Fandinihan-tena!
41. rakaroka
(
21/02/2007 14:15)
prime:
xxx:... :-D:-D omeo hoe ny soratra masina manamarina azy?:lol::-D
Izao ny zavatra mba tena hain'ny "Kristianina" satria tsy azo tampenam-bava izy ireo.
Tsy mamaky izay lazain'ny hafa,
dia avy eo mitsaratsara amin'ny tsisy fotony sady fitsarana HORS SUJET,
dia avy eo tohanana amin'ny Soratra Masina ny tsy famakiana ny soratry ny hafa !
Tena ara-tsoratra masina mihitsy aloha ireo e
... Raha "soratra masina" tsy ilay an'ny Kristiana fa an'ny mpikaroka, mandinika, olon-kendry eto amin'izao tontolo izao dia azo ekena ny voalazan'i rakaroka araka izay finoany sy traikefa ary fahalalàna ananany...
... Raha resaka "principes de méditation" avy @ fampianarana isankarazany toy ny "communication et développement personnel" (US et asiatique) mampianatra momba ny auto-motivation sy ny "principes de positivation des événements", sy ny fandinihana manokana nataon'ireo "penseurs" toy ny sasany sahy miteny hoe "Je pense donc Je suis", sy ny fanakarana an'ilay "Etre supérieur" avy @ alalan'ny "zen" sy ny exercices spirituels, moraux, mentaux et physiques (toy ny yoga sy ny karazany sy ny gnostika) ary ny fandinihana an'ilay "Etre supérieur en Soi" manolona ny équilibre Yin et Yang... no lazaina ho fandinihan-tena dia tsy misy ifandraisany vely2 @ fandinihan-tena Kristiana izany fa miala tsiny aho na lazaina "hors sujets" na lazaina ahoana...
... Ny fandinihan-tena Kristiana dia tokana sady tsotra fa tsy be "principes" be toy ireo voalaza ireo... Jesosy Kristy, ilay sady Tompo no Mpamonjy, Andriamanitra Velona, Mahery, Masina, Be Voninahitra, Mpanjaka no mijoro manoloana ny Kristiana isanandro...
... Eo anoloan'izany fahafenoany Izy Andriamanitra izany dia manao ahoana ny tena, ny natao, ny asa, ny finoana... nanaraka ny sitrapony ve? nanaraka ny didiny ve? nanaja ny mahaTompo Azy ve? nandray ny Fitiavany ve?... izany no fandinihan-tena Kristiana ka miala tsiny raha lava2... Fandinihan-tena tsy mibanjina afatsy Kristy fa tsy fandinihan-tena mametra fenitra ho tanjona... Tsy misy mihitsy milaza ho Kristiana ka handinin-tena amin'ny fenitra voalazan'i Rakaroka ireo raha tena Kristiana marina...
Tena marina ny voalazan'i xxx etsy ambony hoe tsy te ahalala ny hafa sy ny heviny mihitsy ny "kristiana" tahaka an'i prime sahy manoratra eto fa tsy mihitsy milaza ho kristiana ny fandinihan-tena voalazako eto, bien que voasoratro tsara ary averiko eto izay voasoratro
"Moi...suis celle/celui par qui le Christ rayonne":
En faite raha toa aho manoratra, dia mahatsapa "TANTERAKA" fa tsy izao "tontolo" izao ihany , fa indrindra ilay mpamorona no miandrandra
ny hatsaran'ny "être" tsi1/1, ary VOAJANAHARY izany!
