ny hevitrao?
21. xxx
(
29/01/2007 20:44)
"..Efa tonga ny fotoana ka efa akaiky ny fanjakan'Andriamanitra; mibebaha hianareo ka minoa ny filazantsara." Marka 1:15
Mila mibebaka [miala amin'ny ratsy fanao] isika fa efa akaiky ny farany ary MINO fa Jesosy Kristy irery ihany no efa maty noho ny fahotantsika ary nitasangany tamin'ny maty nitondra fandresena ho an'ireo izay manaraka Azy [filazantsara].
Ny sasany dia na tsy miraharaha izany, na mampionon-tsaina fotsiny fa ilay Andriamanitra dia fitiavana ka tsy mandefa olona any amin'ny helo [na fisarahana mandrakizay] izany, ka ataoko ihany izay mampandripandry ny saiko.
Misy milaza tsotra izao fa tsy misy izany Helo izany fa vokatry ny fisaina'ny olombelona fotsiny izany, kanefa ny fahamarinana avy amin'ny Soratra Masina, ary Jesosy Kristy mihintsy no milaza azy mazava tsara dia izao:
"Fa hasehoko anareo izay hatahoranareo: matahora izay manam-pahefana hanary any amin'ny helo, rehefa novonoiny; eny, hoy Izaho aminareo: matahora Azy
" Lioka 12:5
Andriamanitra dia Fitiavana tokoa Kanefa Masina koa Izy. "Matahora Azy". Manampahefana hanakana anao tsy hiditra ny fanjakany Izy raha tsy mibebaka sy mino an'i Jesosy Kristy ianao fa mbola miaina ao @ fahotana sy ratsy maro.
"Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia tsy sitrako ny hahafatesan'ny ratsy fanahy, fa ny hialan'ny ratsy fanahy amin'ny lalany, mba ho velona izy. Mialà, mialà amin'ny lalan-dratsinareo, fa nahoana moa no te-ho faty ianareo," Ezekiela 33:11
"...efa nataoko teo anoloanao ny fiainana sy ny fahafatesana ary ny fitahiana sy ny fanozonana; koa mifidiana ny fiainana, mba ho velona hianao sy ny taranakao," Deotoronomia 30:19
"Fa ny ditranao sy ny fonao tsy mibebaka no iraketanao fahatezerana sy fampisehoana ny fitsarana marin'Andriamanitra" Romana 2:5
Jereo eto izany fisarahana sy ny vokatry ny fahatezeran'Andriamanitra izany.
http://jesus-is-savior.com/Hells_Truth/hells_truth1.htm
.>>>>> "Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia tsy sitrako ny hahafatesan'ny ratsy fanahy, fa ny hialan'ny ratsy fanahy amin'ny lalany, mba ho velona izy. Mialà, mialà amin'ny lalan-dratsinareo, fa nahoana moa no te-ho faty ianareo," Ezekiela 33:11

22. xxx
(
29/01/2007 20:55)
Izay avy amin'Andriamanitra dia mihaino ny tenin'Andriamanitra; izany no tsy ihainoanareo, satria tsy mba avy amin'Andriamanitra hianareo.
****************
He who belongs to God hears what God says. The reason you do not hear is that you do not belong to God.
John 8:47

23. cutie
(
29/01/2007 21:02)
jereo ty sao de misy ifandraisany :-D
http://www.youtube.com/watch?v=lc18o5YRGYw

25. xxx
(
29/01/2007 22:01)
Im preachin' what Jesus has done for us and the decision I've already made or practiced..
efa niala tamin'ny lalana ratsy fanao ary nino ny filazantsaran'i Jesosy Kristy aho dia milaza izany amin'ny hafa raha mbola misy tsy naheno sao mahasoa azy.. fa angamba tsy ho anao (cutie) izay toa mananihany fotsiny..
