vonjeo tia olona mainty be za

1. xxx ( 31/01/2007 15:03)

mba mila vonjy kely ry reto an , tsy zany mantsy fa za zao miaraka amina africane mainty be , dia izy tena tiako dia tena tiako fa saingy eo aminy fianakavina no tena ataorako mafy , sady ny ao aminay tena le tsy tia olona mainty reny mintsy loza inona no atoko izy nefa teny tiako be , sady teny tia ahy koa , dia efa mi insiste ny andeha any antrano izy nefa za sty sahy mitena azy ny problem ako fa mataotra satria za dia efa fantany ny fianakaviany rehetra , zany hoe tsy mbola niona mivantana taminy fianakavina alo za an fa efy miresaka foana za sy ny mamany , ary tsy misy zay tsy mahahlala ahy eh hoe miaraka zay , ny avy aty amiko nefa sty misy mahalala satria mataotra za ny hiteny hoe ity ny olona tiako , sady mataotra ny reaction any za no mataotra ny reaction ny parent ako mafy ity manjo ahy ity eh ,inona ny atako?
novalian'i Kev ny 28/05/2008 08:35
2. sitlo ( 31/01/2007 15:11)
Dia ahoana hono ny fomba nikotianay anao? (fitia te hahalala fotsiny ny ahy)
3. xxx ( 31/01/2007 15:14)
nahazo tsirony tamin'ilay zavatra ianao izay dia tamana :P.
Izao e, isaraho izy fa hampikorontana anao sy ny RR-nao. Nefa kosa raha tena hoy ianao hoe "Izy no izy" dia raiso ny andraikitra dia efa miomana amin'ny teny mahery dia ianao sy izy no ho fiainanao mandritra ny taona maro. Afaka taona maro mantsy mety hanaiky ihany ny fianakams.
Ianao ihany no tena tompon-tsafidy amin'izay ho fiainanao.
4. xxx ( 31/01/2007 15:17)
:-D:-D:-D

azafady xxx fa tsy ilay pbm-nao no mampimehy anah fa le titre nanaovanao azy hi!hi!hi!

vonjeo tia olona mainty be za


miverina eo zah avy eo manome hevitra fa mbola maimaika:wink:
5. xxx ( 31/01/2007 15:40)
mety masika teny be aho fa ny RAR-nao no hovadianao sa ny olona miaraka aminao? manaiky azy ny RAR-nao tsara, tsy manaiky ny RAR-nao atao ahoana, tsy ho very tsy ho zanany ianao! mazotoa
6. booboo ( 31/01/2007 15:41)
tsodranon'olo-be mahery ouz ny fiteny zay...na tsy ny RAD aza no hovadiana .....
7. patrick2002 ( 31/01/2007 15:54)
Dia ataovy ny safidy eh!ny RAD ,sa ny vady, matoky ve ianao fa tena ho mandrakizay ny fitiavany :roll:
ary tena nahavita taminao ve ny RAD nao ary mbola hahavita dia raiso ny decision.
8. xxx ( 31/01/2007 16:14)
dia rehefa tia ny zanany ny RAR dia tokony hanaja izay choix-njanany, na mainty na mavo na mena na fotsy na voloparasy na izay mety ho loko
9. fasaly ( 31/01/2007 16:16)
xxx: eka ouz
10. nikopol ( 31/01/2007 16:17)
tsy azo lokona nga ilay bandy ?
11. patrick2002 ( 31/01/2007 16:35)
lokona ahoana ry nikopol, asaina mitaona lafarinina eny @ gara veh? :-D:-D:-D
12. niryna ( 31/01/2007 17:11)
Rehefa tonga amin'ilay hoe tena tia isika dia tsy maintsy mametraka ny fitiavan-tsika amin'Atra.Mivavaha ianao fa izy no efa mahalala ny lahatra izay miandry anao.Mivavaha alohany hiresahanao ny fianakaviana, miaraha mivavaka ianareo roa .Raha sanatria izy tsy mety hivavaka aminao dia efa misy fanambarana sahady izany e.Anjaranao ny mitarika azy hivavaka ary mahalala izay Atra nahary anareo.Mivavaha vao miresaka ny fianakaviana.Tanteraka foana io rehefa napetrakao teo anatrehany ary hainy foana ny hanova ny fon'ny tsirairay handray azy.Courage ary manana finoana
Niryna
13. xxx ( 31/01/2007 18:24)
misaotra betsaka ry reto an , indrindra an i niryna , fa za ange efa hatramin ny voalohany dia efa nametraka ny fiaianako an bavaka foana eh , tam za vao hitako fa tia azy , satria efa fantatro fa tsy maintsy hihisy olona ny aminay vao tamin ny voalohany , fa zany hoe za tsy dia niheritreritra loatra hoe ho lasa alavitra be le izy , kanjo inona fa dia zao ,
ny tena otrany mbola mampiaotra ahy koa dia zao ny fianakaviko rehetra efa tsy tia mainty mintsy an na gasy aza , dia ny zanako nefa tsy maintsy anahaka ny rainy koa ,dia asa angamba mety ho voavakavaka eo am ny samy ankizy angamba , sady ny tena mandreraka koa dia ny zokiko manambady vazaha , dia yn zanany vazahy kely daholo dia ny ana zany mainty kely , izy alo tsy maintsy ho tiako satria zanako , fa le eo aminy ny fianakaviana mintsy no tena manahirana ny saiko eh , sy le ho avy sy ny latsa ny rai amandreny any aorina ra sendra ka misy ny tsy fihetezany koa no mbola loza , asa re ?
fa izy ange tsy mahala koa hoe ny RAR tsy tia mainty eh , asa angamab ra fantany koa zayn dia asa fotsiny ra yn fahalalako azy ,
fa misaotra anareo alo eh
14. xxx ( 31/01/2007 20:34)
efa nahazo anhy io ry kala fa ny ahy kosa aloha tsy afrikana fa gasy ihany fa le fihavina tsy mitovy fa tsy haiko oe hafirina nareo zay no niaraka fa mieritrereta tsara aloha de aza mitondra azy any antrano zany refa tsy tin rrdren nao fa tamin enah aloha de nanaovako mokondoha fa tsy haiko enao raha mahavita fa tena tsy laitra notenenina fa de nataonzareo de l autre cote fa tsy norarahiko vo meha otran miteny anahy oe miaraha fona fa aveo moa zay tafasaraka ihany nefa efa niaraka 2 ans ka zay no teneniko oe mandiniha tsara aloha fa zah efa mailo de mbola tsy niteraka taminy de zany fa mahereza de mivavaha fa zao zao zah de vo nahita olona hafa ndray de mbola mainty fihodirana ihany fa efa zay le izy ka ed tsy hitako fa apetrako amin ao Ambony ny avatra rehetra de mahereza
15. xxx ( 31/01/2007 21:58)
1/xxx tompon'ny sujet> raha ohatra ka TENA tia anao ilay olona io, dia aza atao sakana mihintsy izany, rehefa tsy ianao no mahita tsininy eny à de izay mahasoa anao tanerahina e! raha tia anao ny RR nao sy ny havano, ka toa ka ol tsara io ol io, de tokony hampandeferiny ny tsy fitiavany ol mainty, satria mety hanimba ny fahasambaranao ny capricen-dry zareo.
momba ny titre nataonao, ohatra ny mampiomé kely ihany,:wink:, fa misy fanakihanana kely ihany anie ianao izany e, ka tandremo sao diso fanapaha-kevitra ,fa raha toa zavatra mampisalasala aloha dia ajanony dieny mbola tsy tafiditra lalina be.

