Fandinihan-tena!
101. rakaroka
(
05/03/2007 17:57)
Ny Fanahy Masina tsy azoazo amin\'izao izany... ny asan\'ny Fanahy masina sy ny fomba fiasany hoe \"mialoha lalana\" ny zavatra atao hafa indray fa aza afangaro be toy izany... ny olona efa manana ny Fanahy Masina no miaina am-pinoana ny asany... hafa indray ny hoe olona mbola tsy manana ny Fanahy Masina mihitsy ilatsahany ho azy ka miaina kokoa noho ny Kristiana, izay ilay lazaiko hoe diso satria ny Fanahy Masina tsy manao \"forcing\" toy izany fa angatahina mihitsy ary tena itolomana amin\'Andriamanitra mihitsy aza vao azo...
Fa nisy asa "accompli" maro...Nisy olona tetsy sy teroa nampiaky ny olona fa nitoeran'ny Fanahy Masina matoa nahatanteraka izany!...
Tsy voafakafaka mihitsy hoe "nangataka MMmmafy ny fanahy Masina izy sns...fa ny asany no nitsara izany ka!...
102. prime
(
06/03/2007 12:24)
rakaroka:... Tsara izany idéal\'nao izany kah... fa aza mitsara ny hafa fotsiny entina hanamarinana ilay ataonao, ka miteny hoe \"misy milaza ho Kristiana nefa toy izao sy toy itsy\"...
Ny hiasako, sy ny hiangonako @ izao fotoana manaja ny fotoana ary tena \"tiako\" izany: taratry ny fahamarinana sahady ka! Aminao ilay izy \"raha izay no itsaranao\" hoy ianao: Ny \"minime\" aminao mety tsy tolérable @ sasany na tsy izaho aza. Ny \"formation\" nataoko izay raha vao tara ianao na \"absent\" in-1fotsiny dia efa éliminé. Ka tsy araraotina lava ny famindrapon\'Atra \"au contraire tokony tratrarina aza ny aha-impeccablen\'ny zavatra atao miatrika ny fahamasinany!
rakaroka:... :roll: Hay ilay lalana ahoana ary, raha hay ilay lalana ka ahoana no mivarina an-kady ny fiainan\'izao tontolo izao? nefa maro no milaza ho mahay ilay lalana toa anao...
Misy \"intelligence de synthèse\" izany hoe mitaha @ \"connaissance acquise\" dia afaka maka tsoak\'hevitra noho izany ilay olona fa tsy voatery hiverina hamadika ireo kirakira nirakitra izany. Ao anaty ny teny fa tsy aty ivelany : tsy voatery hoe \"évoqué-na aty ivelany ilay izy vao ho tsapa ny fahamarinany!
Ny olon\'Atra koa na misy na tsy misy \"balise\" ny lalana hainy ny alehany ka!Tsy hoe vao hojerena ao anaty taratasy ny plan fa efa hay ilay lalana!
rakaroka:... Mazava tsara... Ny hany azo ambara fotsiny dia na dia maro aza ny sampana iray ihany ny fototra dia Jesosy Kristy raha ny fiangonana Kristiana no tianao ambara...
Izay mihitsy anie lay problèmeko e: milaza ny mpitory marobe fa avy @ Atra :Baiboly iray ihany no ifotorany ;dia samy manamarina ny fijeriny sy mandiso ny hafa anefa samy milaza fa avy @ Atra...
Samy sarotra raisina ny filazany dia naleoko any @
metimety amiko no mandeha e
Fa nisy asa \"accompli\" maro...Nisy olona tetsy sy teroa nampiaky ny olona fa nitoeran\'ny Fanahy Masina matoa nahatanteraka izany!...... Fa tokana ihany no ahafantarana raha avy amin\'Andriamanitra marina ilay olona lazainao izany dia ny fanekeny na tsia, ny finoany na tsia, ny fiasany na tsia amin\'ny anaran\'i Jesosy Kristy...
Tsy voafakafaka mihitsy hoe \"nangataka MMmmafy ny fanahy Masina izy sns...fa ny asany no nitsara izany ka!...
