fitiavana namana

41. diamondra27 ( 02/02/2007 10:47)
fitiavana namana lasa resaka mihesona :-D:-D:-D
misy olana angaha?:roll:
8)8)8)8)
42. diamondra27 ( 02/02/2007 10:53)
xxx:misy ora tsy maintsy arahina angaha rehefa hatory?
fa raha tsy zazakely izy ity koa hoe: ndàna @ zay matory fa lera 'zao. Hahahaha hiiiiiiiiiii=))=))=))

tena manao resa-jaza mihintsy ny sasany ato marina e!


CONSEILS:
rehefa te-hatory dia matoria na @ firy fa aza miady @ torimaso. Io no anisan'ny mahatonga ny insomnie satria ny olona sasany matetika mahatsapa fa efa te-hatory izy nefa mbola mikiry ihany miady @ torimasony fa te-hahavita ilay occupation-ny, dia lasa mihemotra ny torimaso, dia rahampitso koa toraka izany , dia ny iafarany insomnie.
Facteur iray ankoatran'ny soucis io tsy ahitàna torimaso.
43. sitlo ( 02/02/2007 15:34)
diamondra27:

miombon-kevitra @ sitlo :-P


:-D


44. niryna ( 02/02/2007 15:55)
xxx:

ireny lay zàtra miovaova ps ireny ........hihihih!dia tena traingo be!:-D


tsy azoko ny tian'i xxx tenenina
45. exdadabe ( 02/02/2007 18:08)
niryna: resaak FTIAVANA NAMANA daholo izany e !
46. Zina ( 04/02/2007 04:40)
afakely ndray zany
47. niryna ( 04/02/2007 06:04)
Zina:

afakely ndray zany

Tena mbola tsy azoko mihitsy izay tiany tenenina ry Z

48. diamondra27 ( 04/02/2007 16:09)
:D:D
49. exdadabe ( 04/02/2007 16:09)
:D:D
50. diamondra27 ( 04/02/2007 16:11)
ny fitiava-namana dia: ny fanomezana sourire ho azy ...
51. cutie ( 04/02/2007 21:50)
:D:):lol::wink:
52. Zina ( 05/02/2007 18:53)
niryna [ Valio ] 04-02-2007 07:04:10
Lohateny : Re : fitiavana namana
Hoy i Zina:

afakely ndray zany


Tena mbola tsy azoko mihitsy izay tiany tenenina ry Z


nyrina a ka ilay nosoratan'i exdadabe eo alohako io ka....:wink:
53. xxx ( 06/02/2007 10:54)
fitiavana namana hoe ? :-w:-w manome korazy ve ? :-w:-w manoro azy ny lalana marina ? :-w:-w nefa atsy ambadika atsy fosaina ? :-w:-w
54. Zina ( 08/02/2007 23:41)
8O loza ndray zany....
55. melody ( 09/02/2007 01:01)
loza marina izany ry zina, sa i xxx no mpanao an'izany?:wink:
56. Zina ( 09/02/2007 17:33)
Melody a dia tsy fantatro mihitsy ko..:wink:
57. niryna ( 10/02/2007 02:15)
Ny fitiavana namana dia manitsy ny namana amin'ny marina,marary ny fony tenenina fa rehefa avy eo tonga saina ihany amin'ny fahamarinana.Tsy misorona raha misy zavatra tsy mety ataon'ny iray amin'izy ireo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4598