Inona marina no tena atao hoe fitiavana?
1. niryna
(
31/01/2007 17:17)
aAoana no alalanao azy hoe tia anao izy ary ahoana no anehoanao ny fitiavana azy?.How you saw the love to the one who loves you and how how do you know that he/she loves you?
répondu par pissoa le 07/02/2007 17:09
3. xxx
(
31/01/2007 18:27)
otrany hoe mora kely le fanontaniana , nefa rhefa tena amaly dia to tsy hita dray zay avaly , fa marina alo le lazain i kelly13 eh ,
4. cutie
(
31/01/2007 23:53)
ndraso alou fa misy hiran'i Henri Ratsimbazafy mahavaly an'io tsara fa mbola hotadiaviko :lol:
5. sitlo
(
01/02/2007 00:56)
cutie> haiko iny hiran'i Henri Ratsimbazafy iny. Ity:
Matanjaka, mahery ny lehilahy.
Mafy mahari-pery ny lhl
Miaritra ny mafy ny lhl
Fa zatra ny miafy ny lhl
....
Matanjaka, mahery ny lehilahy.
Mafy mahari-pery ny lhl
Miaritra ny mafy ny lhl
Fa zatra ny miafy ny lhl
....
7. patrick2002
(
01/02/2007 05:46)
Ny atao hoe fitiavana dia fomba fampisehoana fihetsika iray @ olon-kafa ,izay heverinao ho toy ny tenanao ihany.
fampisehoana azy dia miainga @ io famaritana io, manana probleme ny olona anankiray dia ahoana ny solution amahanao an'iny probleme iny ,ka tena mieritreritra ve ianao fa ohatry ny anao no voa anio probleme io
Ny endriky ny fitiavana marina,hita amin'izao dia fahita eo @ reny sy ny zanaka ,jereo ny fitiavany reny ny zanany mena vava ,tsy mahay miteny ,fa hainy ny mamantatra azy hoe naona ,tokony ho diovina ,mangatsiaka mafana,mangetaheta ity zaza ity,
izany hoe heveriny toy ny tenany mihintsy.

9. niryna
(
01/02/2007 06:18)
xxx:
otrany hoe mora kely le fanontaniana , nefa rhefa tena amaly dia to tsy hita dray zay avaly , fa marina alo le lazain i kelly13 eh ,
Izay indrindra no antony hanontaniako an'i XX.Soraty anaty taratasy dia adikao eto rehefa tadidy:P
10. niryna
(
01/02/2007 06:19)
cutie:
ndraso alou fa misy hiran'i Henri Ratsimbazafy mahavaly an'io tsara fa mbola hotadiaviko :lol:
hitan'i cutie ihany ve ilay izy:lol:
11. niryna
(
01/02/2007 06:21)
patrick2002:
Ny atao hoe fitiavana dia fomba fampisehoana fihetsika iray @ olon-kafa ,izay heverinao ho toy ny tenanao ihany.
fampisehoana azy dia miainga @ io famaritana io, manana probleme ny olona anankiray dia ahoana ny solution amahanao an'iny probleme iny ,ka tena mieritreritra ve ianao fa ohatry ny anao no voa anio probleme io
Ny endriky ny fitiavana marina,hita amin'izao dia fahita eo @ reny sy ny zanaka ,jereo ny fitiavany reny ny zanany mena vava ,tsy mahay miteny ,fa hainy ny mamantatra azy hoe naona ,tokony ho diovina ,mangatsiaka mafana,mangetaheta ity zaza ity,
izany hoe heveriny toy ny tenany mihintsy.
Miala kely aloha ianareo hitantarain'i Patrick azy:D
12. Sahoby17
(
01/02/2007 10:07)
ny tena fitiavana @ko de tsy miankina @bika na tarehy na kata....eny tsy miankina @ivelany na de marina ary fa "ny vady jery²" raha tena tia ny olona iray de tia anao @maha_izy anao rehetra ary tokony ho porofon'izany @alaln'ny fanajany anao ,ny safidinao indrindra fa ny tenanao .... ary raha @ko manokana de tsy porofo-pitiavana izany satria raha misy zavatra tianao de tsy ho sahy ny hanimba azy akory enao:*(l)(l)
13. tsikikely
(
01/02/2007 12:24)
Tsotrabe ny hamaliako azy. Mitia olona, tsy miandry valiny na aminy lafiny inona na inona. Tsy manefy hoe an'olon-droa ihany io famaritana io.
14. vale
(
01/02/2007 16:17)
Io an'i tsikikely io koa ny ahy 1° indd ny ataoko hoe tena tia, manome, de raha oh ka ilay mpandray indray koa enao de mahay mankasitraka sy mahay mamaly fitia, rehefa tteraka reo de samy tia zany koh!:lol:
15. niryna
(
01/02/2007 17:11)
Sahoby17:
ny tena fitiavana @ko de tsy miankina @bika na tarehy na kata....eny tsy miankina @ivelany na de marina ary fa "ny vady jery²" raha tena tia ny olona iray de tia anao @maha_izy anao rehetra ary tokony ho porofon'izany @alaln'ny fanajany anao ,ny safidinao indrindra fa ny tenanao .... ary raha @ko manokana de tsy porofo-pitiavana izany satria raha misy zavatra tianao de tsy ho sahy ny hanimba azy akory enao:*(l)(l)
=D=D=D=D misaotra sahoby a
16. niryna
(
01/02/2007 17:13)
Raha miaraka aman'olona ianao dia misy olona mandalo eo anoloanareo,variana mijery ilay vatan'ilay olona ilay olona miaraka aminao,misy fitiavana ve izany sa maso mijery fotsiny?
18. simplex
(
01/02/2007 20:37)
nirina:mafy ny fiainana
aAoana no alalanao azy hoe tia anao izy ary ahoana no anehoanao ny fitiavana azy?.How you saw the love to the one who loves you and how how do you know that he/she loves you?
nirina:mafy ny fiainana
Raha miaraka aman'olona ianao dia misy olona mandalo eo anoloanareo,variana mijery ilay vatan'ilay olona ilay olona miaraka aminao,misy fitiavana ve izany sa maso mijery fotsiny?
8)
20. cutie
(
02/02/2007 00:20)
hitan'i cutie ihany ve ilay izy
Ny fitiavana ihany
Raha ny foko no tsapako rniova fitepo
ka tsaroako mientana toy ny hiempo
dia lazaiko fa tsotra ny anton'izany,
tsy inona fa NOHO ILAY FITIAVANA IHANY.
Olon-droa tsy mifankalala akory
mifanaiky, na faly izy ireo na ory,
hiara-miaina hamaky ny fiainana an-tany,
nahoana re ? NOHO I LAY FITIAVANA IHANY.
Ny mpivady miray toa rano sy vary
ny ankizy toa manana toetra mirary,
hasambarana no hita mameno ny ankany,
nahoana re ? NOHO ILAY FITIAVANA IHANY.
Misy kosa fitia mandrava ny efa
ka mivaona toa toraka diso fiantefa,
izay voany, marary ka velon-tomany
izany koa, NOHO ILAY FITIAVANA IHANY.
Zazavavy, tabia reharehan-tanàna,
mitomany fa hoe diso fanantenana,
taona maro manenina hatrany hatrany,
izany koa NOHO ILAY FITIAVANA IHANY.
Ny fitia ary rnanana lafiny roa
koa antsika no maka izay tena soa
fa na ory na sambatra isika eto an-any,
mazava fa NOHO ILAY FITIAVANA IHANY.