vonjeo tia olona mainty be za
65. xxx
(
04/02/2007 21:32)
o ry pissoa sy sitlo an , ra nareo no antenanina dia tssssss efa maty le olona vao tonga angamba nareo , leo olona efa mila vonjy koa ry zareo mbola lozany miady dray aiza moa zanyyyyy:^), tsy aleo mba mifankatia otran le mainty be sy le olona mila vonjy
66. pissoa
(
04/02/2007 21:38)
:-D:-D:-D
za tsy hifankatia amin'io sitlo io zany fa io ondrakondrafana ! Sady he ity izy maka pasina ET :-P:-D:-D:-D
za tsy hifankatia amin'io sitlo io zany fa io ondrakondrafana ! Sady he ity izy maka pasina ET :-P:-D:-D:-D
69. sitlo
(
04/02/2007 21:51)
Tsy poinss sahady ra-rrgmt marina.
Aleon'i mainty be ve le olona tsy ondrakondrafana otran'ahy ireny?
Aleon'i mainty be ve le olona tsy ondrakondrafana otran'ahy ireny?
70. pissoa
(
04/02/2007 22:05)
http://serasera.org/namana/media/sary/namana/silto_001.jpg le mainty be :-D:-D:-D
74. vale
(
05/02/2007 17:16)
xxx:xxx> sérieux?:idea:
fa nareo mitena an zany fa aty aminay aty misy mainty fa beaugossy be koa , ra aza tena tara mintsy koa sady izy le olona classe be reny aoka fotsiny lol lol lol;-)
..zah alou tara @le mpanolotra ny 7à8 isaka ny lahady iny eee(tf1):)
78. vale
(
05/02/2007 18:11)
sitlo: an,an, mba ao anatin'ile tiko kou anie izany izy ee, ser2 kalo ny prém kah,hihihihihi:wink:
80. dailynews
(
05/02/2007 22:12)
xxx:
mba mila vonjy kely ry reto an , tsy zany mantsy fa za zao miaraka amina africane mainty be , dia izy tena tiako dia tena tiako fa saingy eo aminy fianakavina no tena ataorako mafy , sady ny ao aminay tena le tsy tia olona mainty reny mintsy loza inona no atoko izy nefa teny tiako be , sady teny tia ahy koa , dia efa mi insiste ny andeha any antrano izy nefa za sty sahy mitena azy ny problem ako fa mataotra satria za dia efa fantany ny fianakaviany rehetra , zany hoe tsy mbola niona mivantana taminy fianakavina alo za an fa efy miresaka foana za sy ny mamany , ary tsy misy zay tsy mahahlala ahy eh hoe miaraka zay , ny avy aty amiko nefa sty misy mahalala satria mataotra za ny hiteny hoe ity ny olona tiako , sady mataotra ny reaction any za no mataotra ny reaction ny parent ako mafy ity manjo ahy ity eh ,inona ny atako?
tsy hitako izay olana amin ny olona na mainty be na fotsy be.... samy olombelona daholo.
ny fomba fijery ny fiainana no manahirana raha samihafa no mivady, fa raha mitovy ny fomba fijerinareo ny fiainana dia izay no zavatra lehibe.
fa na olona mitovy aminao aza ny vadinao anefa samihafa be ny ofmba fijery dia tsy hety.
ampahafantaro ny fianakavianao fa tianao izy ary raha mitovy ny fomba fijerinareo ny fianana dia zava dehibe izay.