vonjeo tia olona mainty be za
21. xxx
(
01/02/2007 15:00)
sitlo:
xxx voalohany> na tsy hovalianao eto aza ny fanontaniako dia valio any aminao ihany.
Ny antony mantsy dia sao tsy tena tianao akory izy fa revo fotsiny ianao. Vonona ve ianao hiaina ny kolotsainy? (Fantatrao koa aloha ve ny kolotsainy?) Sao dia mis\'adapte amin\'ny tany misy azy fotsiny izy fa tsy izany no toetrany. etsetra etsetra
fehiny fantaro tsara aloha ny momba azy rehetra
faharoa: ho tezitra izy rehefa fantany fa tsy tian\'ny fianakavianao, ka rehefa misy olana eo amin\'ny tokatranonareo dia hivoaka foana io resaka io
fahatelo: momba ilay cousin-cousine vazaha, tsy misy olana io rehefa mahavelo-tena tsara ianareo. Raha tsy hoe angaha mampianarin\'ilay iray tampo aminao tsy hitia \"mainty\" koa ny zanany.
farany: valio iahany ilay fanontaniako tery ambony fa manitikitika tsy ahitako tory mihitsy.
misaotra an i stilo alo manome toro hevitra tsara eh ,
ho valiako ny fanontanianao
ny fomby nikotiny ana dia tsotra , zay dia olona mifanerasera foana , za alo tena tsy niheritreritra ny hiaraka aminy akory tamin ny voalohany satria efa fantatro ny fisainana ny fianakaviko fa mba hoe miresaka otrany ireny olona rehetra reny koa , ny tena koa moa aty tany lavitra aty , dia zara aza mba misy namana hiresahana eh , sady izy koa alo tsy le hoe olona ratsy be reny an , izy tsara sady mahafinaritra be ny miresaka aminy dia teny ela ny ela dia niaraka zay ny farany , dia zay
ra hoe ny momba ny culture any dray dia ra ny filazany azy alo dia tsy dia hitako loatra ny mifanalavitra azy aminy ny fomba antsika gasy satria zay moa miresaka foana na ny any mada na ny any aminy fa dia mitovy dia samy miomehy hoe hay koa ve ny any aminareo manao an zany eh ,
sady izy dia kristianina sady tena mino , ka vao maika koa mifandray tsara izahay ,
sady izy koa efa ela nipetrahana taty ivelany taty ka efa maka ny toetsain ny olona aty aminy ny fomba fiainana rehetra sady olona tena ouvert be koa izy ny tena marina eh , ka tena mahafinaritra be , fa ny antony hilazako hoe mety ho tezira izy ra hilazako hoe tsy tia mainty ny fianakaviko dia hoe fa aona koa zany ny gasy koa anga fotsy ? no manao an zany toetsaina izany ,
ra hoe ny momba ny fisalasalana , ie tena misalasala tokoa za am zao , satria za fantatro hoe tia azy ary izy koa hitako hoe tena tia ahy , fa saingy koa tiako ny fianakaviko ,
dia momba an le titre dray dia otran io no tonga tato antsaiko voalohany satria otrany hoe mahita ny reaction ny fianakaviko zany za , hoe mainty be io ve ?
22. xxx
(
01/02/2007 15:22)
mbola miverina dray za fa nisy adinoko ,
za alo miaraka aminy dia tena hoe miadana eh , tsy aiko na hoe zany no tena tia , fa tena hatrizay niarahako tamin ny olona an zay za vao mahatsiaro hoe tena tian le olona miaraka amiko za , eny eh efa nisy ny taloha fa ny talohany otrany hoe le amin ny voalohany iny iany no tena mamy fa ny ana zao efa ho elaela iany no niharahanay fa ny fitiavany ahy dia otrany hitako hoe mitombo zany foana , za aza mba manontany tena indraydray hoe fa aona koa aza ity zany fa toa tena tia be , ny marina koa dia za taminy ny niaraka taminy dia le efa nolazaiko hoe tsy vonony ny niharaka taminy za fa mba saika hoe mba nanala azy eh kanjo kay tafalatsaka tanteraka ,
fa ny tena mbola mampanotany tena ana koa dia hoe hahita olona anao ana otran ity ve za ra miala am ity ? satria izy tena hitako hoe tena tia ary tena tia aminy fony manontolo tokoa moa zany ,