"souvenez-vous" ny nahariana antsika, ary hitan'Atra fa "tsara izany tsy miato" anefa ny olona aza no nataony fanamperana t@ zavatra nohariany koa raha manana ambom-po hihoitra noho ny fahasoavana nomena sady natao ho ampiasaina rahateo izany...et dans le bon sens. dia lazaiko tsotra hoe je doute de rien no tsy afaka hirefarefa hanaiky ho andevon'ny ota lava fa mba mipetraka eo amin'ny placen'ny fahasoavana, tsy hanantena famonjena lava satria efa nomeny ny mihoatra lavitra hatrany am-piandohana aza!
tsy ho voafetran'ny baiboly fotsiny ihany satria nomena ny baiboly sy ny fiainana manontolo tsy voafaritr'izay voasoratra séquentiel, donk ny zavatra REHETRA no miara miasa ahasoa izay tia an'Andriamanitra, io na philo "zen", sns...et d'ailleirs anie misy vokatry ny recherche maro
ivelomantsika indrindra mihitsy ankehitriny koa nahoana no hodian-tsy fantatra fotsiny, raha mandeha fiara aho, merci pour l'inventeur aussi, fa tsy voafetra hoe Atra irery ihany no tsiahivina, izay ny hoe an'i Kaisara izay an'i Kaisara, zary manao tsinontsinona ny hafa sy ny ezaka mba nataony!
42. xxx
(
21/02/2007 14:17)
omeo hoe ny soratra masina manamarina azy?
Ny fomba famalin'i prime ny resaka no porofo ; fa raha miteny i prime hoe tsy Kristianina, dia esoriko ny teniko fa tsy ny kristianina izany no manao io zavatra noteneniko io.
Ataovy ny fandinihan-tena dia atsaharo ny fitsaratsarana tsisy fotony. :)
43. xxx
(
21/02/2007 14:50)
zay no efa mba nolazaiko hatrany hoe misy ny olona eto dia tsy mba mamakivaky zay mba lazain'ny hafa fa ny azy hiany .
Tadidio anefa fa samy manana ny finoany ny tsirairay , ary samy manana ny fombany fa tsy hoe raha tsy mifanaraka @ zay lazain'ny hafa dia diso avokoa , sady lasa fitsarana @ tsy midy dikany ilay izy.
Samia mandinin-tena @ zao vanin'andro lehibe zao. "ny karemy" fotoana fandinihan-tena .:)

44. prime
(
21/02/2007 15:42)
rakaroka:... Tenin'i Amma moa io sa tenin'i Maitreya? iza aloha no tena kristy amin'ireo raha aminao? Ianao izany ve efa manana ilay rayonnement avy amin'izy ireo na ny iray izay tena inoanao?...
"Moi...suis celle/celui par qui le Christ rayonne":
rakaroka> Izaho dia mbola mamerina hatrany, tsy izaho mihitsy no hanevateva ny asa fikarohana vita rehetra satria ny fahalalàna ireny no manaporofo ny mbola mahaLehibe sy Mahery an'Andriamanitra sy ny asan'ny Teniny... Fa mbola tsy "goutte d'eau" amin'ny fahalalàn'Andriamanitra no nasehony ny olona sy ny takatry ny sain'olombelona...
xxx> :-D:-D:-D... Misy zavatra tsy azonao ny voambara raha izany famalinao izany an...
Na izaho manokana aza dia tsy mankasitraka loatra ny mitsaratsara ny hafa, fa izany tsy manakana velively izay mahatsiaro tena ho manana ny fahefàna amin'izany ka mitsara... izay no lazaiko hoe izay te-hitsara avelao izy hitsara fa zony izany... tsy misy tampenam-bava hoy aho ka terena fotsiny hoe "mamakia"...
Na misy fotony na tsy misy fotony, ny Tenin'Andriamanitra kosa aloha tsy maintsy ambara ary ny Voninahitr'Andriamanitra tsy azo takonana... fa Kristy efa niteny hoe :
"ka nanao taminy hoe: Renao va izay lazain'ireo? Dia hoy Jesosy taminy: Eny; tsy mbola novakinareo va ny teny manao hoe: Avy amin'ny vavan'ny ankizy madinika sy ny zaza minono no nanamboaranao fiderana (Sal. 8. 2)?" Matio 21:16
Izaho prime tsy hitsara velively fa ny mitondra ny voalazan'ny Tenin'Andriamanitra mikasika ny lohahevitra iray na ny fampianarana iray dia amiko tena tokony ataon'ny mpino... ary izaho aza mampirisika mihitsy hoe rehefa mifanohitra amin'ny Tenin'Andriamanitra dia ambarao fa aza ihodinkodianana...
