fitiavana namana
23. sitlo
(
01/02/2007 16:17)
Transistor-transistor-logic
ilay microprocesseur antitra be ireny. ilay miadana be indrindra. :°)
ilay microprocesseur antitra be ireny. ilay miadana be indrindra. :°)
25. niryna
(
01/02/2007 16:32)
Ny fitiavana namana mandratra fo rehefa mananatra fa amin'ny farany tonga saina ihany ilay iray fa noho ny fitiavany azy no hanoroany sy hitenenany ny marina
27. sitlo
(
01/02/2007 16:40)
mila mahay miteny ry niryna dia amin'izay tsy maratra ah
ohatra hoe alohan'ny hitenenana dia mba atao hoe
"fa conseil d'ami ity an" fa tsy hoe "izay ilay efa teneniko hoe"
Kelly> efa navaoziko ka intel x6800 izy izao
ohatra hoe alohan'ny hitenenana dia mba atao hoe
"fa conseil d'ami ity an" fa tsy hoe "izay ilay efa teneniko hoe"
Kelly> efa navaoziko ka intel x6800 izy izao
29. sitlo
(
01/02/2007 16:54)
za koa tsy dia mahazo an'io, fa ny hevitro dia mety ilay oe tiavo ny namanao tahaka ny tenanao
31. sitlo
(
01/02/2007 17:30)
xxx> ze tiany ihany kosa io koa, mety sahirana izy, mety mbola matory etsetra
33. kitjo
(
01/02/2007 18:05)
ray ihany ve i exdadabe sy Diam sa ordi iray no ampiasaina?
lasa tsy voavaliko mbamin' ny fanontaniana manko!
Ny fitiava-namana dia tahaka ny fitiavana ny tenananao hoy ny Baiboly :lol:
lasa tsy voavaliko mbamin' ny fanontaniana manko!
Ny fitiava-namana dia tahaka ny fitiavana ny tenananao hoy ny Baiboly :lol:
38. xxx
(
02/02/2007 04:40)
ireny lay zàtra miovaova ps ireny ........hihihih!dia tena traingo be!:-D
39. xxx
(
02/02/2007 09:34)
ka efa hatramin'ny voalohany leity no kobo fa ra ex ra diamaondra27 hiany a ! ary kobo foana le sipa a ! manokatra dinika hono ra ex d ra diamondra27 no manintsy avy hatrany fa hadinony ny niova ps ! nefa raha jerena tokony mbola mihesona be ra ex @ zao fotoana zao nefa d efa io izy mamaly atsy ambadika atsy .