103. rakaroka
(
06/03/2007 14:14)
Tsara izany idéal\'nao izany kah... fa aza mitsara ny hafa fotsiny entina hanamarinana ilay ataonao, ka miteny hoe \"misy milaza ho Kristiana nefa toy izao sy toy itsy\"...[
Oadray izany fandraisanao resaka nangataka ohatra anie ianao no nitenenako fa tsy fitia te hiseho , tianao hitanisa ny lesoka fahita ao @ kristiana aho;;betsaka fa je suis pas là pour cela tsy aleo ve mba ny vrai iainana no resahina anefadia manohina anao!...:roll::roll:
Mazava tsara... Ny hany azo ambara fotsiny dia na dia maro aza ny sampana iray ihany ny fototra dia Jesosy Kristy raha ny fiangonana Kristiana no tianao ambara
Dia averiko ny fanontanianao hoe ka "aiza ny placen'ilay Ray nahary raha Jesoa no fototra?Iray ihany mantsy ny fototra aminao!
Fa tokana ihany no ahafantarana raha avy amin\'Andriamanitra marina ilay olona lazainao izany dia ny fanekeny na tsia, ny finoany na tsia, ny fiasany na tsia amin\'ny anaran\'i Jesosy Kristy...
Fa voasoratra hoe:"Tompoko, tsy efa naminany t@
anaranao ,sns... izahay...
Mialà amiko ianareo mpanao heloka: tsy fantako akory ianareo!"
Donk tsy mitombina VELIVELY NY critère-nao hoe nanao asa r@ anaran'i Jesoa: Aza diso fanatenana an! :lol::lol:8O:idea::wink:
104. prime
(
07/03/2007 07:36)
rakaroka:... Sao dia ianao no tsy mamaky tsara? ianao no nanome ohatra ny amin\'ny tsy fahombiazan\'ny Kristiana ho tsy marim-potoana voalohany dia hoy aho hoe ohatra hafa omena fa tsy ny Kristiana loatra no tena tsy marim-potoana dia mbola tohizanao ihany ny fanazavàna hoe izany no fitsarànao olona voalohany dia ny fanajàna fotoana fa aza avadika ny resaka... mba vakio tsara izay voalaza aloha izay vao miteny fa manjary tsy mazava ilay resaka...
Oadray izany fandraisanao resaka nangataka ohatra anie ianao no nitenenako fa tsy fitia te hiseho ,
Ianao ilay mitsara ny Kristiana tsy marim-potoana no lazaiko hoe tsara ny \"idéal\"\'nao fa aza mitsara ny hafa (ny mpino Kristiana) hanamarinan-tena ka inona no mahaoadray izany?
rakaroka:... Ka izany indrindra no tsara dinihina dia ny mikasika ny tena fandinihan-tena sy ny fiainana fa ianao ihany no te-hanomboka hitsara ny Kristiana kanooo... dia hoy aho hoe tohizo ary dia ambarao ny tsy fahombiazan\'ny Kristiana...
tianao hitanisa ny lesoka fahita ao @ kristiana aho;;betsaka fa je suis pas là pour cela tsy aleo ve mba ny vrai iainana no resahina anefadia manohina anao!...
Ny ambarako ireo ambony ireo dia filazàna ny fandinihan-tena Kristiana... mety tsy mitovy amin\'ny fandinihan-tena tianao lazaina nefa dia izay no voasoratra aloha...
rakaroka:... \"place\"\'ny Ray?... hoy Jesosy Kristy raha nimenomenona ny olona hoe:
Dia averiko ny fanontanianao hoe ka \"aiza ny placen\'ilay Ray nahary raha Jesoa no fototra?Iray ihany mantsy ny fototra aminao!