Fa tsy ataoko olana anefa izany fa tohizo foana raha izay no tianao.. :-*
"Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia tsy sitrako ny hahafatesan'ny ratsy fanahy, fa ny hialan'ny ratsy fanahy amin'ny lalany, mba ho velona izy. Mialà, mialà amin'ny lalan-dratsinareo, fa nahoana moa no te-ho faty ianareo," Ezekiela 33:11
efa niala tamin'ny lalana ratsy fanao ary nino ny filazantsaran'i Jesosy Kristy aho dia milaza izany amin'ny hafa raha mbola misy tsy naheno sao mahasoa azy.. fa angamba tsy ho anao (cutie) izay toa mananihany fotsiny..
Fa tsy ataoko olana anefa izany fa tohizo foana raha izay no tianao.. :-*
"Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia tsy sitrako ny hahafatesan'ny ratsy fanahy, fa ny hialan'ny ratsy fanahy amin'ny lalany, mba ho velona izy. Mialà, mialà amin'ny lalan-dratsinareo, fa nahoana moa no te-ho faty ianareo," Ezekiela 33:11
27. xxx
(
29/01/2007 23:46)
"..Efa tonga ny fotoana ka efa akaiky ny fanjakan'Andriamanitra; mibebaha hianareo ka minoa ny filazantsara." Marka 1:15
Mila mibebaka [miala amin'ny ratsy fanao] isika fa efa akaiky ny farany ary MINO fa Jesosy Kristy irery ihany no efa maty noho ny fahotantsika ary nitsangana tamin'ny maty nitondra fandresena ho an'ireo izay manaraka Azy [filazantsara].
Ny sasany dia na tsy miraharaha izany, na mampionon-tsaina fotsiny fa ilay Andriamanitra dia fitiavana ka tsy mandefa olona any amin'ny helo [na fisarahana mandrakizay] izany, ka ataoko ihany izay mampandripandry ny saiko.
Misy milaza tsotra izao fa tsy misy izany Helo izany fa vokatry ny fisaina'ny olombelona fotsiny izany, kanefa ny fahamarinana avy amin'ny Soratra Masina, ary Jesosy Kristy mihintsy no milaza azy mazava tsara dia izao:
"Fa hasehoko anareo izay hatahoranareo: matahora izay manam-pahefana hanary any amin'ny helo, rehefa novonoiny; eny, hoy Izaho aminareo: matahora Azy
" Lioka 12:5
Andriamanitra dia Fitiavana tokoa Kanefa Masina koa Izy. "Matahora Azy". Manampahefana hanakana anao tsy hiditra ny fanjakany Izy raha tsy mibebaka sy mino an'i Jesosy Kristy ianao fa mbola miaina ao @ fahotana sy ratsy maro.
"Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia tsy sitrako ny hahafatesan'ny ratsy fanahy, fa ny hialan'ny ratsy fanahy amin'ny lalany, mba ho velona izy. Mialà, mialà amin'ny lalan-dratsinareo, fa nahoana moa no te-ho faty ianareo," Ezekiela 33:11
"...efa nataoko teo anoloanao ny fiainana sy ny fahafatesana ary ny fitahiana sy ny fanozonana; koa mifidiana ny fiainana, mba ho velona hianao sy ny taranakao," Deotoronomia 30:19
"Fa ny ditranao sy ny fonao tsy mibebaka no iraketanao fahatezerana sy fampisehoana ny fitsarana marin'Andriamanitra" Romana 2:5
Jereo eto izany fisarahana sy ny vokatry ny fahatezeran'Andriamanitra izany.
http://jesus-is-savior.com/Hells_Truth/hells_truth1.htm
.>>>>> "Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia tsy sitrako ny hahafatesan'ny ratsy fanahy, fa ny hialan'ny ratsy fanahy amin'ny lalany, mba ho velona izy. Mialà, mialà amin'ny lalan-dratsinareo, fa nahoana moa no te-ho faty ianareo," Ezekiela 33:11
Mila mibebaka [miala amin'ny ratsy fanao] isika fa efa akaiky ny farany ary MINO fa Jesosy Kristy irery ihany no efa maty noho ny fahotantsika ary nitsangana tamin'ny maty nitondra fandresena ho an'ireo izay manaraka Azy [filazantsara].
