misy ambadika:-D:-D:-D:-D
87. prime ( 02/03/2007 08:20)
rakaroka:
prime: Manamafy aho hoe mivavaha @ Andriamanitra
nahary mitantana izao tontolo izao, fa ny vavaka ankasitrahany indrindra dia ny fitondra-tena mendrika!Voadiniko tao @ baiboly hatrany @ Kaina sy Abela. Halako ny mofo misy masirasira indrindra teo @ fitondra-tena ...: maro anefa ny kristiana zary mialokaloka fotsiny @ hoe \"kristy sorona\" dia zary
négligén-drizareo ny fahamasinan-toetra: hadino fa ny tenantsika anie no tempoly VELONA fa tsy ilay fombafomba ivelany ihany! zary mibaboka mora fa andevon\'ny ota...Koa tsy lavitra Bbbe an\'Atra ve izany?...

Misaotra amin\'ny fampirisihina sy ny fampatsiahivana mivavaka, tena zava-dehibe tokoa izany... Ianao no tena isaorana...

Fa izao no tiako ambara, io voalazanao io anie rakaroka no mahatonga ilay voalaza hoe tsy herin\'olombelona no ahazoana fahamasinana raha ny soratra masina no jerena e... fa ny Fanahin\'Andriamanitra (ilay Masina sy Mahery) no miasa... fa raha ny mahaolombelona dia efa nambaran\'Andriamanitra fa tsy misy marina na dia iray aza araka ny voasoratra hoe amin\'ny anaran\'i Kristy:

\"Fa tsy misy olona marina ambonin\'ny tany izay manao tsara ka tsy manota.\" Mpitoriteny 7:20

\"Lany tsy misy amin\'ny tany intsony ny tsara fanahy; Eny, tsy misy olo-marina ao amin\'ny olombelona; Samy manotrika handatsa-drà avokoa izy, Eny, mihaza ny rahalahiny amin\'ny harato izy rehetra.\" Mika 7:2

\"araka ny voasoratra hoe: Tsy misy marina na dia iray akory aza;\" Romana 3:10

Ny tena zava-doza ary ezahin\'Andriamanitra ampatsiahivina ny olombelona mandrakariva dia ny tsy iheveran\'ny olona fa mba manana ny fahamarinany ny olona... raha izany tokoa no marina tsy inona dia tsy ho toy izao ity izao tontolo izao ity...

Raha miaiky sy mibaboka amin\'Andriamanitra ny olombelona ka mibebaka amin\'ny ratsy ataony (TENA MIBEBAKA TOKOA) dia Andriamanitra mihitsy no manantanteraka ny teniny ka tsy mamela ny olony hitoetra ao amin\'ny tsy fahafenoana sy ny tsy fahombiazana ary ny tsy fahamasinana araka ny voasoratra hoe amin\'ny anaran\'i Jesosy :

\"raha ny oloko izay nantsoina amin\'ny anarako ho avy hanetry tena ka hivavaka sy hitady ny tavako ary hiala amin\'ny ratsy fanaony, dia hihaino any an-danitra Aho ka hamela ny helony ary hahasitrana ny taniny.\" II Tantara 7:14

Azoko ny tianao ahatongavana satria ny tianao ampitaina dia ny fiainam-pinoana ao amin\'Andriamanitra ho an\'ny olona tsy an-kanavaka... izany hoe toy ny olona efa mpino izay andriamaniny avy no tianao handinin-tena..