45. prime
(
21/02/2007 15:48)
xxx> :-D:-D:-D... ie ilaina tokoa ny mandinin-tena, tsy noho ny karemy fa amin'ny fotoana rehetra, amin'ny toerana rehetra... ka ilay mandinin-tena mibanjina an'i Kristy fa tsy mamaritra fiainana sy fenitra ho an'ny "moi" manalavitra an'Andriamanitra...
46. xxx
(
21/02/2007 16:08)
xxx:
Ny fomba famalin'i prime ny resaka no porofo ; fa raha miteny i prime hoe tsy Kristianina, dia esoriko ny teniko fa tsy ny kristianina izany no manao io zavatra noteneniko io.
Ataovy ny fandinihan-tena dia atsaharo ny fitsaratsarana tsisy fotony. :)
47. fijo
(
21/02/2007 23:43)
hoy le XXX ery ambony ery hoe :"ny kristianin aanie mahay ny ao anaty baiboly e,hiainanay isanandro io"...ieka hozy.ka le kritsianina ve nampianarina ko hoe aza sahy mijoro rehefa maneho hevitra fa miafena sao hafabaraka?????
sa izay le fahalalam pomba nampianarina anareo:"rehefa miresaka amana'olona dia mihafena" fa izay no fahendrena kritsianina.

48. rakaroka
(
22/02/2007 08:12)
fijo:

Ny "conseil d'amie" atoroko an'i fijo sy i Prime.
Mety manana ny vocation hamerina ny teny voasoratra ao anaty baiboly ianareo fa ataovy an-tsaina hoe maro ny olona tsy zoviana ireny no tsy marina mihitsy ny tenin'i Fijo eto hoe tokony hijoro: mandehana aza mitory teny any anaty metro, sy salle de conférence sns...ho hitako izany fijoroanareo izany...fa matoa aho tsy mahita ireo kristiana mpivavaka eto France manao izany sy @ occasion maro
évènement eto dia satria "valable" ao anaty ny
rindrim-piangonana sy sehatra limité ny existence-nareo izany! Ny zavatra possible any Mcar , ny fijery valable any tsy voatery mihitsy hoe mitombona aty...ary tsy resaka no inn fa ny atao ro no hitan'ny olona.
49. rakaroka
(
22/02/2007 08:43)
prime:
rakaroka:... Tenin'i Amma moa io sa tenin'i Maitreya? iza aloha no tena kristy amin'ireo raha aminao? Ianao izany ve efa manana ilay rayonnement avy amin'izy ireo na ny iray izay tena inoanao?...
"Moi...suis celle/celui par qui le Christ rayonne":
rakaroka> Izaho dia mbola mamerina hatrany, tsy izaho mihitsy no hanevateva ny asa fikarohana vita rehetra satria ny fahalalàna ireny no manaporofo ny mbola mahaLehibe sy Mahery an'Andriamanitra sy ny asan'ny Teniny... Fa mbola tsy "goutte d'eau" amin'ny fahalalàn'Andriamanitra no nasehony ny olona sy ny takatry ny sain'olombelona...
xxx> :-D:-D:-D... Misy zavatra tsy azonao ny voambara raha izany famalinao izany an...
Na izaho manokana aza dia tsy mankasitraka loatra ny mitsaratsara ny hafa, fa izany tsy manakana velively izay mahatsiaro tena ho manana ny fahefàna amin'izany ka mitsara... izay no lazaiko hoe izay te-hitsara avelao izy hitsara fa zony izany... tsy misy tampenam-bava hoy aho ka terena fotsiny hoe "mamakia"...
