haut les mains
1. statistika
(
31/01/2007 13:43)
ahoana raha ndry no mahita ny sipa na vadindry tratra manao crac crac ao aminao na @ toerana hafa , efa mba nisy nahatratra ve dia ahoana ??????
novalian'i paris10 ny 06/02/2007 21:29
2. xxx
(
31/01/2007 14:06)
ie za mahalala , ny azy dray vadiny mintsy ary tsy iza le niaraka tam le vadiny fa dia ny zandriny iany , grave zany an , fa izy roa alo mijanona ho mpivady iany mo koa izy roa vavy tsy ho verin tsy ho mpiray tampoa eh ,
fa grave be zany an , asa re ra za no teo aminy toerana ty aiko zay ho natoko8-)
fa grave be zany an , asa re ra za no teo aminy toerana ty aiko zay ho natoko8-)
6. fijo
(
01/02/2007 06:01)
ka io tonga amin'ilay tenin'i booboo hoe "homboy"dia mba nanombo izy ko.
zavatra ratsy nefa indrisy fa misy toakoa izany.
zavatra ratsy nefa indrisy fa misy toakoa izany.
7. ari.malala
(
01/02/2007 07:25)
faly be booboo fa misy namana tonga de manombo mitovy aminazy an! hahaha
9. Baovola2
(
01/02/2007 23:20)
ahoana raha ndry no mahita ny sipa na vadindry tratra manao crac crac ao aminao na @ toerana hafa , efa mba nisy nahatratra ve dia ahoana ??????
Tifiriko ho faty ny ahy dia samy tsy manana:@
10. xxx
(
02/02/2007 10:52)
za aloha ra mahatratra dia mba miaraka mi participé eo koa !! hhihihihihihi
12. xxx
(
02/02/2007 14:58)
ny ahy indray dia izao; raha any @ olona izy no tratrako manao izany , dia lasa aho mody , tonga ao antrano za modiko tsisy n ' inon ' inona fa ny ampitson ' iny rehefa tsy ao izy dia efa omaniko daholo ny entany dia ateriko any @ ilay toerana nahitako azy , dia tsy mila mahita azy ao antrrano intsony aho Point .