Ny tsy itoviako hevitra aminao dia izay efa nambarako tany aloha tany hoe ho an\'ny Kristiana dia tsy izay loatra no atao hoe fandinihan-tena, fa Jesosy no banjinina ary ny Teniny no hainoana sy dinihana ahafahana mandinika ny momba ny tena... Andriamanitra mihitsy no mandinika ny olona tsirairay avy ary ny mpino koa mandinika an\'Andriamanitra mandrakariva... ny firaisana ao amin\'izany no atao hoe fandinihan-tena Kristiana... ka ilay mpino miverina amin\'Izy Andriamanitra ary Andriamanitra mihaino ka manapaka ny momba Azy... araka ny voasoratra hoe :

\"Ary manana ny teny faminaniana atao mafy orina kokoa isika; koa raha mandinika izany ianareo, dia manao tsara, fa toy ny jiro mahazava ao amin\'ny fitoerana maizimaizina izany, mandra-pahazavan\'ny andro, ka miposaka ao am-ponareo ny fitarik\'andro;\" II Petera 1:19

\"Ary hovonoiko amin\'ny fahafatesana ny zanany; ary ny fiangonana* rehetra hahalala fa Izaho no mandinika ny voa sy ny fo; ary homeko araka ny asanareo avy ianareo rehetra. [* Gr. eklesia]\" Apokalypsy 2:23

cutie> io koa fa manao besisika nefa tsy mahazo resaka...:-D:-D:-D
88. cutie ( 02/03/2007 17:18)
samy mitovy ihany ny famankiatsika teny zany, na ny lazaiko tsy azon'i prime, moa ny lazain'i prime tsy azoko , samy misy ambadika
cutie> io koa fa manao besisika nefa tsy mahazo resaka...

[quote]cutie> Izay manontany kay moa izany izao no atao hoe "besisika"? soa fa fantatra...
Tena mahagaga ny famakianao teny raha izany an... izay mantsy no mahavariana aminareo "mivaha" saina itony... na zavatra farany izay tsotra aza no anontaniana dia lazaina fa misy ambadika foana... tena mahavàka...
89. Zina ( 02/03/2007 20:20)
ikaretsaka [ Valio ] 28-02-2007 16:43:42
Lohateny : Re : Fandinihan-tena!
fa isika tokoa ve tsy afaka mba miteny hoe za katolika, za protestanta, za fifohazana, za zao sns.. fa toa ankolaka foana..


ka tsisy idiran'ny maha katolika etc... samy mitazona ny BAIBOLY iray ireo rehetra ireo. ary samy manana finoana fa Jesosy no mpamonjy antsika...
90. fijo ( 03/03/2007 06:06)
cutie an,ny atao hoe mahazo miteny anie dia hoe "oui chef "e
91. rakaroka ( 04/03/2007 13:48)
[quote=cutie]
samy mitovy ihany ny famankiatsika teny zany, na ny lazaiko tsy azon'i prime, moa ny lazain'i prime tsy azoko , samy misy ambadika
cutie> io koa fa manao besisika nefa tsy mahazo resaka...

cutie> Izay manontany kay moa izany izao no atao hoe "besisika"? soa fa fantatra...
Tena mahagaga ny famakianao teny raha izany an... izay mantsy no mahavariana aminareo "mivaha" saina itony... na zavatra farany izay tsotra aza no anontaniana dia lazaina fa misy ambadika foana... tena mahavàka...



Ny olana fototra dia ireo mpino mifototra @ "famerenan-teny" ! Izay indrindra aza no
hilazako ny resaka @ "fomba hafa!" zary tsy misy fandinihina intsony rizareo ireny. Ilay izy anie tsy voafetran'ny teny ny fisehoan'Atra e. Possible @ endrika ivelan'ny soratra na ao anatin'ny olona
mivantana!...Afaka milaza koa anie izahay mpitazana hoe raha izany: "tsy ao amin' mpitory io mihitsy
ilay Atra fino satria ny anjerimanontolony aza toa tsy mifanaraka loatra @ ilay Izy izay!..."
Ny "fanahy Masina" afaka hilatsaka @ hafa mety tsy heverin'ny mpino ho manana izany akory satria toa rizareo kokoa aza no miaina izay voasoratra!...

