sakafo

1. xxx ( 29/01/2007 18:27)
noana aho izany...
novalian'i booboo ny 13/02/2007 13:34
2. booboo ( 29/01/2007 18:35)
noana koa tsy mangalatra ?

(zay moa lé tohiny ?)
3. sipagasy ( 29/01/2007 21:55)
mangalatra tsy ho very???

(tohizo)
4. booboo ( 30/01/2007 11:30)
very tsy avotako...


(tohizo)
5. xxx ( 30/01/2007 12:16)
hihatakataka aho fa vhv lehibe :oops::lol:


fa io v no tena valin'ny le size e?


raha noana de inona no tokony atao?
Mahandro sakafo.

Sakafo inona
(tohizo)
6. kelly13 ( 31/01/2007 15:52)
vary sy lôka
(tohizo)
7. booboo ( 31/01/2007 17:39)
lôka inona ?

(tohizo)
8. kelly13 ( 31/01/2007 17:40)
hena
(tohizo)
9. diamondra27 ( 01/02/2007 12:09)
hena ritra
(tohizo)
10. booboo ( 01/02/2007 12:46)
zay fotsiny ve ?

(tohizo)
11. kelly13 ( 01/02/2007 15:09)
d tohizo ary
(tohizo) hihih
12. booboo ( 01/02/2007 15:14)
fa inn klou lé tohiny ?

(tohizo)
13. diamondra27 ( 01/02/2007 16:28)
sy anana ohatra

14. kelly13 ( 01/02/2007 16:29)
(tohizo)
15. booboo ( 01/02/2007 16:45)
:-D:-D

(tohizo):-D
16. pissoa ( 01/02/2007 16:46)
de voky amizay :roll:
17. nikopol ( 01/02/2007 16:48)
voky de matory
18. booboo ( 01/02/2007 17:14)
zava-bita nefa boribory

Pissoa > hhihihi zay sahady ve dia voky ?
19. kelly13 ( 01/02/2007 17:19)
(tohizo hatrany)
20. diamondra27 ( 01/02/2007 17:31)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.053