\"Izaho sy ny Ray dia iray ihany.\" Jaona 10:30
\"8 Hoy Filipo taminy: Tompoko, asehoy anay ny Ray, dia ampy ho anay izay.9 Hoy Jesosy taminy: Izay ela izay no efa nitoerako teto aminareo, ka tsy mbola fantatrao ihany va Aho, ry Filipo? Izay nahita Ahy dia nahita ny Ray; koa ahoana no anaovanareo hoe: Asehoy anay ny Ray?\" Jaona 14:8-9
rakaroka:... Mitombina tanteraka ny voalazanao fa sao hisy hirehareha ny amin\'ny asa hoy Jesosy... fa ny tiako lazaina dia ny hoe tsy izay mitonona ho avy amin\'Andriamanitra dia avy Aminy avokoa fa tokana hoy aho no ahafantarana raha tena avy Aminy marina ilay olona miteny amin\'ny Anarany dia ny fanekeny an\'i Jesosy Kristy, ny finoany an\'i Jesosy Kristy, ny asany ao amin\'i Jesosy Kristy... aza raisina tapatapaka ilay izy fa izay no tsy ahazoanao izay ambara... tsy hoe izay miasa ihany fotsiny fa jereo tsara ny voalaza fa hoe ny fanekeny, ny finoany ary izay vao ny asany...
Fa voasoratra hoe:\"Tompoko, tsy efa naminany t@
anaranao ,sns... izahay...
Mialà amiko ianareo mpanao heloka: tsy fantako akory ianareo!\"
rakaroka:... Azo lavina anie izany fa izaho angaha moa miteny hoe tsy maintsy ekena? ny ambarako hoy aho dia izay lazain\'ny soratra masina ka raha lazainao tsy mitombina dia ny soratra masina mihitsy izany no tsy mitombina... ka anao indray izay fa dia ny fanambaràna izay voasoratra kosa aloha dia hataoko foana na tsy mitombina aza hoy ianao...
Donk tsy mitombina VELIVELY NY critère-nao hoe nanao asa r@ anaran\'i Jesoa: Aza diso fanatenana an!
Mikasika ny any am-parany dia tsara tokoa ny fampatsiahivana nataonao ny amin\'ny hoe \"tsy izay rehetra manao hoe tompoko, tompoko...\" fa izany Tenin\'Andriamanitra izany mitodika amin\'ny olona efa milaza ho mpino mba handinihan\'ireo tena mandrakariva ary izay indrindra ilay fandinihan-tena Kristiana voambarako lavalava ao ambony ao dia ny hoe mitodika mandrakariva amin\'Andriamanitra fa sao efa lasa lavitra ny vala nefa mbola mihevitra ho ao anatiny ihany...
Nefa hoy koa ny Tenin\'Andriamanitra :
\"Fa tonga ny andro hiantombohan\'ny fitsarana hatrao amin\'ny ankohonan*\'Andriamanitra; ary raha miantomboka amintsika izany, dia hanao ahoana kosa no hiafaran\'izay tsy manaiky ny filazantsaran\'Andriamanitra? [* Gr. tranony]\" I Petera 4:17
Ka raha ny olona milaza ho mpino Kristiana aza ambaran\'Andriamanitra tokony handinin-tena mafy f\'andrao holavina any am-parany tsy maika va izay tsy mety mino izany tsy tokony handin-tena mafimafy kokoa mba hiverina amin\'Andriamanitra?
105. rakaroka
(
07/03/2007 10:47)
Sao dia ianao no tsy mamaky tsara? ianao no nanome ohatra ny amin\'ny tsy fahombiazan\'ny Kristiana ho tsy marim-potoana voalohany dia hoy aho hoe ohatra hafa omena fa tsy ny Kristiana loatra no tena tsy marim-potoana
Hi!hi! hi!:lol::lol:
Ny namaky ny resako milaza fa mahazo ary d'accord à 100% izay voalaza aza ny sasany!
Sao mbô ianao aza no mila mandinika tsara ny fizitra sy izay voambara?...
Raha miteny resaka "retard" io aho: Marim-pototra ny filazako fa eto @ tany "Descartes" saiky ny fiaraha-monina misy ahy no manaja fotoana : izay zavatra natrehiko teto "rarement" ny tara fanombohana:
Mety marina 'ngamba ny resakao @ "domaine Gasy?"
satria misy ny antsoina hoe "fotoan-gasy" ary dia
milafika @ izany koa ny "fiangonana gasy maro niangonana" : zava-misy anie izany tsy foronina!
ary tsy takon'afenina na tsy resahiko aza: ka inn ny olana raha resahiko?..tsy firesaka ve sa tsy fieritreritra?...