92. cutie ( 04/03/2007 23:10)
Ny olana fototra dia ireo mpino mifototra @ "famerenan-teny" ! Izay indrindra aza no
hilazako ny resaka @ "fomba hafa!" zary tsy misy fandinihina intsony rizareo ireny. Ilay izy anie tsy voafetran'ny teny ny fisehoan'Atra e. Possible @ endrika ivelan'ny soratra na ao anatin'ny olona
mivantana!...Afaka milaza koa anie izahay mpitazana hoe raha izany: "tsy ao amin' mpitory io mihitsy
ilay Atra fino satria ny anjerimanontolony aza toa tsy mifanaraka loatra @ ilay Izy izay!..."
Ny "fanahy Masina" afaka hilatsaka @ hafa mety tsy heverin'ny mpino ho manana izany akory satria toa rizareo kokoa aza no miaina izay voasoratra!...

:-D:-D:-D:-D:-D
zay ndrindra manko =D=D=D=D
93. cutie ( 04/03/2007 23:11)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 03-03-2007 07:06:05
Lohateny : Re : Fandinihan-tena!
cutie an,ny atao hoe mahazo miteny anie dia hoe "oui chef "e

za kosa tsy manaiky an'zany
za tsy maintsy miteny refa hitako tsy mety :-D:-D:-D
94. prime ( 05/03/2007 10:59)
rakaroka:
Ny olana fototra dia ireo mpino mifototra @ \"famerenan-teny\" ! Izay indrindra aza no
hilazako ny resaka @ \"fomba hafa!\" zary tsy misy fandinihina intsony rizareo ireny.
Ny hoe tsy misy fandinihana aloha dia tsy dia mitombina rakaroka a... \"au contraire\" aza ny olona \"tena Kristiana\" dia vao maika ampahiratin\'Andriamanitra ny masony ary izay indrindra no maha \"mazava\" sy maha \"fanasina\" ireo...
rakaroka:
Ilay izy anie tsy voafetran\'ny teny ny fisehoan\'Atra e. Possible @ endrika ivelan\'ny soratra na ao anatin\'ny olonamivantana!......
... Marina tanteraka izany saingy na tsy voafetran\'ny Teny aza dia mbola ny Teny ihany no ahafahana mitsara sy mamantatra fa avy Aminy, ilay tena Andriamanitra marina io lazainao ambaràny mivantana amin\'ny io... fa tsy izay rehetra milaza ho mahafantatra na milaza amin\'ny anaran\'Andriamanitra dia avy Aminy avokoa fa izay voazaha toetra araka ny Tenin\'Andriamanitra ihany, izany hoe mbola ny baiboly ihany no itsaràna ny olona na avy Aminy marina na tsia...
rakaroka:
Afaka milaza koa anie izahay mpitazana hoe raha izany: \"tsy ao amin\' mpitory io mihitsy
ilay Atra fino satria ny anjerimanontolony aza toa tsy mifanaraka loatra @ ilay Izy izay!...\"
... Marina mihitsy izany saingy ahoana moa no ahafantaranao fa mifanaraka amin\'Andriamanitra ny \"anjerimanontolon\'\" ny mahaolona ny mpitory iray (hoy ianao) raha tsy mbola miverina amin\'ny baiboly indray ianao? ka afaka hiteny mazava avy eo hoe : tena izany na tsy izany mihitsy no lazain\'ny Tenin\'Andriamanitra mikasika ny mpitory (ohatra) na ny asa fitoriana... ny hany ahafahana miteny fa tsy mifanaraka na mifanaraka amin\'Andriamanitra ny ataon\'ny olona iray dia tsy izay fantatra sy takatry ny sain\'olombelona ho tsara sy filamatra fa izay lazain\'ny Tenin\'Andriamanitra ihany...
rakaroka:
Ny \"fanahy Masina\" afaka hilatsaka @ hafa mety tsy heverin\'ny mpino ho manana izany akory satria toa rizareo kokoa aza no miaina izay voasoratra!...
... hihihihi, izany kosa aloha dia tena diso tanteraka mihitsy rakaroka a... fa ny Fanahy Masin\'Andriamanitra dia tena misy antoka mazava avy amin\'Izy Andriamanitra vao omeny ary tsy omemeny foana fa tena misy fizahan-toetra lalina ary mbola angatahana koa aza vao azo... ka na ny milaza ho mpino aza misy tsy manana izany Fanahy Masina izany ka maika fa tsy ny mino? :wink:
95. rakaroka ( 05/03/2007 12:19)
[
quote=prime]
Ny hoe tsy misy fandinihana aloha dia tsy dia mitombina rakaroka a... \"au contraire\" aza ny olona \"tena Kristiana\" dia vao maika ampahiratin\'Andriamanitra ny masony ary izay indrindra no maha \"mazava\" sy maha \"fanasina\" ireo...