24. vale
(
01/02/2007 16:27)
hihihi, xxx a, efa miadana sns, sns, sy tinao be ange zany le ol, izy kou tia anao be, ka in marina ny olana, ny ambiny angaha de ny fanamboarana ny sain'ny fianankavinao, oento miadana eny ihany fa tsy ho voavaha ihany ve izany ny farany e!, raha izy ny atahoranao hoe hiemotra mahita ny réaction andry zareo de tsy vonona hiara-maty hiara-bel aminao izy zany koa! :roll:hihi!
25. chakkakkely
(
01/02/2007 16:50)
nikopol:
ka aiza le blema e ?
ka le blem an i xxx ange zany dia le fianakaviny eh , ntsoooo, aza kivy eh ;-)
26. niryna
(
01/02/2007 17:18)
rfjo:
Fitiavana io e! izay tinao ihany atao! ary tsy ny loko no mitondra ny fitiavana fa ny ao anaty fonao! de korazy e!
raha ianaoreo roa ihany anie tsy misy an'iza na iza dia mety hitombona io e ,ny azy efa misy olana maro mila valiana azy irery ihany vao tena miroboka izy na tsia.Misaotra an'Atra aza fa mbola tsy misy zaza.Teneno aloha ilay miaraka aminao ilay olana mipetraka dia hitanao eo ihany koa ny fihetsiny.Rehefa misy adiady kely izay mantsy dia misy foana hoe ny havanao sns tonga any @ farany.Izaho koa anie efa tsy tianareo mianakavy e?sns
27. vale
(
01/02/2007 19:39)
nyrina: ka na hiteny anizany aza le lhl rehefa miady ry zareo2, ny fianankaviany no ts tia anazy f'angah izy? sa hoe entimpo angaha de mahavoaka an'izany, de raha za aloha ny eo @ toerany de jereko lalina iany aloha ny toetran'ilay lhl fa sao tkoa ka hiafara @ fandatsan'ny fianankaviana ka iny aza no tena loza, mmmhhhhh...
28. Zina
(
01/02/2007 19:57)
xxx a,
tianao izy tsara zany fakafakao tsara ny momba azy... mety juste anie ilay fomba ahazony azy ny ampisehona anao e... rehefa tena tafiditra ianao dia tena ampijaliany...tadidio tsara koa fa ny RAD dia nomen'Antra anao mba hanampy anao @ fiainana... Io dia safidinao ny niaraka aminy satria tianao ko izy fa tsy safidin'ny RAD-nao ... ka sarotra mihitsy izy io fa dia mitandrema tsara fotsiny... aza maikamaika fa ataovy am-pahendrena ny decision-nao...
Tsy manakivy aho fa nanana namana gasy kely tsara tarehy betsaka za niaraka t@ ireny olona ireny izao fahatesana sis no tsy mbola tonga ... mampijaly vady sy mamono ry zalahy....
Dia mahereza aky a:-*
mivavaka ho anao aho

29. xxx
(
01/02/2007 20:24)
misaotra an i zina aminy ny fitondrana am bavaka fa tena mampahery tokoa ,
ie misy tokoa alo izy ireny mamono vady eh , ary na izy aza manana namana manao an zany mintsy satria tantarainy ana , ary tena tsy mankasitraka an zay mintsy izy izy aza no manampy an le vehivavy foana rehefa misy blem na vonon le vadiny le ramatoa ,
sady izy koa oa le araka yn efa nolazaiko hoe efa ela nipetrahana taty ka efa maka yn fisainan ny olona aty , hoe rehefa tsy tiany dia avela samy misaraka ,
fa dia izy koa alo dia saropiaro be mintsy eh , tena loza mintsy fa zany hoe izy alo tsy mbola nampiseho hoe fihetsika mahery tamiko zany eh , sady tsy fombany koa le izy ra ny fahafantarako azy alo hatramizao fa asa rehefa tena ho tafiditra lalina no tsy aiko , enga anie ka tsy hiova izy

30. fijo
(
01/02/2007 23:40)
nahita tsirony tamina biby mainty be de mitady hanary ray amandreny an.hummmmmm
izao e,dinio tsara fotsiny ityresako ity.
marina fa ianao no misafidy ny hovadinao.saingy raha misy olana amin'io ianao(zavatra mety hitranga izany)dia hoaiza avy eo???????ny ray amandreny mety efa leo anao satria enao tsy nanoha izay heviny?????
izay dinihana,dia enao ihany no mahita ny valiny.

31. Zina
(
02/02/2007 03:21)
fa dia izy koa alo dia saropiaro be mintsy eh , tena loza mintsy fa zany hoe izy alo tsy mbola nampiseho hoe fihetsika mahery tamiko zany eh , sady tsy fombany koa le izy ra ny fahafantarako azy alo hatramizao fa asa rehefa tena ho tafiditra lalina no tsy aiko , enga anie ka tsy hiova izy
xxx a ratsy be io lazainao io ambony io...izao ianao mbola mamy aminy fa rehefa tena oe hiaraka dia hitovy @ ny rehetra izy...
Vakio tsara ko io lazain;i fijo io....aza adino ny avis-ny RAD sy ny havanao...
Ny antran'ny ray aman-dreny dia toy ny tsipak'omby lahy raha tsy mahavoa mahafanina ary raha mahavoa mahafaty...
Tandremo tsara an mieritrereta tsara mihitsy indry... lalindalino ihany retsy a...
:-*
32. vale
(
02/02/2007 09:48)
fijo: de fitiava-tena zany ny an'lay ray aman-dreniny raha izany koa!:roll:
33. xxx
(
02/02/2007 09:51)
xxx: aza mirahara ze lazain'i fijo zany aki aaahh,jalou ndray fijo klé:-P:-D
34. steevemichael
(
02/02/2007 11:09)
slt,ny tena tsara aminao dia aza manontany olona fa manontany tena tsara enao hoe tena sahaza anao ve izy satria tsy misy olona afaka mamaly io hafa tsy enao ihany satria ny olona dia tsy misy eo @toeranao.raha tena tinao izy dia tsarovy fa tsy tokony ho sakana izany loko na fiahviana izany fa vaomaika tokony ho tosika ho an'ny couple nareo.toky tsapanao eo fa mahery ny fitiavana.tiavo izy ary tsarovy fa nareo ihany no tompon'andraikitra fa tsy ny RR;marina oe RR nao izy fa tsarovy fa ry zareo anie mety mba nanana olana koa teo @fiainana e!fa niatrika izany izy,ary ny tsara dia miresaka tsara ianareo mianakavy,teneninao @ry zareo ny toe draharahara alohan'ny hahitan-dry zareo ilay olon-tinao.ok?
35. Zina
(
02/02/2007 18:21)
vonjeo tia olona mainty be zaSteevemichael a marina ny anao... fa matoa anie izy nanokatra an'ity dia mba mila vonjy e...manoro/miteny an'izay fantatsika isika avy eo izy afaka mifidy izay tiany...:wink:
36. cutie
(
03/02/2007 03:19)
Mpandefa : rfjo [ Valio ] 01-02-2007 12:24:04
Lohateny : Re : vonjeo tia olona mainty be za
Fitiavana io e! izay tinao ihany atao! ary tsy ny loko no mitondra ny fitiavana fa ny ao anaty fonao! de korazy e
mitovy hevitra :lol:
37. sitlo
(
03/02/2007 03:25)
Tena variana nijery ny mpifanasa vangy tary aho dia adinoko hatramin\'ny olona tia mainty be. :-D
Misaotra anao aloha namaly ilay fanontaniako.
Nisy namako ohatra an\'io izay. Brezilianina ilay sipa dia Ejipsianina ilay kofa. Fa nisaraka ihany ry zareo no niafarany. (Izaho no nakan-dry zareo hevitra dia tsy namokatra mihitsy izay hevitra ataoko, fa ilay sipa tara be moa ilay kofa ilay tsotra be ireny. Kristianina sy musulman ny olana tamin\'izay). Fisaraha-toerana no nampsaraka an-dry no nihafarany.
Ka raha ny fandinihiko ilay tantara dia efa raikitra moa izany ny fitiavanareo koa atao ahoana. Tsy haiko hoe aiza ilay tantara no miseho fa possible ve ianareo hiara-mipetraka sa mpivahiny any an-tanin\'olona daholo.
Eo amin\'ny resaka ray aman-dreny. Hitako fa mahay mamoaka hevitra ihany ianao dia iresaho tsara mihitsy ny RAD-nao. Ataovy ohatra izao amoahanao azy izao ny fomba firesaka. Dia mody mipitrapitra. Dia ampatsiahivina an-dry zareo tsara fa zanany ianao dia amin\'izay taitra ao am-pony ny hoe hanao izay hahasambatra ny zanany.
Ny tiako tenenina hoe aza resy lahatra ambony ihany fa ezaho resahana miadana ny RAD.
Points vitsivitsy, mila tadidiana rehefa raikitra ny ady hevitra:
- tsy ny volo-koditra no mitondra ny toetran\'ny olona
- isika koa maintsy ihany rehefa ampihoarina amin\'ny mena sofina
- aleo mainty tsara toetra toy izay fotsy nefa jiolahimboto, mamono vady, mampirafy ...(manomeza ohatra)
tsy haiko raha mbola misy
rehefa tezitra:
- mody mitomany fa tsy mikitakita
- mangataka 20 minitra eo ho eo vao manomboka ny adihevitra indray. Mody tenenina hoe: toro loatra ny foko fa aoka aloha aho haka saina kely. Aiza moa ilay gazety teo ...
fadiana:
- manao farateny (toy ny hoe manomboka izao aho tsy zanakareo intsony ets)

39. fijo
(
03/02/2007 06:26)
tsy zalou mihintsy aho,fa ny hoavy no tiako asian amaso kely,fa be ihany izay sipa fantako natonatonan'ny fitiavana izay.faly ahita tsiron'ny biby fa nony avy eo nitady ray amandreny ihnay ka sao lahy.aza voany
40. xxx
(
03/02/2007 09:04)
tandremo hiany fa samy manana ny fombany ny gasy sy ireny olona ireny , betsaka ny olona henoko ny fijaliany avy eo satria tiany hanaraka ny fombany .