PATE DE BEIGNET

1. titimms ( 29/01/2007 19:11)
Bjr
Mba atoroy fanaovana pate de beignet zay mahay fa miforetaka foana ny ahy. Merci
novalian'i Fiffi ny 04/03/2007 19:00
2. vancleef ( 29/01/2007 21:41)
http://www.aufeminin.com/m/cuisine/recette-pate-a-beignet.html

http://www.aufeminin.com/m/cuisine/recette-pate-a-beignet.html
3. kitjo ( 30/01/2007 03:20)
sao d lafarina varim-bazaha (ble) fts fa tsisy koba?

ra aty aloha dia afangaro ny wheat flour sy rice flour....ilay lafarine vary manko no oh koba any amintsika..iny mampahenjakenjana azy fa ra farine ble fts dia maledaka b
4. LazaDaddy ( 02/02/2007 01:48)
titimms> aleo aloha hohaniko ilay ice cream matsiro ao anatiny dia avy eo ataoko analizy simika ilay paty dia ambarako anao (raha tadidiko) :)
5. tywa68 ( 02/02/2007 19:34)
tonga d mividiana ny efa anaty sachet (sinoa) sady tsy very fotoana ê :lol:
6. HESHA ( 16/02/2007 14:47)
misy pate a beignet na karana reny maivana be sady mikarepoka, misy mahay kou ve ?
7. dongadonga ( 04/03/2007 06:53)
ngah moua izy ireny misy mazefatra ?
8. Fiffi ( 04/03/2007 06:55)
ié ! fa raha farine afangaro @ maïzena de lasa maivana .
9. dongadonga ( 04/03/2007 07:41)
kay véh ,sambatra nareo mahay sakafo:-D:miam:
10. Fiffi ( 04/03/2007 19:00)
mila mpampianatra ve ndry ? :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1919