Na misy fotony na tsy misy fotony, ny Tenin'Andriamanitra kosa aloha tsy maintsy ambara ary ny Voninahitr'Andriamanitra tsy azo takonana... fa Kristy efa niteny hoe :
"ka nanao taminy hoe: Renao va izay lazain'ireo? Dia hoy Jesosy taminy: Eny; tsy mbola novakinareo va ny teny manao hoe: Avy amin'ny vavan'ny ankizy madinika sy ny zaza minono no nanamboaranao fiderana (Sal. 8. 2)?" Matio 21:16
Izaho prime tsy hitsara velively fa ny mitondra ny voalazan'ny Tenin'Andriamanitra mikasika ny lohahevitra iray na ny fampianarana iray dia amiko tena tokony ataon'ny mpino... ary izaho aza mampirisika mihitsy hoe rehefa mifanohitra amin'ny Tenin'Andriamanitra dia ambarao fa aza ihodinkodianana...
Ny hazavan'Izy rehetra no nanazava ahy ka, tsy mahamenatra ahy mihitsy ny mbola manampy koa miteny fa nanazava ahy sy ny mpiarabelona ny jiro électricité sns koa ary isaorako ireny mpikaroka tsirairay satria nilaiko TANTERAKA daholo izany et dire que hoe tongatonga ho azy izany! tsy marina ka! raha atao hoe koa noho Atra, koa nahoana aza misy faritra tsy tongan'ny jiro?...dia ho lazaina koa fa izany no sitrapon'Atra?...Ilay fampitahana hoe "goutte d'eau"...izay vitan'ny olona?...Dia tantaraiko tantara marina ianao fa nosamborin'ny polisy ity namana gasy iray 'ndeha hivavaka dia voatana tany saika ampodiana, nibabababa mbola te hijanona eto...ary fianakaviana tsy mpivavaka mihitsy no namonjy sy ni-intérvenir ho azy: nony tafavoaka izy dia "Misaotra an'Atra lehibe hoy izy!"
ary hadinony tanteraka ny nisaotra ireo olona nisahirana ho azy: vokatr'ity fiandrandrana an'Atra
irery ihany ity!...avy eo tsy nihevitra azy intsony koa ireo olona ary sahirana indrindra izy izao!
Tsy hanonina anarana pasteur izay aho fa nampahatsiahiviny fa ny mpiangona ary zary manadino ny fifandraisana @ samy olona, anefa tsy possible izany hoe tsy hihevitra raha tsy Andriamanitra: "atao ahoana no fitia an'Atra raha ..."
50. xxx
(
22/02/2007 12:45)
prime:
rakaroka:... Tenin'i Amma moa io sa tenin'i Maitreya? iza aloha no tena kristy amin'ireo raha aminao? Ianao izany ve efa manana ilay rayonnement avy amin'izy ireo na ny iray izay tena inoanao?...
"Moi...suis celle/celui par qui le Christ rayonne":
rakaroka> Izaho dia mbola mamerina hatrany, tsy izaho mihitsy no hanevateva ny asa fikarohana vita rehetra satria ny fahalalàna ireny no manaporofo ny mbola mahaLehibe sy Mahery an'Andriamanitra sy ny asan'ny Teniny... Fa mbola tsy "goutte d'eau" amin'ny fahalalàn'Andriamanitra no nasehony ny olona sy ny takatry ny sain'olombelona...
xxx> :-D:-D:-D... Misy zavatra tsy azonao ny voambara raha izany famalinao izany an...
Na izaho manokana aza dia tsy mankasitraka loatra ny mitsaratsara ny hafa, fa izany tsy manakana velively izay mahatsiaro tena ho manana ny fahefàna amin'izany ka mitsara... izay no lazaiko hoe izay te-hitsara avelao izy hitsara fa zony izany... tsy misy tampenam-bava hoy aho ka terena fotsiny hoe "mamakia"...
