FAMBOLEN-KAZO 03/02/2007
23. ravatorano
(
05/02/2007 11:53)
soa ihany tssy naka sary tany kle
ary miompy zana boay koa ry zareo tompon tanana ao amin ilay toerana nadehananay tao ary ny tena anmpimé d izao ny tanan-dra texe no notazomin ny olona d nakifin i lery fa neveriny fa norambasan ilay voay kely izy kle
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
henjana marina reny goal nakafoka tamin ny baby reny an ! fa tena mangatsitsika kosa aloha ilay rano eau vive avy nisasana tery ambony tenmbohitra tery e tsy mampite hiala mihitsy

25. lo
(
05/02/2007 13:44)
ravato > soa iany toko less razoky, ary nareo tsy nikozy anle voay kle, za tsy nahita fa le tara vo tonga
26. Samoana
(
05/02/2007 15:32)
Naritsimba/ "eau vive" izany nahasolo tsara le "eau de vie" raha ny fahalalako azy a :wink:!
Soava tsarà daholo letsy nareo namana any a^:^ !
Soava tsarà daholo letsy nareo namana any a^:^ !
27. sasa
(
06/02/2007 05:08)
ravatorano sy lo ahoana le zavatra nisy nanafina iny ha ha ha ha aiza ka za indray ve no voatrerona nefa tsy nanafina akory
Texe tsy za izany no nisotro an'iny coca iny an! za tsy tia coca koa
Fiffi sahirana am asa akia an :-D:-D:-D:-D
Texe tsy za izany no nisotro an'iny coca iny an! za tsy tia coca koa
Fiffi sahirana am asa akia an :-D:-D:-D:-D
28. naritsimba
(
06/02/2007 05:59)
texe> sasa> magie magie anaty kapoaka izany le coca eeeeeeeee, tsika ko rizareo dia tena nanadino fakan-tsary daholo an! ny ahy aloha nisy nindrana eh!
30. majinikakely
(
06/02/2007 06:19)
zay vao tena afaka ilay havizanana kle
amin 'ny manaraka aleo mba toerana tsy miakatra avo b no hambolena ravintsara kalé:wink:
fiffi
amin 'ny manaraka aleo mba toerana tsy miakatra avo b no hambolena ravintsara kalé:wink:
fiffi
31. ANARIM
(
06/02/2007 06:55)
naritsimba:
Rehefa vita ny fambolen-kazo dia nisy ny fiarahana naka sary niaraka, ary avy eo dia niaraka nirohotra nilalao rano
ary naka sary ihany fa mampifila b mitsy an (sendra ny tsy azo anoharana anié matoa mba tsy afaka nandé nefa d tsy mahazo sopapa @ sary na d kely akory aza?)
32. texe
(
06/02/2007 07:01)
sasa>fa mba iza marina aloha no nisotro le coca teoiny e? sa mazimazy araka ny voalazan'ny naritsimba ve? nareo sipa kosa aloha nnafina an'ilay zavatra de avieo itan'ny lo iany le izy ny kof anie mahiratra be daholo e? le voy kely klo tena kely masika e! manao rotation sur place lery ko!le voay ange ralo tena kely mba masiaka e!razoky> la nivazo sy le nandihy tao anaty fiara koa ange ka filing e! sady vetivety de tonga hihihihihhi!!!!
33. watafon
(
06/02/2007 08:59)
ny ahy moa d miandry sary ftsn za vao afaka manao commentaires e! tsy afaka manadray anjara amle resaka mantsy fa tsy tany ! :-D:-D:-D
fa ny somary mahagaga kely anà ftsn d hoe: 24 ftsn ianareo no nande nefa toa maro ihany no nilaza fa hande t@ le dinika etsy ambany sa ? :roll::roll:
fa ny somary mahagaga kely anà ftsn d hoe: 24 ftsn ianareo no nande nefa toa maro ihany no nilaza fa hande t@ le dinika etsy ambany sa ? :roll::roll:
34. lo
(
06/02/2007 10:37)
maji > tena tsy tazako zany
za zao mbo tonga nefa betsaka ireo nantenaiko ho hita tsy tany, fa tsy maninn fa be ko ireo ela tsy hita d mahafinaritra fona e
za zao mbo tonga nefa betsaka ireo nantenaiko ho hita tsy tany, fa tsy maninn fa be ko ireo ela tsy hita d mahafinaritra fona e
35. naritsimba
(
06/02/2007 10:45)
ANARIM> tsy maintsy asiana ihany le hoe: mody maka sary dia be no manantena saingy indrisy fa tsy nisy na dia tapaka sôsisy, hihihihhihihihi hay moa zaho ity mba mahay mifika ihany ndraindray kou!
Fa naninona aloha no tsy nandeha sa natahotra orana? mba nitondra rambo be ihany mantsy ny tenanay tany nefa ilay rambonareo tsy hita ko!!!!!
Tena hay tokoa mba sambany tena tsy nisy nitondra sôsisy mihitsy t@ kaly atoandro kle. a

36. sasa
(
07/02/2007 05:23)
texe, tsy za no nisotro an'le coca fa tsy fantatro hoe iza ?
lo hi hi hih ihi ka raha be loatra le zavatra d manjary misy manafina koa
watafon ny be lazao anie misy foana e nefa tsy tonga akory
lo hi hi hih ihi ka raha be loatra le zavatra d manjary misy manafina koa
watafon ny be lazao anie misy foana e nefa tsy tonga akory
37. texe
(
07/02/2007 07:10)
naritsimba > ela koa ary nitondra sosisy tany ko? hihihi
sasa>mba lazao mo fa anaterako goté any ange indry e?
lo>grave koa ireo sipa reo raha nanafina ?hihihi
sasa>mba lazao mo fa anaterako goté any ange indry e?
lo>grave koa ireo sipa reo raha nanafina ?hihihi
38. ravatorano
(
07/02/2007 08:07)
miverina ilay ilay kozy hoe sary tsisy pellicule ilay numerika d tsisy sary nivoaka fa flou e
texe
texe
39. lo
(
07/02/2007 08:27)
ravato, texe > marina zany ry zalah
sasa > fa nefa le izy kely lotra d aona ?
sasa > fa nefa le izy kely lotra d aona ?