Ka izany indrindra no tsara dinihina dia ny mikasika ny tena fandinihan-tena sy ny fiainana fa ianao ihany no te-hanomboka hitsara ny Kristiana kanooo...
Ianao no nanomboka niresaka ny "kristiana eto: "araho TSARA ny resaka! Izay no nanaovako hoe "Moi" aloha mbô tsy hanohintohina ny hafa, ary ilay "moi" tsy firindrinana fa "ajustement"n'izay ahalafatra koa à l'égard des autres! tsy namaritra
n'iza n'iza aho, fa niantomboka t@ tenako no "ciblé-ko" @ izany!
Ny ambarako ireo ambony ireo dia filazàna ny fandinihan-tena Kristiana... mety tsy mitovy amin\'ny fandinihan-tena tianao lazaina nefa dia izay no voasoratra aloha
Ié niniana noformulé-na ilay izy na tokony ny tsi1/1 aza no ahatsapa ny lesoka aminy satria ilay fivoaram-panahy tsy "tsapa";taratra "monotonie" izany no hita ary "PIRE" aza satria MIHA-VITSY olona mihitsy ny "Fiangonana dasy nalehako farany teo izany hoe en un mot: "MIHEMOTRA": mila mieritreritra: ny vavaka efa atao foana saingy tsy "efficace" lé izy raha tsy
ialohavan'ity fandinihan-tena ity amiko!
\"Izaho sy ny Ray dia iray ihany.\" Jaona 10:30[
K'izay indrindra no tsy hi-forcé-na ahy voatery hihevitra an'i Jesoa: i Prime rehafa miresaka an'i Jesoa voamariko fa tsy voatery hanonina an'Atra.
Izaho indray mis'adresser @ Atra no mahavantana ahy satria i Jesoa rahateo nampianatra ahy hivavaka
hi-s'adresser aminy:
Izany hoe iray ihany izany!Ka tsy safaina @ hoe "tsy misy mankany @ Ray afa tsy @ alalako: lasa roa lé izy @ izay: ny iray lalana ny iray Atra!
106. prime
(
09/03/2007 07:28)
Ny namaky ny resako milaza fa mahazo ary d\'accord à 100% izay voalaza aza ny sasany!...:-D:-D ka ianao koa mila mandinika tsara izay voambaran\'ny hafa kah...:-D:-D... fa tsy hoe izay lazainao tokony dinihina tsara fa ny an\'ny hafa tsy vakianao tsara...
Sao mbô ianao aza no mila mandinika tsara ny fizitra sy izay voambara?...
Mety marina \'ngamba ny resakao @ \"domaine Gasy?\"... Averiko indray fa tsy mitombina mihitsy izany satria na izaho aza dia notezaina tany amin\'ny tany \"Descartes\" lazainao izany koa ary niaina tany fa izaho milaza aminao fa ny fahataràna fotoana dia ny tandrefana aza no tena tara lava ary ny tena loza dia tsy mba tony sy maharitra toy ny tatsinana... izay ihany no mahasamihafa azy...
satria misy ny antsoina hoe \"fotoan-gasy\" ary dia
milafika @ izany koa ny \"fiangonana gasy maro niangonana\" : zava-misy anie izany tsy foronina!
ary tsy takon\'afenina na tsy resahiko aza: ka inn ny olana raha resahiko?..tsy firesaka ve sa tsy fieritreritra?...