Na misy fotony na tsy misy fotony, ny Tenin'Andriamanitra kosa aloha tsy maintsy ambara ary ny Voninahitr'Andriamanitra tsy azo takonana... fa Kristy efa niteny hoe :
"ka nanao taminy hoe: Renao va izay lazain'ireo? Dia hoy Jesosy taminy: Eny; tsy mbola novakinareo va ny teny manao hoe: Avy amin'ny vavan'ny ankizy madinika sy ny zaza minono no nanamboaranao fiderana (Sal. 8. 2)?" Matio 21:16
Izaho prime tsy hitsara velively fa ny mitondra ny voalazan'ny Tenin'Andriamanitra mikasika ny lohahevitra iray na ny fampianarana iray dia amiko tena tokony ataon'ny mpino... ary izaho aza mampirisika mihitsy hoe rehefa mifanohitra amin'ny Tenin'Andriamanitra dia ambarao fa aza ihodinkodianana...
tena io ve no hataonao sa théorie fotsiny fa raha ny hitanay mijery dia tsy izany velively!
51. prime
(
22/02/2007 13:15)
fijo> Mitombina ny voalazanao... ny fahalalam-pomba tsotra indrindra dia ny mijoro amin\'ny momba ny tena fa tsy mihafina ao ambadiky ny xxx... maro loatra koa ilay xxx ka na dia fantatra ihany aza ny sasany satria fantatra @ fomba fiteniny sy ny heviny dia mahagaga fa mbola mijanona ho xxx ihany...
xxx> :-D:-D... alohan\'ny hitsaràna ny hafa (ka maninona moa izao ny famaliko resaka? tsy manambara ny Tenin\'Andriamanitra va? sa manohitra ny Tenin\'Andriamanitra?) sy hibaikoana ny hafa toy ny hoe \"mamakia\", \"ataovy\", \"atsaharo\" dia aleo ny tena aloha no anatanterahana izany mialoha ny ibaikoana olona...:)
Sa ilay hoe \"izay hitsara aleo hitsara...\" no tsy zakanao?:lol:... zon\'ny tsirairay malalaka izany ry havako ka na izaho izay miteny aza tsy afaka velively mihitsy ny handrara hoe tsy ilaina mitsara ry zareo a...
Ny Tenin\'Andriamanitra efa milaza fa :
\"Ary aza mitsara, dia tsy hotsaraina ianareo; aza manameloka, dia tsy hohelohina ianareo; mamelà, dia mba havela ianareo;\" Lioka 6:37... fa tsy miteny hoe tsy azo atao mihitsy ny mitsara... fa raha misy olona mieritreritra ho manana fahefàna hitsara dia mbola ny Tenin\'Andriamanitra ihany koa no miteny hoe :
\"Aza mitsara araka ny miseho, fa mba mitsarà marina.\" Jaona 7:24...
Ary Kristy mbola manamafy hatrany fa ny Tenin\'Andriamanitra izay tsy raisin\'ny olona io ihany no hitsara ny olona rehefa tsy inoana araka ny voasoratra hoe :
\"Izay manda Ahy ka tsy mandray ny teniko, dia manana izay mitsara azy: ny teny izay nolazaiko, izany ihany no hitsara azy amin\'ny andro farany,\" Jaona 12:48... ka raha mahaloiloy ny mandre ilay Tenin\'Andriamanitra ambara dia eo no mila fandinihan-tena...

52. xxx
(
22/02/2007 13:23)
xxx:za koa aloha tena mahatsapa an'io e! ny olana eto ange dia tsotra fotsiny e! tsy zay zavatra lazainareo akory dia marina avokoa!
tena io ve no hataonao sa théorie fotsiny fa raha ny hitanay mijery dia tsy izany velively!
mangataka aho hoe ! mangataka anareo mba sns....nefa ny hafa rehefa mba manome ny heviny barazy avy hatrany no azony. Tsy ny hevitrareo hiany ange no marina e! avelao ny sasany mba hilaza ny azy e! dia rehefa mba miteny ny hafa dia aza lazaina fa hoe devoly sns e! hatrary @ vavolombelona ahitana an'zany! fa nga ny hevitrareo hiany no marina?
samy manana ny heviny , samy manana ny finoany ny tsir1.1 e! ady hevitra ny eto!
53. rakaroka
(
22/02/2007 16:38)
Izaho moa no nanokatra ity size ity, ka tsy mety izany ilay hevitro mihevitra BBbbbe loatra lé "Moi"?...