Dia hamafisiko ilay tsy fisian'ny fandinihan-tena:
Ohatra tsotra ity: fiangonana mitonona ho kristiana
maro no natrehiko teto Paris: tsy mbô nisy matrim-potoana akory rizareo na dia iray aza:amiko efa karazana lainga ny filazana fa @ 4 ohatra no miditra
anefa jamais tsy tanterahina akory izany
Marina tanteraka izany saingy na tsy voafetran\'ny Teny aza dia mbola ny Teny ihany no ahafahana mitsara sy mamantatra fa avy Aminy, ilay tena Andriamanitra marina io lazainao ambaràny mivantana amin\'ny io...

Ny teny dia voarakitra ao anatin'izay miaina izany
donk tsy mila revisé-na hatrany!Matoa ilana revisé-na lava ilay izy tsy mbola latsaka anaty fa tavela any anaty baiboly!...
fa tsy izay rehetra milaza ho mahafantatra na milaza amin\'ny anaran\'Andriamanitra dia avy Aminy avokoa fa izay voazaha toetra araka ny Tenin\'Andriamanitra ihany

Non, ny zazakely tsy manan-tsiny tsy voazaha toetra izany, ny hazo sns... fa avy @ Atra daholo!...
rahateo efa nomena détécteurn'ny fahalalana ny tsara sy ny ratsy anie ny feon'ny fieritreretana ka tsy natao ho ampiasaina izany izany?..dia inn no nanasivany izany?...
,
izany hoe mbola ny baiboly ihany no itsaràna ny olona na avy Aminy marina na tsia...[

Dia mazotoa hitsara ny olona @ baiboly izany! seulement maro loatra ny lafim-piainana tsy voasoratra ao rahateo mitanila ny fijery raha ampaham-piainana fohy tao anaty vanim-potoana voafetra ihany no mba hay "considéré-na" parmis ilay fiainana tsy hita noanoa nomena hatrizay, hatrizao ny ho avy koa: Misy hasina sy ny maha-izay avokoa izany rehetra izany!... quote=rakaroka]Afaka milaza koa anie izahay mpitazana hoe raha izany: \"tsy ao amin\' mpitory io mihitsy
ilay Atra fino satria ny anjerimanontolony aza toa tsy mifanaraka loatra @ ilay Izy izay!...\"[/quote]...
Marina mihitsy izany saingy ahoana moa no ahafantaranao fa mifanaraka amin\'Andriamanitra ny \"anjerimanontolon\'\" ny mahaolona ny mpitory iray (hoy ianao) raha tsy mbola miverina amin\'ny baiboly indray ianao? ka afaka hiteny mazava avy eo hoe : tena izany na tsy izany mihitsy no lazain\'ny Tenin\'Andriamanitra mikasika ny mpitory (ohatra) na ny asa fitoriana... ny hany ahafahana miteny fa tsy mifanaraka na mifanaraka amin\'Andriamanitra ny ataon\'ny olona iray dia tsy izay fantatra sy takatry ny sain\'olombelona ho tsara sy filamatra fa izay lazain\'ny Tenin\'Andriamanitra ihany.
Sao dia misy retard aza ny fijery raha toa hijery izay voasoratra à chaque hois vao ahalala ny mety sy ny tsia? Mbô hafa mihitsy anie 'nareo izany e!
quote=rakaroka]Ny \"fanahy Masina\" afaka hilatsaka @ hafa mety tsy heverin\'ny mpino ho manana izany akory satria toa rizareo kokoa aza no miaina izay voasoratra!...
... hihihihi, izany kosa aloha dia tena diso tanteraka mihitsy rakaroka a... fa ny Fanahy Masin\'Andriamanitra dia tena misy antoka mazava avy amin\'Izy Andriamanitra vao omeny ary tsy omemeny foana fa tena misy fizahan-toetra lalina ary mbola angatahana koa aza vao azo... ka na ny milaza ho mpino aza misy tsy manana izany Fanahy Masina izany ka maika fa tsy ny mino? :wink:
[/quote]
Dia ahoana ihany aza izany? Mbetika ianareo milaza
fa ny fanahy masina mialoha lalana manova ny olona?...
Tokony "Eken'i Prime tsotra izay voalazako raha mitombina ny fizahan-toetra" mba hitoerany, mila "fandinihan-tena" aloha!

