ny hevitrao?

1. kiranil ( 29/01/2007 15:05)
eny sa tsia?
novalian'i cutie ny 06/02/2007 04:08
2. papounette ( 29/01/2007 15:09)
:oops:@ny momba an'inn alo zay e?
3. booboo ( 29/01/2007 15:17)
eny sa tsia?


arakaraka
4. diamondra27 ( 29/01/2007 15:23)
ny hevitro ve?

Za tsy tia kiranil fa mitera-tsemboka rehefa mafana ny andro.
:lol:

voavaly ve le fanontaniana
5. xxx ( 29/01/2007 15:30)
Tsia tsotra izao fa tsy fantatra akory izay tianao holazaina : tsia ary tsia fa inona ity nahazo?
6. xxx ( 29/01/2007 15:49)
Tsia tsotra izao fa tsy fantatra akory izay tianao holazaina


ary raha fantatra ve de eny?
7. mignone ( 29/01/2007 16:14)
eny : kiranil maha maimbo tongotra
tsia : mbola tsy eny aminy 18 kiranil
8. booboo ( 29/01/2007 16:16)
:-D
9. xxx ( 29/01/2007 17:38)
\"..Efa tonga ny fotoana ka efa akaiky ny fanjakan\'Andriamanitra; mibebaha hianareo ka minoa ny filazantsara.\" Marka 1:15

Mila mibebaka [miala amin\'ny ratsy fanao] isika fa efa akaiky ny farany ary MINO fa Jesosy Kristy irery ihany no efa maty noho ny fahotantsika ary nitasangany tamin\'ny maty nitondra fandresena ho an\'ireo izay manaraka Azy [filazantsara].

Ny sasany dia na tsy miraharaha izany, na mampionon-tsaina fotsiny fa ilay Andriamanitra dia fitiavana ka tsy mandefa olona any amin\'ny helo [na fisarahana mandrakizay] izany, ka ataoko ihany izay mampandripandry ny saiko.

Misy milaza tsotra izao fa tsy misy izany Helo izany fa vokatry ny fisaina\'ny olombelona fotsiny izany, kanefa ny fahamarinana avy amin\'ny Soratra Masina, ary Jesosy Kristy mihintsy no milaza azy mazava tsara dia izao:

\"Fa hasehoko anareo izay hatahoranareo: matahora izay manam-pahefana hanary any amin\'ny helo, rehefa novonoiny; eny, hoy Izaho aminareo: matahora Azy
\" Lioka 12:5

Andriamanitra dia Fitiavana tokoa Kanefa Masina koa Izy. \"Matahora Azy\". Manampahefana hanakana anao tsy hiditra ny fanjakany Izy raha tsy mibebaka sy mino an\'i Jesosy Kristy ianao fa mbola miaina ao @ fahotana sy ratsy maro.

\"Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia tsy sitrako ny hahafatesan\'ny ratsy fanahy, fa ny hialan\'ny ratsy fanahy amin\'ny lalany, mba ho velona izy. Mialà, mialà amin\'ny lalan-dratsinareo, fa nahoana moa no te-ho faty ianareo,\" Ezekiela 33:11

\"...efa nataoko teo anoloanao ny fiainana sy ny fahafatesana ary ny fitahiana sy ny fanozonana; koa mifidiana ny fiainana, mba ho velona hianao sy ny taranakao,\" Deotoronomia 30:19

\"Fa ny ditranao sy ny fonao tsy mibebaka no iraketanao fahatezerana sy fampisehoana ny fitsarana marin\'Andriamanitra\" Romana 2:5

Jereo eto izany fisarahana sy ny vokatry ny fahatezeran\'Andriamanitra izany.

http://jesus-is-savior.com/Hells_Truth/hells_truth1.htm


.>>>>> \"Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia tsy sitrako ny hahafatesan\'ny ratsy fanahy, fa ny hialan\'ny ratsy fanahy amin\'ny lalany, mba ho velona izy. Mialà, mialà amin\'ny lalan-dratsinareo, fa nahoana moa no te-ho faty ianareo,\" Ezekiela 33:11
10. xxx ( 29/01/2007 18:34)
"..Efa tonga ny fotoana ka efa akaiky ny fanjakan'Andriamanitra; mibebaha hianareo ka minoa ny filazantsara." Marka 1:15

Mila mibebaka [miala amin'ny ratsy fanao] isika fa efa akaiky ny farany ary MINO fa Jesosy Kristy irery ihany no efa maty noho ny fahotantsika ary nitasangany tamin'ny maty nitondra fandresena ho an'ireo izay manaraka Azy [filazantsara].