Ka hiresaka Toi sa Il ou Elle, sa Nous sa Vous sa Ils ou Elles? ary no heverinareo fa mitombina e?:roll::roll::roll::roll::lol::lol::lol:8O....
sa tsy tokony hiresaka afa-tsy i Jesoa sy Andriamanitra?...:?::?::?::roll::roll::lol::lol::-D

54. cutie
(
22/02/2007 22:01)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 22-02-2007 14:23:28
Lohateny : Re : Fandinihan-tena!
Hoy i xxx:
tena io ve no hataonao sa théorie fotsiny fa raha ny hitanay mijery dia tsy izany velively!
za koa aloha tena mahatsapa an'io e! ny olana eto ange dia tsotra fotsiny e! tsy zay zavatra lazainareo akory dia marina avokoa!
mangataka aho hoe ! mangataka anareo mba sns....nefa ny hafa rehefa mba manome ny heviny barazy avy hatrany no azony. Tsy ny hevitrareo hiany ange no marina e! avelao ny sasany mba hilaza ny azy e! dia rehefa mba miteny ny hafa dia aza lazaina fa hoe devoly sns e! hatrary @ vavolombelona ahitana an'zany! fa nga ny hevitrareo hiany no marina?
samy manana ny heviny , samy manana ny finoany ny tsir1.1 e! ady hevitra ny eto!
:lol::lol::lol::lol:
55. fijo
(
22/02/2007 23:57)
misy tsy azoko le lazain'i rakaraoka eo ambony eo momba anay sy prime?????
56. prime
(
23/02/2007 06:15)
xxx> Tena io no ataoko raha tianao ho fantatra... hoe : manao ahoana ny lazain'ny Tenin'Andriamanitra isaky misy lohahevitra iray... ary dia manambara izany araka izay voalazan'ny Soratra Masina... tsy anjarako ny mitsara fa ao Andriamanitra hanamarina ny Teniny... fa ny fanambaràna ny Teniny, dia hataoko foana io na misy fotony na tsy misy fotony...
Ny filazantsara araka izany anarany izany dia vaovao mahafaly, fanambaràn'Andriamanitra ny fitiavany tsy hita lany ka mbola itiavany sy andraisany ny mpanota rehetra mba ho voavonjy ka higoka ilay tena Fiainana, maharitra mandrakizay... Ireo no antony nanoloran'i Kristy ny Tenany fa tsy ny olona milaza ny tenany ho marina sy masina...
Nefa koa ny milaza ho manana ny fahamarinana nefa mifanohitra amin'ny lazain'ny Soratra Masina dia tsy maintsy ambara fa mila miverina amin'ny Tenin'ny fahamarinana ilay tena Izy dia izay voambara ao amin'ny baiboly... Izay fitodihana amin'ny Tenin'i Kristy izay no lazaiko ho fandinihan-tena Kristiana...
Ekena tanteraka izany fahalalahana izany ary izaho aloha dia anisan'ny miezaka manaja izany fatratra... izay no nanamafisako io ambony io hoe zon'ny tsirairay ny miteny, ny mitsara (raha tiany izany fa izaho aloha tsy hitsara), ny manambara ny heviny...
Ny hoe iza no manana ny marina, ekena koa fa tsy misy na dia iray aza isika mpandray anjara eto na dia iray aza manana ny marina na afaka hitompo teny fantatra ho manana ny marina... Tokana ihany no manana ny Marina, sady Izy rahateo no antsoina hoe Fahamarinana dia Jesosy Kristy... ho ahy izay mino Azy dia adidiko ny manambara ny heviny... an'ny tsirairay ny mandray sy mino na tsia fa tsy misy an-tery io... malalaka ny resaka eto amin'ny sera2 ary izaho anisan'ny manohana izany rahateo...
Ny hoe hatrary @ vavolombelona, dia tsy dia fantatro loatra fa raha izaho prime aloha mbola tsy nandray anjara tany raha ny fahatsiarovako...