96. rakaroka ( 05/03/2007 12:45)
Marina tanteraka izany saingy na tsy voafetran\'ny Teny aza dia mbola ny Teny ihany no ahafahana mitsara sy mamantatra fa avy Aminy,


Aza ho voafatotry ny teny satria na i Jesoa aza nampianatra:"Voasoratra hoe.... fa izaho kosa manao
aminareo hoe....

"Jereonareo ny soratra ... anefa ianareo tsy manao izay ahitana fiainana!":roll::roll::

sns...:wink:
97. cutie ( 05/03/2007 14:59)
d'accord 100% akia rakaroka a :lol::lol::lol::lol::lol:
98. prime ( 05/03/2007 16:22)
rakaroka:
Dia hamafisiko ilay tsy fisian\'ny fandinihan-tena:
Ohatra tsotra ity: fiangonana mitonona ho kristiana
maro no natrehiko teto Paris: tsy mbô nisy matrim-potoana akory rizareo na dia iray aza:amiko efa karazana lainga ny filazana fa @ 4 ohatra no miditra
anefa jamais tsy tanterahina akory izany
... Ekena ny fanamarihanao fa anisan\'ny fahalemena izany... Raha izay nefa no itsarànao ny fiangonana Kristiana, moa ny fiangonana Kristiana ihany no manao izany? moa na ny olona tena manam-pahaizana lazaina ho olon-kendry aza tsy tara fotoana? moa na ny filoham-pirenena maro eran-tany ireo tsy tara lava?... moa ny fikambanam-pivavahana hafa ireny dia tsy tara fotoana mihitsy?... moa tsy ny \"patron\" heverina ho modely ao am-piasàna matetika no tena tara fotoana?... ka ilay ohatra noraisinao angaha no tsy mahalaza ny tianao lazaina fa omeo ohatra hafa...
rakaroka:
Ny teny dia voarakitra ao anatin\'izay miaina izany
donk tsy mila revisé-na hatrany!Matoa ilana revisé-na lava ilay izy tsy mbola latsaka anaty fa tavela any anaty baiboly!...
... Tena marina izany... fa ny tiako lazaina no tsy azonao raha izany... tsy hoe \"reviser\'na\" no nolazaiko fa \"arofanina\" na \"balise\"... Marihiko manokana aloha an fa Kristiana no resahiko (ny anao mantsy amin\'ny ankapobeny mihitsy) ka raha tena Kristiana dia tsy hoe mi\"reviser\" fa maka \"références\" na mitaratra ny zava-misy amin\'ny \"balise officielle\"... ohatra : marina ny nataoko hoy ianao mikasika ny trangan-javatra iray... ny fanontaniana mipetraka dia hoe, marina \"par rapport\" amin\'ny inona?... dia eo no mipetraka ny hoe : ny anao \"par rapport\" amin\'ny idéal maro efa napetrakao ireo, fa nya an\'ny Kristiana dia hoe \"par rapport\" amin\'ny tenin\'Andriamanitra voarakitra ao amin\'ny baiboly...
rakaroka:
Non, ny zazakely tsy manan-tsiny tsy voazaha toetra izany, ny hazo sns... fa avy @ Atra daholo!...
rahateo efa nomena détécteurn\'ny fahalalana ny tsara sy ny ratsy anie ny feon\'ny fieritreretana ka tsy natao ho ampiasaina izany izany?..dia inn no nanasivany izany?...
Ka ny nolazaiko anie dia ny hoe izay \"milaza ho mahafantatra\" ny sitrapon\'Andriamanitra ka milaza tena fa avy Aminy e... ny zazakely sy ny hazo (ohatra noraisinao) ve milaza tena ho avy amin\'Andriamanitra? zavatra nohariany dia ekena... Ny ambarako (tsy azonao raha izany) dia ny olona lehibe hary saina, manam-pahendrena rehetra milaza ho manana ny hery avy amin\'Andriamanitra na milaza ho mahafantatra Azy...
