vonjeo tia olona mainty be za

81. fasaly ( 05/02/2007 22:24)
" efa voavonjy ve lay oolona tia mainty be oooo! ":-P:-P:-P:-P:-P
82. xxx ( 08/02/2007 12:34)
misaotra anareo rehetra namaly fa misy ho eritreretina zay , rehetra zay
zay le ananana namana zay
misaotra eh
lazaiko eto ny tohiny
83. totofy ( 08/02/2007 21:32)
" efa voavonjy ve lay oolona tia mainty be oooo

:-D:-D:-D tsy voavonjy izz fa manana eritreretina ...=D=D=D=D=D
84. Zina ( 09/02/2007 17:56)
xxx [ Valio ] 08-02-2007 13:34:52
Lohateny : Re : vonjeo tia olona mainty be za
misaotra anareo rehetra namaly fa misy ho eritreretina zay , rehetra zay
zay le ananana namana zay
misaotra eh
lazaiko eto ny tohiny


Dia miandry ny tohiny izahay fa dia mahereza o...:-*
85. Fiffi ( 09/02/2007 19:34)
de miandry zany ....
86. xxx ( 10/02/2007 14:21)
androany za nandefa sarinay roa tany am dry mamanay , dia nolazaiko hoe io ny namako , fa mbola vao hiantso any za zao rahariva mataotra beery zany za midobodoboka be ny foko asa zao zay ho lazainy ahy eo , kay :{:{:{:{
87. nomenaj ( 06/03/2007 16:42)
xxx:


mba mila vonjy kely ry reto an , tsy zany mantsy fa za zao miaraka amina africane mainty be , dia izy tena tiako dia tena tiako fa saingy eo aminy fianakavina no tena ataorako mafy , sady ny ao aminay tena le tsy tia olona mainty reny mintsy loza inona no atoko izy nefa teny tiako be , sady teny tia ahy koa , dia efa mi insiste ny andeha any antrano izy nefa za sty sahy mitena azy ny problem ako fa mataotra satria za dia efa fantany ny fianakaviany rehetra , zany hoe tsy mbola niona mivantana taminy fianakavina alo za an fa efy miresaka foana za sy ny mamany , ary tsy misy zay tsy mahahlala ahy eh hoe miaraka zay , ny avy aty amiko nefa sty misy mahalala satria mataotra za ny hiteny hoe ity ny olona tiako , sady mataotra ny reaction any za no mataotra ny reaction ny parent ako mafy ity manjo ahy ity eh ,inona ny atako?

Tena olona tsy mamely io
88. booboo ( 06/03/2007 17:05)
nomenaj > gné ?

xxx > dia ahoana lé tohiny fa miandry eeeeeeeeeeeeeee ! :miam::miam:
89. boubounezy ( 07/03/2007 01:13)
za za manokana ndray alou dé ny tsodrano zavadébé nefa ny fitiavana marina kou mbola lhb no zany, satry mino za fa samy efa nandalo t@ zany olana zany dôly refa miofankaty na aonany fomba fiseony na aona fa ny tsy ty tsy maintsy misy fona ka anjaranao no misafidy. l'amour est + fort que la mort, tô mbola tsy la MORT akory ngé zany ra ny faitakou azy e! hihihi
90. roy ( 07/03/2007 14:45)
anaho io moa tsy mahita gasy,gasy maro io,tadidinaho fa fanambadiana tsy misy tso drano RAD ,ratsy fiafara,ohatra ny lakana tsisy fivohy ka(sans direction) reraka ihany aam farany ,fitiavana mety ho ritsa foana iny, fa ny avenir anaho tsisy, rehefa antitra inaho ho any dago sa handé any afrik,ééééh,mazotoa é,mieritrereta tsara,taranakao koa zany anisany victime bôka avy eo,:D:-D
91. xxx ( 10/03/2008 11:00)
xxx:

mety masika teny be aho fa ny RAR-nao no hovadianao sa ny olona miaraka aminao? manaiky azy ny RAR-nao tsara, tsy manaiky ny RAR-nao atao ahoana, tsy ho very tsy ho zanany ianao! mazotoa



marina io koziny xxx io,refa tianao izy ary refa tena manaiky azy ianao ray manontolo tsy afaka ny aninona zany ry papa sy maman eny tsy iresaka amiano alo izy eo iany zany,fa tsy izy marina nge no hovadianao e,tsondrano zany@tsy mila esana saina refa mahazo ny avy any@ralehilahy de ampi zay,vadio ra tianao fa so de anenenana
92. fafamimi ( 21/04/2008 19:53)
ny mba tiko lazaina dia izao za nanambady gasy tiko be sady nitia ahy be teo aloha nivady vita mariazy mihintsy izahay sady iray fihaviana ,2taona monja tao arinan'ny mariazy dia vita ny divorce nay tao anatin'izay 2 taona izay dia fijaliana sy ranomaso no sakafoko tsy hitantara be loatra za ny tiko lazaina dia izao tsy ny loko, foko, fianakaviana ,fifankatiavana alohan'ny mariage ,sns tsy misy zava-dehibe ireo fa ianao sy izy mifankazaka sy mifanaraka dia ireo no mety ho tafara-dia sy tonga lavitra ka anjaranao ny mieritreritra
93. Kev ( 28/05/2008 08:35)
Raha ny hevitro ndray aloha dia zao: Raha tena tia azy ianao ary tena atokisanao fa tena tia anao koa izy dia iaraho fa tsy ny fianakavinao na ny havanao akory no hanambady anao sady efa toe-tsaina lany andro koa nge zany fanavakavaham-bolokoditra zany e! @zao fotoana zao ve dia mbola misy manana toe-tsaina ohatran'izany foana!Na mainty na fotsy samy olona noforon'andriamanitra daholo zany! ka ny teniko dia hoe iaraho izy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4397