xxx:... (fantatro fa xxx samihafa nareo...:-D:-D:-D)
za koa aloha tena mahatsapa an'io e! ny olana eto ange dia tsotra fotsiny e! tsy zay zavatra lazainareo akory dia marina avokoa!
mangataka aho hoe ! mangataka anareo mba sns....nefa ny hafa rehefa mba manome ny heviny barazy avy hatrany no azony. Tsy ny hevitrareo hiany ange no marina e! avelao ny sasany mba hilaza ny azy e! dia rehefa mba miteny ny hafa dia aza lazaina fa hoe devoly sns e! hatrary @ vavolombelona ahitana an'zany! fa nga ny hevitrareo hiany no marina?
samy manana ny heviny , samy manana ny finoany ny tsir1.1 e! ady hevitra ny eto!
Ekena tanteraka izany fahalalahana izany ary izaho aloha dia anisan'ny miezaka manaja izany fatratra... izay no nanamafisako io ambony io hoe zon'ny tsirairay ny miteny, ny mitsara (raha tiany izany fa izaho aloha tsy hitsara), ny manambara ny heviny...
Ny hoe iza no manana ny marina, ekena koa fa tsy misy na dia iray aza isika mpandray anjara eto na dia iray aza manana ny marina na afaka hitompo teny fantatra ho manana ny marina... Tokana ihany no manana ny Marina, sady Izy rahateo no antsoina hoe Fahamarinana dia Jesosy Kristy... ho ahy izay mino Azy dia adidiko ny manambara ny heviny... an'ny tsirairay ny mandray sy mino na tsia fa tsy misy an-tery io... malalaka ny resaka eto amin'ny sera2 ary izaho anisan'ny manohana izany rahateo...
Ny hoe hatrary @ vavolombelona, dia tsy dia fantatro loatra fa raha izaho prime aloha mbola tsy nandray anjara tany raha ny fahatsiarovako...
57. rakaroka
(
23/02/2007 12:12)
fijo:
misy tsy azoko le lazain'i rakaraoka eo ambony eo momba anay sy prime?????
Raha ny marina tsapako tsy "conceptn'i Fijo loatra angamba ilay hoe ny fahaizana baiboly akory dia tsy natao hihafihafenana
critique au niveau famerenan-teny toa ny boloky!:-D
fa teny nindraminao hoe toa miafina ny kristiana, ka @ izay teny izay no nahatonga ahy hoe tsy ny pli-vava loatra anie no andrasana e. Zavatra hafahafa kokoa!...
58. rakaroka
(
23/02/2007 12:33)
Ny hoe iza no manana ny marina, ekena koa fa tsy misy na dia iray aza isika mpandray anjara eto na dia iray aza manana ny marina na afaka hitompo teny fantatra ho manana ny marina... Tokana ihany no manana ny Marina, sady Izy rahateo no antsoina hoe Fahamarinana dia Jesosy Kristy... ho ahy izay mino Azy dia adidiko ny manambara ny heviny... an'ny tsirairay ny mandray sy mino na tsia fa tsy misy an-tery io... malalaka ny resaka eto amin'ny sera2 ary izaho anisan'ny manohana izany rahateo...
[/quote]
Teny ao @ baiboly koa ny hoe:"Izay madio am-po no
hahita an'Atra". Mbola manantitra ny hoe misy réglement de conscience atao amin'ny tena mihitsy ....vao miampita mankary....Izay no nahatonga ilay "Moi" fa tsy Toi sns avy hatrany!
59. prime
(
23/02/2007 12:59)
rakaroka> Dia raha ny hevitrao izany dia ahoana ny fomba atao hahazoana fahadiovam-po? amin'ny fahaizana sy ny herin'ny tena ve, satria hoe "examen de conscience du moi"?...
60. cutie
(
23/02/2007 14:35)
Teny ao @ baiboly koa ny hoe:"Izay madio am-po no
hahita an'Atra".
prime
enao sy Atra rery ihany io e :lol::lol::lol::lol: