vonjeo tia olona mainty be za

41. vale ( 03/02/2007 10:50)
ie,aza manaiky hanjakazakany izany koa:wink:, fidio2 ihanye!.. fa nefa koa misy izy ireny tena tsara fanahy be aloha an:wink:
42. vale ( 03/02/2007 11:03)
:-D in dray zany biby zany ry fijo?:lol:, ary nareo virja tony mahita raha mintsy kah,:-D:-D:wink:
43. vale ( 03/02/2007 11:09)
xxx::wink::-*:)
44. xxx ( 03/02/2007 14:43)
misaotra an i stilo amina torohevita , zay alo dia samy mpivahiny aty antanin olona eh , ka eo indrindra koa zao izy efa mitena hoe maninona ra miara mipetraka satria , zay miaraka foana rehefa sty any amiko dia any aminy ,dia las otrany hoe manana trano roa zay , nefa za alo tsy mbola tia hiditra am zay ra tsy voavaha ny olona rehetra ,
dia yn resaka biby dray hihiihh
tsy adala ny vazaha maka an ireny olona mainty be reny :°):*
any am iny resaka iny alo dia tena mety loatra aza ;-)
45. vale ( 03/02/2007 14:53)
xxx: dain,hihihihihihi
46. xxx ( 03/02/2007 15:04)
tena dain! fa tsy tia an'ireny aho na dia homena fotsiny aza!
47. sitlo ( 03/02/2007 15:15)
Raha samy vahiny any amin'ny tanin'olona izany dia tena gravy be. Tsy mbola fantatra akory ny ho avy dia efa miroso amin'ny lalina ihany.
Tandremo sao solafaka dia i sitlo no hoe 8-). Za tsy mandrisika an. Ohatra ny sitoniko indray ary ilay torohevitro teo. :-P
48. vale ( 03/02/2007 16:02)
xxx:

tena dain! fa tsy tia an'ireny aho na dia homena fotsiny aza!
xxx: na de bogôsy beeeuuuu aza ve? :wink:


49. xxx ( 04/02/2007 17:43)
fa nareo mitena an zany fa aty aminay aty misy mainty fa beaugossy be koa , ra aza tena tara mintsy koa sady izy le olona classe be reny aoka fotsiny lol lol lol;-)
50. sitlo ( 04/02/2007 17:46)
lety eh, ataovy serieux kosa
51. rrgmt ( 04/02/2007 18:18)
Tsetratsetra tsy aritra ny ahy, toa i XXX no mandefa ilay hafatra mitady vonjy dia toa izy koa no mamaly ? sa izaho no tsy mahazo resaka. Na izany aza, raha samy olmbelona aloha tsy hitako ny tsy hahafahana hiaraka saingy eo @ lafin'ny fianakavana izay manan-toerana sy lanja lehibe amintsika malagasy dia ho sarotra ny fiarahanareo.Tsy eken'ny fianakaviana mihitsy izany, raha tsy hoe tena resy lahatra fa hivady ianareo ka hipetraka lavitra ny fianakaviana gasy fa any @ fianakavian'ilay afrikana aloha mety anjely kely ianao é, (Question de bon sens) :D :) :?
52. rrgmt ( 04/02/2007 18:28)
Hay azoko ihany le XXX fa olona samy hafa :idea:
53. sitlo ( 04/02/2007 18:52)
ny ondrakondrafana no betsaka :-D
54. pissoa ( 04/02/2007 18:59)
Oujyyy - Nanoratra matotra be sitlo marina.
Hay ve i sitlo ity mety matotra ihany fa tsy ondrakondrafana foana e :-D:-D:-D
55. chakkakkely ( 04/02/2007 19:16)
iza dray zany ondrakondrafana zany kay ?
56. sitlo ( 04/02/2007 19:54)
pissoa> tsy nisy nanontany
57. pissoa ( 04/02/2007 20:13)
sitlo ondrakondrafana
58. sitlo ( 04/02/2007 20:20)
io koa tsy nisy nanontany
59. pissoa ( 04/02/2007 20:28)
diska goaka

aleo tsy tohizina fa hors size be :-D:-D:-D Aleo vonjena le oul tia olona mainty be :-D:-D:-D
60. sitlo ( 04/02/2007 20:32)
hihihi, efa fantatro mihitsy fa hanoratra an'io. Koa raha tsy tadidiko iny koa. :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1909