2/ty ndray ho an'ny zay namaly eo ambony mananihany hoe nahazo an'lay zvt, sy ny sisa: ataoko fa tsy izany kosa angamba, fa @ olona sasany reny ol mainty ireny dia tena tsisy maha tsara azy, ka mahatonga ny sasany hieritreritra hoe mety ilay zvt; misia milaza ary nareo hoe fa ry usher, ry puff daddy, ...reny ve zao de ratsy taré? :?
:^)

16. sitlo ( 01/02/2007 00:49)
xxx voalohany> na tsy hovalianao eto aza ny fanontaniako dia valio any aminao ihany.

Ny antony mantsy dia sao tsy tena tianao akory izy fa revo fotsiny ianao. Vonona ve ianao hiaina ny kolotsainy? (Fantatrao koa aloha ve ny kolotsainy?) Sao dia mis'adapte amin'ny tany misy azy fotsiny izy fa tsy izany no toetrany. etsetra etsetra
fehiny fantaro tsara aloha ny momba azy rehetra
faharoa: ho tezitra izy rehefa fantany fa tsy tian'ny fianakavianao, ka rehefa misy olana eo amin'ny tokatranonareo dia hivoaka foana io resaka io
fahatelo: momba ilay cousin-cousine vazaha, tsy misy olana io rehefa mahavelo-tena tsara ianareo. Raha tsy hoe angaha mampianarin'ilay iray tampo aminao tsy hitia "mainty" koa ny zanany.
farany: valio iahany ilay fanontaniako tery ambony fa manitikitika tsy ahitako tory mihitsy.
17. niryna ( 01/02/2007 06:15)
Mitombona io sitlo a!
Eo ambony koa izy dia be fisalasalana be mihitsy.Be ny olana mety hisy toy io.Tsy ny firazanana ihany fa ,ny finoana raha manambady azy ilay olona tsy maitsy mivadika finoana dia very izy izany.Betsaka e ,toy ireny misafidy amin'ny zavatra rehetra ireny asa ohatra raha te-hiala ianao fa sitraponao no hifindra dia tsy maintsy mampitovy ianao izay tsara ka mahasoa.Ny dikany jereo izay zavatra mety mahasoa anao amin'io hanambadianao azy io.Raha ny lafitsarany no betsaka noho ny olana izay ianao irery ihany no mahalala azy dia mandrosoa.Raha ny lafiratsiny no mihoatra noho ny tsara dia manaova fanampahankevitra arahana fisainana tsara sao dia manenina fa isika malagasy mantsy mandatsa izay indraindray rehefa misy fahavoazana.
18. pissoa ( 01/02/2007 06:54)
sitlo:
farany: valio iahany ilay fanontaniako tery ambony fa manitikitika tsy ahitako tory mihitsy.

=))=))=))
19. vale ( 01/02/2007 10:17)
hihihihihihi,:wink:, aza vailana de valio ndray avy eo:lol::lol::lol::-D:-D:°)

20. rfjo ( 01/02/2007 11:24)
Fitiavana io e! izay tinao ihany atao! ary tsy ny loko no mitondra ny fitiavana fa ny ao anaty fonao! de korazy e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3396