Ny sasany dia na tsy miraharaha izany, na mampionon-tsaina fotsiny fa ilay Andriamanitra dia fitiavana ka tsy mandefa olona any amin'ny helo [na fisarahana mandrakizay] izany, ka ataoko ihany izay mampandripandry ny saiko.

Misy milaza tsotra izao fa tsy misy izany Helo izany fa vokatry ny fisaina'ny olombelona fotsiny izany, kanefa ny fahamarinana avy amin'ny Soratra Masina, ary Jesosy Kristy mihintsy no milaza azy mazava tsara dia izao:

"Fa hasehoko anareo izay hatahoranareo: matahora izay manam-pahefana hanary any amin'ny helo, rehefa novonoiny; eny, hoy Izaho aminareo: matahora Azy
" Lioka 12:5

Andriamanitra dia Fitiavana tokoa Kanefa Masina koa Izy. "Matahora Azy". Manampahefana hanakana anao tsy hiditra ny fanjakany Izy raha tsy mibebaka sy mino an'i Jesosy Kristy ianao fa mbola miaina ao @ fahotana sy ratsy maro.

"Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia tsy sitrako ny hahafatesan'ny ratsy fanahy, fa ny hialan'ny ratsy fanahy amin'ny lalany, mba ho velona izy. Mialà, mialà amin'ny lalan-dratsinareo, fa nahoana moa no te-ho faty ianareo," Ezekiela 33:11

"...efa nataoko teo anoloanao ny fiainana sy ny fahafatesana ary ny fitahiana sy ny fanozonana; koa mifidiana ny fiainana, mba ho velona hianao sy ny taranakao," Deotoronomia 30:19

"Fa ny ditranao sy ny fonao tsy mibebaka no iraketanao fahatezerana sy fampisehoana ny fitsarana marin'Andriamanitra" Romana 2:5

Jereo eto izany fisarahana sy ny vokatry ny fahatezeran'Andriamanitra izany.

http://jesus-is-savior.com/Hells_Truth/hells_truth1.htm


.>>>>> "Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia tsy sitrako ny hahafatesan'ny ratsy fanahy, fa ny hialan'ny ratsy fanahy amin'ny lalany, mba ho velona izy. Mialà, mialà amin'ny lalan-dratsinareo, fa nahoana moa no te-ho faty ianareo," Ezekiela 33:11
11. booboo ( 29/01/2007 18:36)
:arrow:
12. cutie ( 29/01/2007 18:38)
tsy nahazo kil nga tary de aty njay :-D
13. xxx ( 29/01/2007 19:26)
cutie>>>>

"..raha miafina ny filazantsara, dia miafina amin'izay ho very izany, izay nohajambain'ny andriamanitr'izao tontolo izao, dia ny sain'ny tsy mino, mba tsy hiposahan'ny fahazavan'ny filazantsaran'ny voninahitr'i Kristy, Izay endrik'Andriamanitra.Fa tsy ny tenanay no torinay, fa Kristy Jesosy Tompo " II kor 4:3-5


14. cutie ( 29/01/2007 19:27)
:-D:-D:-D:-D
15. xxx ( 29/01/2007 19:47)
..ki rira le dernier?
16. cutie ( 29/01/2007 19:51)
aiza njay ny toriteny manaraka e :-D
17. xxx ( 29/01/2007 20:20)
"..Efa tonga ny fotoana ka efa akaiky ny fanjakan'Andriamanitra; mibebaha hianareo ka minoa ny filazantsara."
18. cutie ( 29/01/2007 20:26)
ary le mpitoriteny hanao in fotsiny :-D
19. xxx ( 29/01/2007 20:32)
efa nifidy ny hiala @ ratsy ary niverina t@ Andriamanitra.

Mba te hiantso ireo izay mbola tsy nanamafy ny fony ..

"Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia tsy sitrako ny hahafatesan'ny ratsy fanahy, fa ny hialan'ny ratsy fanahy amin'ny lalany, mba ho velona izy. Mialà, mialà amin'ny lalan-dratsinareo, fa nahoana moa no te-ho faty ianareo," Ezekiela 33:11

20. cutie ( 29/01/2007 20:37)
Mba te hiantso ireo izay mbola tsy nanamafy ny fony ..

Za efa tonga ka :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4629