Ié niniana noformulé-na ilay izy na tokony ny tsi1/1 aza no ahatsapa ny lesoka aminy satria ilay fivoaram-panahy tsy \"tsapa\";taratra \"monotonie\" izany no hita ary \"PIRE\" aza satria MIHA-VITSY olona mihitsy ny \"Fiangonana dasy nalehako farany teo izany hoe en un mot: \"MIHEMOTRA\": mila mieritreritra: ny vavaka efa atao foana saingy tsy \"efficace\" lé izy raha tsy... Ny tena fihemorana dia ny an\'ny tandrefana tsy mino an\'Andriamanitra intsony fa lasa \"matérialistes\" sy \"rationnalistes\" ka manakona ny masom-panahy rehetra... ny mahavitsy olona ny fiangonana \"gasy\" hoy ianao dia satria ianareo \"gasy\" any an-toerana no manadino an\'Andriamanitra mety ho voarebirebin\'ny tsiokam-pahalalahana sy ny rivo-pahendrena maro misy... \"Raison de plus\" tokony hanaovan\'ny Kristiana fandinihan-tena Kristiana fa tsy hanaovana \"méditation\" rakaroka tsy fantatra mazava hoe inona no hiafaràna...
ialohavan\'ity fandinihan-tena ity amiko!
Izany hoe iray ihany izany!Ka tsy safaina @ hoe \"tsy misy mankany @ Ray afa tsy @ alalako: lasa roa lé izy @ izay: ny iray lalana ny iray Atra!... Dia mbola tsarainao hatrany ny Tenin\'Andriamanitra hoe roa indray Andriamanitra... izay no voambara fa sady lalana Izy no hiafaràna koa... sarotra ho an\'ny rationnalistes no hanakatra izany fa tena izany nefa no izy ary tsy roa velively izany...
107. rakaroka
(
13/03/2007 17:42)
ny mahavitsy olona ny fiangonana \"gasy\" hoy ianao dia satria ianareo \"gasy\" any an-toerana no manadino an\'Andriamanitra mety ho voarebirebin\'ny tsiokam-pahalalahana sy ny rivo-pahendrena maro misy... \"Raison de plus\" tokony hanaovan\'ny Kristiana fandinihan-tena Kristiana fa tsy hanaovana \"méditation\" rakaroka tsy fantatra mazava hoe inona no hiafaràna
Na fikaroham-pahalalana na méditation dia "ilaina" avokoa manazava ny hiafarana koa aza izy ireny koa:
Du moins aloha fatampatatro ny momba izany ary efa tafaresaka izany teto aza aho...tsy variana @ fikarohana matérialy araka ny fiheveran'ny sasany!
Dia mbola tsarainao hatrany ny Tenin\'Andriamanitra hoe roa indray Andriamanitra... izay no voambara fa sady lalana Izy no hiafaràna koa... sarotra ho an\'ny rationnalistes no hanakatra izany fa tena izany nefa no izy ary tsy roa velively izany...
Tsilalaon-teny no betsaka: mbola azo lazaina koa hoe:
Telo izay iray!:oops::oops:8O
108. prime
(
14/03/2007 06:20)
rakaroka:... Ekena, ilaina avokoa ny fari-pahalalàna rehetra, ao anatin'izany ny fikarohana sy ny "méditation", miombon-kevitra aminao aho fa ny resatsika mantsy tsy izay loatra hoe ilaina sa tsy ilaina fa ny hoe ny mahavitsy olona any am-piangonana voalazanao ka tokony handinihana hoe inona no mahatonga izany?... raha ny fahitako azy dia ilay fandinihan-tena kristiana no tokony hatao... nefa moa ianao miteny hoe "méditation" no tokony hatao dia eo no tsy mampitovy hevitra antsika fa dia manaja ny hevitrao aho...
Na fikaroham-pahalalana na méditation dia "ilaina" avokoa manazava ny hiafarana koa aza izy ireny koa:
Du moins aloha fatampatatro ny momba izany ary efa tafaresaka izany teto aza aho...tsy variana @ fikarohana matérialy araka ny fiheveran'ny sasany!
rakaroka:... Ekena fa Telo izay Iray mihitsy no maha-Izy Azy... tsy lalaon-teny velively fa fahamarinana ara-tsoratra masina... sarotra hoy aho ny mandray izany raha ny fijery "rationnaliste" tandrefana no andinihana izany... sady mila asan'ny Fanahy Masina rahateo ny mandray azy...
Tsilalaon-teny no betsaka: mbola azo lazaina koa hoe:
Telo izay iray!
