Fandinihan-tena!
21. rakaroka
(
10/02/2007 10:09)
niryna:
xxx:
moi, moi, moi, ... = pure egoisme.
rien a discuter..
Tiava ny namanao tahaka ny tenanao.Ahoana no hitiavanao azy raha moi.moi.moi foana.Tsy mijery ny hafa izany.Fitiavantena tanteraka.
Satria ny tenanao no modèlen'ny hafa, ary raha hiresaka an'Atra tsy hita ianao tarafin'ny olona aminao aloha izany!
22. cutie
(
10/02/2007 16:33)
Satria ny tenanao no modèlen'ny hafa, ary raha hiresaka an'Atra tsy hita ianao tarafin'ny olona aminao aloha izany!
ao tanteraka le pasy :wink::lol:8):P
23. prime
(
13/02/2007 11:15)
hearty> Azonao ny tiako ambara ary mitovy hevitra aminao tanteraka aho...
rakaroka:... Tarafin\'ny olona @ ilay \"moi, moi, moi\" ve?...:-D:-D:-D
Satria ny tenanao no modèlen\'ny hafa, ary raha hiresaka an\'Atra tsy hita ianao tarafin\'ny olona aminao aloha izany!
24. xxx
(
14/02/2007 19:22)
Raisinareo mitokana ilay MOI dia mandringa ny hevitra, jereo ny lohateny napetraky rakaroka fa hoe Fandinihan-tena! ! Ka rehefa fandinihan-tena no resahiny, tokony hoe Prime ve no resahiny ? sa i xxx ? Sa i Niryna ? sa ny finoana iray izay tsy arahiny (toy ny fomba mahazavatra ny sasany), sa izay tsy Kristianina ? ... Toy ny famakianareo baiboly ihany ny famakianareo ny soratra eto mazàna dia lasa mahantra be ilay resaka :lol:
25. cutie
(
14/02/2007 23:49)
:-D:-D:-D:-D
Toy ny famakianareo baiboly ihany ny famakianareo ny soratra eto mazàna dia lasa mahantra be ilay resaka
26. prime
(
15/02/2007 07:08)
xxx> Ka tsy mitombina ilay izy, izay no mahatonga ireo fanamarihana rehetra ireo fa ny fandinihan-tena (araka ny soratra masina) dia tsy miainga @ "moi" velively fa miainga @ Andriamanitra maneho ny mahaIzy Azy, ao amin'ny voninahiny sy ny fahamasinany sy ny heriny, sy ny fitiavany ka itarafana ny momba ny tena manoloana izany mahaAndriamanitra Azy izany... fa tsy hoe "moi, moi, moi" par rapport à l'idéal isankarazany izay tiako hatao...
Izany hoe Dieu, Dieu Dieu est... (Jésus Christ est...) no iaingàn'ny fandinihan-tena fa tsy hoe "moi"...
Izany hoe Dieu, Dieu Dieu est... (Jésus Christ est...) no iaingàn'ny fandinihan-tena fa tsy hoe "moi"...
28. xxx
(
15/02/2007 17:00)
Prime : whatever!
Tsy izay no mahatonga ny fanamarihana rehetra ireo. Raha io teninao io no niaingan'ny fanamarihana dia fanazavana ny atao hoe "fandinihan-tena" nataon'ny maro aminareo voalohany fa tsy nitsaratsara an'i rakaroka "moi, moi, moi" na egoiste. Efa avy nanazava aza i rakaroka hoe
mbola mamaly ihany nareo, dia jereo ny valiny omena avy eo ! :lol:
Tsy atao lava ny resaka fa mba mamakia fotsiny fa manjary mivoana be ilay resaka e. Lasa fitsaratsarana fahatany toy ny mahazatra ny sasany ilay dinika nefa ny sasany no tsy mamaky.

Tsy ny teny "Moi" no maha-égoiste fa ny ampiasanao izany,
mbola mamaly ihany nareo, dia jereo ny valiny omena avy eo ! :lol:
Tsy atao lava ny resaka fa mba mamakia fotsiny fa manjary mivoana be ilay resaka e. Lasa fitsaratsarana fahatany toy ny mahazatra ny sasany ilay dinika nefa ny sasany no tsy mamaky.
