FAMBOLEN-KAZO 03/02/2007
1. naritsimba
(
05/02/2007 07:17)
Miarahaba antsika namana rehetra!
Tontosa soa aman-tsara ny fambolen-kazo t@ Sabotsy 3 Febroary 2007 tany Lohavohitra-Andranovelona.
Tanteraka araka ny nieritreretana azy ny zavatra rehetra, ary na dia nirotsaka aza ny orana talohan\'ny niaingana ka nampihemotra ny namana sasany, dia ireo izay tena vonona ny andeha hanatontosa ny adidy ho an\'ny firenena sy ny tanindrazana dia nahefa izany an-tsakany sy an-davany, isaorana manokana eto ireo 24 mianadahy mianaka izay tonga, Isaorana eto ny namana vaovao izay navitrika tokoa ary tsy nisalasala, isaorana ihany koa ny fiara nitatitra na dia voatery naverina aza ny fiara iray fanampiny dia tsy nisy olana.
Niainga t@ 9 ora sy fahefany teo Mahamasina, tonga tany an-toerana t@ 11 ora teo ho eo ary avy hatrany dia niakatra ny tehezan-tendrobohitr\'i Lohavohitra niaraka t@ zana-kazo sy ny angady avy hatrany.
Voavoly daholo ireo zana-kazo nambolena(Ravintsara) rehetra, ary tsy adino ny naka sary ho an\'ny tsirairay izay tonga tany.
Rehefa vita ny fambolen-kazo dia nisy ny fiarahana naka sary niaraka, ary avy eo dia niaraka nirohotra nilalao rano, marihana fa ny rano nolalaovina dia io rano izay vidiantsika ao anaty tavoahangy antsoina hoe \"EAU VIVE\", sady nisotro no nilalao rano na kely na lehibe, ary izany no hoe: ganagana mandro ka samy manao izay ho vitany.
Taorian\'ny fambolen-kazo sy ny filalaovana rano dia nanomboka ny fiarahana nisakafo izay tsy lany nolaniana na dia niezaka ihany aza ny nihinana, rehefa vita ny sakafo dia nanomboka ny lalao isan-karazany indrindra fa ny BABBY FOOT,tao koa ny nanao Basket ary ny fandihizana, ny fikarakarana ny masikita dia samy nanao izay ho afany ny rehetra.
Isaorana eto ny orinasa iray izay tsy ho tononina eto ny anarany izay nanome fanomezana na dia kely aza, satria dia voatery natao an-tsapaka ny fizarana izany mba ho fahatsiarovana iny fambolen-kazo nataontsika t@ ity taona 2007 ity, ireo izay tsy nahazo dia mbola hahazo @ manaraka.
T@ 5ora hariva no fotoana nialana tany an-toerana ary nalaina nisaraka ny rehetra.
Vita indray iny ny fambolen-kazo izay nataontsika t@ ity taona ity.
Mankasitraka ny rehetra izay nahatanteraka izany.

novalian'i mbaliana ny 16/03/2007 12:58
5. ravatorano
(
05/02/2007 07:50)
feno dia feno io voalazan i naritsimba io ary isaorana azy zany e
amin ny manaraka indray zanye
:D
amin ny manaraka indray zanye
:D
6. glou
(
05/02/2007 07:59)
dia faly miarahaba ny rehetra indray, vita soaman- tsara indray iny ny fambolen- kazo fa dia hanomana ny fihaonana manaraka indray izany zao, ka dia fisaorana ho an' ireo izay rehetra nandeha moa manasa hatrany ho an' ireo izay mbola misalasala ny hiaraka aminay fa , isika dia tsy ranon' ikopa akory ka ho tonga namana vao mavomavo, nahafinaritra iny fa ny tsininy fotsiny dia mbola nakafoka be ilay goal ny BANX:roll: hany ka canal foana ve tssssss:-D:-D:-D tsiky dia ampy ehhhhhhhhh
glou_
7. simplex
(
05/02/2007 08:11)
eka ouz
milay be zany :D:D
glou_
tsy rano iKopa fa Ranovelona, madio be sady azo sotroina;-)
Na de hoe mampisalasala ihany ny hisotro Eau Vive zao refa mieritreritra hoe ity zao le nolalaovin'i Naritsimba :-P:°):-D:-D
mirary soa antsika rehetra ee
:-*:-*
8. naritsimba
(
05/02/2007 08:12)
saika adino ny nisaotra ilay mpitendry gitara fa tena farina ny feoko zany t@ le vazo vaovao ireny ny tonony.
Ny DJ nampandihy koa tsy adino e, indrindra le kwassa raprezy ah!
Ny DJ nampandihy koa tsy adino e, indrindra le kwassa raprezy ah!