rakaroka:
Dia mazotoa hitsara ny olona @ baiboly izany! seulement maro loatra ny lafim-piainana tsy voasoratra ao rahateo mitanila ny fijery raha ampaham-piainana fohy tao anaty vanim-potoana voafetra ihany no mba hay \"considéré-na\" parmis ilay fiainana tsy hita noanoa nomena hatrizay, hatrizao ny ho avy koa: Misy hasina sy ny maha-izay avokoa izany rehetra izany!...
... Ka eo anie no tsy mampitovy hevitra antsika e... izaho tsy miteny hoe diso ny ambaranao fa miteny aho hoe, ny fijery Kristiana dia hafa... izany hoe raha mitonona ho Kristiana na fijery Kristiana ianao no milaza ilay hevitra ireo ambony ireo dia izay no ambarako hoe tsy maintsy tsarain\'ny Tenin\'Andriamanitra voalaza ao amin\'ny baiboly... rehefa mitonona moa ianao amin\'ny anaranao dia izay izany no fahamarinana vohizinao ka maninona moa? nefa na izany aza ny Tenin\'Andriamanitra koa mbola manan-kambara ny amin\'izany...
rakaroka:
Dia ahoana ihany aza izany? Mbetika ianareo milaza
fa ny fanahy masina mialoha lalana manova ny olona?...
... Iza aloha ilay ianareo fa izaho tsy niteny izany... ny nolazaiko dia tsotra (tsy teto fa tary @ lohahevitra hafa) rehefa mibebaka ny olona ka niverina tamin\'Andriamanitra ka nanaiky hatao batisa dia amin\'izay no mandray ny Fanahy Masina... izay ny iray... ny manaraka dia misy olona natao \"batisa\" notsofina rano fony fahazaza tsy nahalala akory ny anton\'izany dia hisy fotoana rehefa ampahafantarina azy izany hiverenany amin\'Andriamanitra ka \"confirmer\'na\" ny batisa natao taminy (katôlika) ary mangataka mihitsy izy ny iasàn\'ny Fanahy Masina dia mandray izany izy...

Ny Fanahy Masina tsy azoazo amin\'izao izany... ny asan\'ny Fanahy masina sy ny fomba fiasany hoe \"mialoha lalana\" ny zavatra atao hafa indray fa aza afangaro be toy izany... ny olona efa manana ny Fanahy Masina no miaina am-pinoana ny asany... hafa indray ny hoe olona mbola tsy manana ny Fanahy Masina mihitsy ilatsahany ho azy ka miaina kokoa noho ny Kristiana, izay ilay lazaiko hoe diso satria ny Fanahy Masina tsy manao \"forcing\" toy izany fa angatahina mihitsy ary tena itolomana amin\'Andriamanitra mihitsy aza vao azo...
99. rakaroka ( 05/03/2007 17:34)
Ekena ny fanamarihanao fa anisan\'ny fahalemena izany... Raha izay nefa no itsarànao ny fiangonana Kristiana, moa ny fiangonana Kristiana ihany no manao izany? moa na ny olona tena manam-pahaizana lazaina ho olon-kendry aza tsy tara fotoana? moa na ny filoham-pirenena maro eran-tany ireo tsy tara lava?... moa ny fikambanam-pivavahana hafa ireny dia tsy tara fotoana mihitsy?... moa tsy ny \"patron\" heverina ho modely ao am-piasàna matetika no tena tara fotoana?... ka ilay ohatra noraisinao angaha no tsy mahalaza ny tianao lazaina fa omeo ohatra hafa...[