29. lamie
(
15/02/2007 17:02)
ny tena fitiavana amiko dia ny tsy sasatra ny manome, tsy mijery izay tsy manome sy tsy mamaly ny omeko;ohatra:que je cherche tant de consoler que d'etre consolé!
32. xxx
(
16/02/2007 06:53)
lamie:
ny tena fitiavana amiko dia ny tsy sasatra ny manome, tsy mijery izay tsy manome sy tsy mamaly ny omeko;ohatra:que je cherche tant de consoler que d'etre consolé!
Lamie aza miova izay teneninao izay fa tsara io,be mpandoto rano mantsy ato ka manenjika ny mpivavaka
33. prime
(
16/02/2007 13:49)
xxx:... aza maika ny hiteny hoe "nareo" fa samy manana ny ambarany...
mbola mamaly ihany nareo, dia jereo ny valiny omena avy eo !
Fototra iaingàn'ny fiainan'ny mpino ny fandinihan-tena ka rehefa tsy mitombina ho an'ny mpino kristiana dia tsy maintsy ambara fa tsy hoe faly hamaly fotsiny...
xxx:... ka izay hitsara aleo hitsara fa zony koa izany e... tsy misy tampenam-bava eto ka hoe "mamakia fotsiny" nefa tsy mitombina ara-tsoratra masina ny voambara...
Tsy atao lava ny resaka fa mba mamakia fotsiny fa manjary mivoana be ilay resaka e. Lasa fitsaratsarana fahatany toy ny mahazatra ny sasany ilay dinika nefa ny sasany no tsy mamaky.
34. xxx
(
16/02/2007 14:23)
.. aza maika ny hiteny hoe "nareo" fa samy manana ny ambarany...
Nareo = vous (Prime) + quelques autres.
... ka izay hitsara aleo hitsara fa zony koa izany e... tsy misy tampenam-bava eto ka hoe "mamakia fotsiny" nefa tsy mitombina ara-tsoratra masina ny voambara...
:lol:
Izao ny zavatra mba tena hain'ny "Kristianina" satria tsy azo tampenam-bava izy ireo.
- Tsy mamaky izay lazain'ny hafa,
- dia avy eo mitsaratsara amin'ny tsisy fotony sady fitsarana HORS SUJET,
- dia avy eo tohanana amin'ny Soratra Masina ny tsy famakiana ny soratry ny hafa !
Tena ara-tsoratra masina mihitsy aloha ireo e :lol:
Fandinihan-tena!
36. fijo
(
16/02/2007 22:12)
ka ny kristianina anie efa voasasasa ny lohany e.vao miresaka finoana ianao,dia tsianjery ny azy no avokany."jereo ao amin'nyapkalipsy e,jereo eksodosy e,araka ny voalazan'i marc e"snsn
izy tsy mijery hoe ahoana tokoa izany rah amihoatra amin'izay zavatra misy,fa ny azy ny tsianjeriny no tadiaviny hoarahan'ny zavatra hiainany.
izy tsy mijery hoe ahoana tokoa izany rah amihoatra amin'izay zavatra misy,fa ny azy ny tsianjeriny no tadiaviny hoarahan'ny zavatra hiainany.
38. xxx
(
17/02/2007 00:21)
fijo:

Ny tsy mpino dia ny handrava ihany no ataony.Hainy daholo ny ao anaty baiboly ho an'ny mpino satria io no iainany,miaina toy ny minankanina izy.Mandinin-tena izy ary mahalala ny tsara sy ny ratsy,ny tokony hatao sy ny tsia.Ny tokony ho fanajana olona na ny tsy,ny tokony ho tenenina na tsy tokony.Noratovany tao anaty baiboly izany rehetra izany.Mba mianara ny ataony e.Hay tokoa moa hoy ny faha raha mivavaka fotsiny dia tsy maninona fa tsy afaka ny hanova ny xxx ny olona.Izay no nahatonga ny fanoharana raha te-ahalala ra xxx.Mahantra ara-panahy ianao ka na manambola aza tsy ho faly mihitsy.