9. Ralay
(
05/02/2007 08:19)
Mankalaza fa dia otran'ny tany mihintsy ny tenanay mamaky ny fitantaran'ny namana naritsimba azy.
Bravo ry namana =D
Bravo ry namana =D
10. texe
(
05/02/2007 08:33)
Miarahaba antsika rehetra . misaotra antsika rehetra izay tany @ fambolen-kazo iany koa na de somary vitsivitsy aza isika de tontosa soamantsara ny zavatra natao e! fa de mbola mamerina fisaorana e! efa io voalazan'ny zokibe ratsimba io mo le izy fa de mba manetana antsika ny @ fiaonana ny manarake.Tsy misy isaorana tamin'ny le gitara fa mbola ataotsika milay kokoa noho ireny ny @ manaraka e! ay ve enao tao kasoka mihintsy naheno ilay tonokira vaovao tao akikiko tao e? za aloha ato mbola kamomihintsy ny ikandra e! de zay ary fa mbola oavy eo ny sasany e
11. watafon
(
05/02/2007 08:43)
d inn moa zany fa ny adidy vita ny fahafinaretana azo sa ahoana lesy ry texe ? henoko mihitsy ny akony k !:-D
12. texe
(
05/02/2007 08:56)
mariny zany watafon . tonga de bone be mihintsy e!na de somary saika tsy lasa aza za e!Miaraka @ lobaka ko amilay ka bone daholo ny tany fa izay tsy nandeha iany no manenina e!Ambiance chaud ny tany e!zavatsa tonga de tssssssssssssss!!!!!!!!!!oups
14. texe
(
05/02/2007 09:43)
naritsimba> de misaotra an'ilay akama ray niaraka taminao iny ko e! Aiza e! hihihihi!!!!!!!!!marina zany e!
15. naritsimba
(
05/02/2007 09:53)
texe> misaotra eh! mba mitondra koa letsy akama @ a manaraka an! mbola tsy hitan'là zany hoe tena mitondra akama ny bandy fa tonga dia bobaka be mihitsy.
16. naritsimba
(
05/02/2007 09:59)
texe> misaotra eh! mba mitondra koa letsy akama @ a manaraka an! mbola tsy hitan'là zany hoe tena mitondra akama ny bandy fa tonga dia bobaka be mihitsy.
17. naritsimba
(
05/02/2007 10:23)
Ary betsaka ny adino an, fa nahita mariazy koa zahay tany sady vahoaka be ny mpanotrona fa nahatratra 400, izany ny tena hoe nahita ny tsy fahita, fa dia nindrana sotro taminay ny mpanao sakafo fa nihoatra be ny isan'ireo olona tonga nanotrona, ary nisy aza ny sasany lasa nanao pique nique tampoka teo fa nisy ny nanao basket ary nisy ny nanao foot. tena nilay ilay surprise t@ iny e!
Ny sasany indray nahita ilay masikita dia saika hividy fa tena nilay be no sady ngeza tsara ny vongan'ny hena hihihihihihii,
milay fôna e
Ny sasany indray nahita ilay masikita dia saika hividy fa tena nilay be no sady ngeza tsara ny vongan'ny hena hihihihihihii,
milay fôna e
18. sasa
(
05/02/2007 10:38)
ha ha ha ha ny an'ahy ny tena tadidiko ilay tonga d nisy nisotro ny coca tao anaty veran'ny texe
iza ary no nanao an'iny o????
fa le babyfoot koa milay kle na d resy foana ary izahay 2 vavy d tena nisy ambiance
ny kilalaky ry bekibo moa amzany tena aoka fotsiny
:-D:-D
Mankasitra e!
iza ary no nanao an'iny o????
fa le babyfoot koa milay kle na d resy foana ary izahay 2 vavy d tena nisy ambiance
ny kilalaky ry bekibo moa amzany tena aoka fotsiny
:-D:-D
Mankasitra e!
19. Fiffi
(
05/02/2007 10:42)
sambatra nareo....
sasa: ela akia ndry tsy hitahita an ! :-*:-*:-*:-*:-*
sasa: ela akia ndry tsy hitahita an ! :-*:-*:-*:-*:-*
20. texe
(
05/02/2007 10:50)
sasa ary endry mihintsy kay no nisotro an'ilay coca tao anaty verako iny ? andray !!!!za aloha t@ iny mba gaga mihintsy hoe iza indray no be tenda nisotro ny coca ko teo nareo ary resy lava t@ baby footy ko zay mo misy migafy foana ravo mba maresy e! de omany indray ny manaraka
naritsimba> voaray @ manaraka tonga de poince milay a!ary bekibo oa sôde teraka fa valaka e!?
naritsimba> voaray @ manaraka tonga de poince milay a!ary bekibo oa sôde teraka fa valaka e!?