Inona marina no tena atao hoe fitiavana?

21. vale ( 02/02/2007 09:46)
:wink::D
22. simplex ( 02/02/2007 11:43)
http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=647

8)
23. lapino ( 02/02/2007 16:09)
niryna:
Inona marina no tena atao hoe fitiavana?

http://lapino.blaogy.com/post/7/1353 :wink:
24. pissoa ( 02/02/2007 16:15)
Aleo njay tonga de meko ny famintinana :
lapino:
Fitiavana = Firaisana !!


Ndana amizay vakio ze mbola tsy namaky :-D:-D:-D
25. simplex ( 02/02/2007 16:17)

le coms no tena milay ;-)
26. lapino ( 02/02/2007 16:22)
:-D:-D
27. niryna ( 06/02/2007 17:27)
simplex:

http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=647

8)

misaotra e

28. niryna ( 06/02/2007 17:32)
lapino:

niryna:
Inona marina no tena atao hoe fitiavana?

http://lapino.blaogy.com/post/7/1353 :wink:


Misaotra betsaka lapino a. Tsy voatery hiray ny olona vao afaka mitia.Ny baiboly mananatra antsika tsy hiray na rehefa manampanirina ny hiaraka aminy ka tsy maharitra dia ny manambady azy no atao.
Ny lahy sy ny vavy tsy mitovy fisainana.Ny lahy tonga dia ny vatany no tadiaviny.Ny vavy mila tambitamby ,orokoroka,na tanana mifandray fotsiny ihany aza dia mitory fitiavana izany aminy.Ny lahy lazainy tiany daholo izay miaraka aminy ary mety ho telo na efatra na maro no ataony hoe malala,ny vavy iray ihany ny fitiavany,izay modely vaovao no asa:D
29. paris10 ( 07/02/2007 17:07)
fitiavana=firaisana, marina io an!miray fo,miary saina,miray finoana,miray adidy,miray eo imason'Andriamanitra sy ny olona,miray trano,miray anaka, miray e! dia mifankatia :ny fahafatesana no hampisaraka!!!
30. pissoa ( 07/02/2007 17:09)
hita wa :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.007