39. cutie
(
17/02/2007 00:57)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 16-02-2007 15:23:17
Lohateny : Re : Fandinihan-tena!
Voalaza teo :
.. aza maika ny hiteny hoe "nareo" fa samy manana ny ambarany...
Nareo = vous (Prime) + quelques autres.
Voalaza teo :
... ka izay hitsara aleo hitsara fa zony koa izany e... tsy misy tampenam-bava eto ka hoe "mamakia fotsiny" nefa tsy mitombina ara-tsoratra masina ny voambara...
Izao ny zavatra mba tena hain'ny "Kristianina" satria tsy azo tampenam-bava izy ireo.
Tsy mamaky izay lazain'ny hafa,
dia avy eo mitsaratsara amin'ny tsisy fotony sady fitsarana HORS SUJET,
dia avy eo tohanana amin'ny Soratra Masina ny tsy famakiana ny soratry ny hafa !
Tena ara-tsoratra masina mihitsy aloha ireo e
Fandinihan-tena!
=D
amen
40. prime
(
21/02/2007 08:56)
xxx:... :-D:-D omeo hoe ny soratra masina manamarina azy?:lol::-D
Izao ny zavatra mba tena hain'ny "Kristianina" satria tsy azo tampenam-bava izy ireo.
Tsy mamaky izay lazain'ny hafa,
dia avy eo mitsaratsara amin'ny tsisy fotony sady fitsarana HORS SUJET,
dia avy eo tohanana amin'ny Soratra Masina ny tsy famakiana ny soratry ny hafa !
Tena ara-tsoratra masina mihitsy aloha ireo e
... Raha "soratra masina" tsy ilay an'ny Kristiana fa an'ny mpikaroka, mandinika, olon-kendry eto amin'izao tontolo izao dia azo ekena ny voalazan'i rakaroka araka izay finoany sy traikefa ary fahalalàna ananany...
... Raha resaka "principes de méditation" avy @ fampianarana isankarazany toy ny "communication et développement personnel" (US et asiatique) mampianatra momba ny auto-motivation sy ny "principes de positivation des événements", sy ny fandinihana manokana nataon'ireo "penseurs" toy ny sasany sahy miteny hoe "Je pense donc Je suis", sy ny fanakarana an'ilay "Etre supérieur" avy @ alalan'ny "zen" sy ny exercices spirituels, moraux, mentaux et physiques (toy ny yoga sy ny karazany sy ny gnostika) ary ny fandinihana an'ilay "Etre supérieur en Soi" manolona ny équilibre Yin et Yang... no lazaina ho fandinihan-tena dia tsy misy ifandraisany vely2 @ fandinihan-tena Kristiana izany fa miala tsiny aho na lazaina "hors sujets" na lazaina ahoana...
... Ny fandinihan-tena Kristiana dia tokana sady tsotra fa tsy be "principes" be toy ireo voalaza ireo... Jesosy Kristy, ilay sady Tompo no Mpamonjy, Andriamanitra Velona, Mahery, Masina, Be Voninahitra, Mpanjaka no mijoro manoloana ny Kristiana isanandro...
... Eo anoloan'izany fahafenoany Izy Andriamanitra izany dia manao ahoana ny tena, ny natao, ny asa, ny finoana... nanaraka ny sitrapony ve? nanaraka ny didiny ve? nanaja ny mahaTompo Azy ve? nandray ny Fitiavany ve?... izany no fandinihan-tena Kristiana ka miala tsiny raha lava2... Fandinihan-tena tsy mibanjina afatsy Kristy fa tsy fandinihan-tena mametra fenitra ho tanjona... Tsy misy mihitsy milaza ho Kristiana ka handinin-tena amin'ny fenitra voalazan'i Rakaroka ireo raha tena Kristiana marina...