mitady an'i claude neveu an'Rasoanaivo georges

1. xxx ( 31/01/2007 20:59)
Manaona daolo,
mba miangavy an zé mahalala momba an ty olona ty mba hizara zé fantany fa tena zava dehibe ho ahy ny hahafahako maka contact aminy, misaotra mialoha.

Ny tena tadiaviko zany dé i Claude nianatra tao amin'Lycée philibert tsiranana tao majunga t@ année 67-69, neveu an Rasoanaivo georges, prof de maths tao tamin' zany, manana rahavavy hoe Thérèse zay nanao masera,avy eo ry zareo toa lasa nifindra tany antsirabe tam 69.

zay iany no haiko momba azy.

misaotra mialoha.
novalian'i Angie ny 13/02/2007 12:13
2. Fiffi ( 04/02/2007 18:49)
toa bdb hiany ny namana avy any Antsirabe eto nefa ve tsy misy mahafantatra an'io ?
3. Angie ( 05/02/2007 09:23)

xxx> tena sarotra ny hamaly ity forum ity azy satria na misy mahafantatra aza ilay olona tadiavinao, na izy mihintsy no mahita ity dia tsy voatery hilaza eto fa afaka nandefa hafatra ho anao manokana...ny olana dia na izy aza mety tsy mahalala ilay mitady azy.
4. Fiffi ( 05/02/2007 12:48)
sady raha hoe misy mahafantatra an'io olona io de tsy sahy ny hamoaka azy eto nefa enao xxx de tsy azo andefasana hafatra koh !
5. xxx ( 07/02/2007 15:49)
tena marina tokoa zany!
fa izao ary e, zé mahalala dé afaka madefa hafaatra @ ty mail ty
car_andria@yahoo.fr

lé olona mitady azy dé nenitoako, Ranalisoa Blandine, any France izy zao, tao majunga taloha;
Rasoanaivo georges (zay efa nodimandry araky ny fahalalany azy) no tena fantany, tany majunga no nifankahalalan'izy ireo;

ombay mitady re reolona ooo!!
dia misotra mialoha e

xxx
6. Angie ( 13/02/2007 12:13)

Dia mirary soa indrindra e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2736