Ny hiasako, sy ny hiangonako @ izao fotoana manaja ny fotoana ary tena "tiako" izany: taratry ny fahamarinana sahady ka! Aminao ilay izy "raha izay no itsaranao" hoy ianao: Ny "minime" aminao mety tsy
tolérable @ sasany na tsy izaho aza. Ny "formation"
nataoko izay raha vao tara ianao na "absent" in-1
fotsiny dia efa éliminé. Ka tsy araraotina lava ny famindrapon'Atra "au contraire tokony tratrarina aza
ny aha-impeccablen'ny zavatra atao miatrika ny fahamasinany!
100. rakaroka ( 05/03/2007 17:48)
Ny teny dia voarakitra ao anatin\'izay miaina izany
donk tsy mila revisé-na hatrany!Matoa ilana revisé-na lava ilay izy tsy mbola latsaka anaty fa tavela any anaty baiboly!...
... Tena marina izany... fa ny tiako lazaina no tsy azonao raha izany... tsy hoe \"reviser\'na\" no nolazaiko fa \"arofanina\" na \"balise\"... Marihiko manokana aloha an fa Kristiana no resahiko (ny anao mantsy amin\'ny ankapobeny mihitsy) ka raha tena Kristiana dia tsy hoe mi\"reviser\" fa maka \"références\" na mitaratra ny zava-misy amin\'ny \"balise officielle\"... ohatra : marina ny nataoko hoy ianao mikasika ny trangan-javatra iray... ny fanontaniana mipetraka dia hoe, marina \"par rapport\" amin\'ny inona?... dia eo no mipetraka ny hoe : ny anao \"par rapport\" amin\'ny idéal maro efa napetrakao ireo, fa nya an\'ny Kristiana dia hoe \"par rapport\" amin\'ny tenin\'Andriamanitra voarakitra ao amin\'ny baiboly...[[/quote]
Misy "intelligence de synthèse" izany hoe mitaha @
"connaissance acquise" dia afaka maka tsoak'hevitra noho izany ilay olona fa tsy voatery hiverina hamadika ireo kirakira nirakitra izany. Ao anaty ny teny fa tsy aty ivelany : tsy voatery hoe "évoqué-na aty ivelany ilay izy vao ho tsapa ny fahamarinany!
Ny olon'Atra koa na misy na tsy misy "balise" ny lalana hainy ny alehany ka!Tsy hoe vao hojerena ao anaty taratasy ny plan fa efa hay ilay lalana!

quote=rakaroka]Non, ny zazakely tsy manan-tsiny tsy voazaha toetra izany, ny hazo sns... fa avy @ Atra daholo!...
rahateo efa nomena détécteurn\'ny fahalalana ny tsara sy ny ratsy anie ny feon\'ny fieritreretana ka tsy natao ho ampiasaina izany izany?..dia inn no nanasivany izany?...
Ka ny nolazaiko anie dia ny hoe izay \"milaza ho mahafantatra\" ny sitrapon\'Andriamanitra ka milaza tena fa avy Aminy e... ny zazakely sy ny hazo (ohatra noraisinao) ve milaza tena ho avy amin\'Andriamanitra? zavatra nohariany dia ekena... Ny ambarako (tsy azonao raha izany) dia ny olona lehibe hary saina, manam-pahendrena rehetra milaza ho manana ny hery avy amin\'Andriamanitra na milaza ho mahafantatra Azy...[/quote]
Izay mihitsy anie lay problèmeko e: milaza ny mpitory marobe fa avy @ Atra :Baiboly iray ihany no ifotorany ;dia samy manamarina ny fijeriny sy mandiso ny hafa anefa samy milaza fa avy @ Atra...
Samy sarotra raisina ny filazany dia naleoko any @
metimety amiko no mandeha e:lol::lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0734