fitiavana namana
1. exdadabe
(
01/02/2007 04:20)
1- mananantra azy sy manoro azy ny lalana mariana
sa
2- manoem koue=razz azy mba hirosoany be be kokoa 2 ilay loza efa mitatao aminy ?

novalian'i niryna ny 10/02/2007 02:15
3. diamondra27
(
01/02/2007 06:56)
exdadabe::lol:
dia soraty tsara @ manaraka.
Mihinam-bary aza hono misy latsaka e!
fitiava-namana amiko dia:-w:-w...aoka aloha hijery valin'ny hafa

4. xxx
(
01/02/2007 07:10)
io fa trtra tokony i dadabe no nanratra dia i diamondra tampoka no nanoratra.....nanitsy ilay dinbika etsy ambony:-D:-D:-D:roll::roll::-w
5. xxx
(
01/02/2007 08:27)
Tsaingo njay diams' :-D:-D:-D
valiny- tenenina azy fotsiny ny lalana heverinao fa tsara dia avela izy hanao ny ataony. Tsy fitiavana ny fanerena. Tsy fitiavana ny fiheverana ny namana toy ny zazakely.

6. hery
(
01/02/2007 08:39)
Ho ahy indray
Aza afenina ao anaty fitiava-namana ny finiavana hi-domine (na amin'ny toe-tsaina izany na amin'ny finoana na amin'ny moraly) tsy voatery hitovy culture aminao daholo ny olona. Mody hoe tia namana kanefa terenao hitovy fitiavana aminao izy. Sur ve ianao fa loza mitatao aminy ny fiainany?
Aza sarontsaromana amin'ny resaka fitiava-namana ny fermeture d'esprit ananana. Misy olona mbola tsy misokatra mihitsy dia ny olona misokatra no lazaina fa mandeha any amin'ny loza. (Tahaka ny t@ andron'ny salaka ihany e, izay mipataloha dia noheverina fa mamoafady... kanefa izao mipataloha daholo)
Aza mody hoe tia namana, tia namana, kanefa ny fitiavanao ny namanao tsy ho an'ilay namanao akory fa mba hahazoanao tombony. Ny sasany tia namana mba hahazo paradisa :-) Raha tena tianao hiala ao anaty loza ny namana iray, ka hitanao fa tsy mahomby ny tetika be moraly dia fomba hafa indray ampiasaina... raha tena tianao tokoa izy an. Raha tena tombontsoa ho azy tokoa no tadiavinao.

7. simplex
(
01/02/2007 08:57)
manome safidy ary manazava ny voka-tsoa sy voka-dratsy @ izany. Ny lalana marina miankina @ tsirairay, tokony ny tompon'ny decision no handray ny lalany.
mankahery foana na ny decision diso aza no noraisina ary mitady lalana hi-contourner-na an'ze mety ho voka-dratsy mitranga eo, mbola safidy ihany no omena eo.
;-)

9. Aino
(
01/02/2007 11:46)
Aza mody hoe tia namana, tia namana, kanefa ny fitiavanao ny namanao tsy ho an'ilay namanao akory fa mba hahazoanao tombony. Ny sasany tia namana mba hahazo paradisa Raha tena tianao hiala ao anaty loza ny namana iray, ka hitanao fa tsy mahomby ny tetika be moraly dia fomba hafa indray ampiasaina... raha tena tianao tokoa izy an. Raha tena tombontsoa ho azy tokoa no tadiavinao.mitovy hevitra @ hery!!
fa iza ity namana ho ampiana?
10. kelly13
(
01/02/2007 14:20)
diamondra sa exdadabe no nanokatra hevitra e? toa tsy arako tsony kou izy zany
13. sitlo
(
01/02/2007 14:40)
kelly13> tsy maharaka foana na aiza na aiza.
booboo> tsy mazava
izaho> Mitovy hevitra amin'i Hery.
booboo> tsy mazava
izaho> Mitovy hevitra amin'i Hery.
16. sitlo
(
01/02/2007 14:56)
booboo> delestazy manala azy, maditra :°)
kelly> omena sopapa ve eh, rehefa tsy mahita soratana dia modya atoa hoe mitovy hevitra amin'i Hery. :°)

20. kelly13
(
01/02/2007 16:02)
a a a ka le resaka tsy arako hoe iza no nampiditra sujet: diamondra27 sa exdadabe? io no sopapa tedaviko