Ny sasany dia na tsy miraharaha izany, na mampionon-tsaina fotsiny fa ilay Andriamanitra dia fitiavana ka tsy mandefa olona any amin'ny helo [na fisarahana mandrakizay] izany, ka ataoko ihany izay mampandripandry ny saiko.
Misy milaza tsotra izao fa tsy misy izany Helo izany fa vokatry ny fisaina'ny olombelona fotsiny izany, kanefa ny fahamarinana avy amin'ny Soratra Masina, ary Jesosy Kristy mihintsy no milaza azy mazava tsara dia izao:
"Fa hasehoko anareo izay hatahoranareo: matahora izay manam-pahefana hanary any amin'ny helo, rehefa novonoiny; eny, hoy Izaho aminareo: matahora Azy
" Lioka 12:5
Andriamanitra dia Fitiavana tokoa Kanefa Masina koa Izy. "Matahora Azy". Manampahefana hanakana anao tsy hiditra ny fanjakany Izy raha tsy mibebaka sy mino an'i Jesosy Kristy ianao fa mbola miaina ao @ fahotana sy ratsy maro.
"Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia tsy sitrako ny hahafatesan'ny ratsy fanahy, fa ny hialan'ny ratsy fanahy amin'ny lalany, mba ho velona izy. Mialà, mialà amin'ny lalan-dratsinareo, fa nahoana moa no te-ho faty ianareo," Ezekiela 33:11
"...efa nataoko teo anoloanao ny fiainana sy ny fahafatesana ary ny fitahiana sy ny fanozonana; koa mifidiana ny fiainana, mba ho velona hianao sy ny taranakao," Deotoronomia 30:19
"Fa ny ditranao sy ny fonao tsy mibebaka no iraketanao fahatezerana sy fampisehoana ny fitsarana marin'Andriamanitra" Romana 2:5
Jereo eto izany fisarahana sy ny vokatry ny fahatezeran'Andriamanitra izany.
http://jesus-is-savior.com/Hells_Truth/hells_truth1.htm
.>>>>> "Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia tsy sitrako ny hahafatesan'ny ratsy fanahy, fa ny hialan'ny ratsy fanahy amin'ny lalany, mba ho velona izy. Mialà, mialà amin'ny lalan-dratsinareo, fa nahoana moa no te-ho faty ianareo," Ezekiela 33:11
29. cutie
(
30/01/2007 00:07)
voateny eo koa njy we mananihany a
Efa akaiky hono ny farany fa mibebaha:-w

34. melody
(
30/01/2007 16:02)
pandefa : cutie [ Valio ] 29-01-2007 22:02:56
Lohateny : Re : ny hevitrao?
jereo ty sao de misy ifandraisany
Jereo eto
cutie: indry ity koa tena mampmé fa marina fa misy hifandraisany k, samy resaka 'love' daholo ireo kou:wink:
Mpandefa : patrick2002 [ Valio ] 30-01-2007 06:18:22
Lohateny : Re : ny hevitrao?
VIVE USA PAYS DE LA LIBERTÉ
f'anga USA ihany re e?
35. xxx
(
30/01/2007 17:01)
Ary hitan'i lehovah fa be ny faharatsian'ny olona tambonin'ny tany, ka izay fisainana rehetra avy amin'ny fony dia ratsy ihany mandritra ny andro.
Ary Jehovah nanenina noho ny nanaovany ny olona tambonin'ny tany, ka nalahelo ny fony.
Dia hoy Jehovah: Haringako tsy hisy ambonin'ny tany ny olona izay noforoniko, hatramin'ny olona ka hatramin'ny biby fiompy sy ny biby mandady na mikisaka mbamin'ny voro-manidina; fa manenina Aho noho ny nanaovako azy.
Fa Noa kosa nahita fitia teo imason'i Jehovah.
Ary izao no tantaran'i Noa: Noa dia lehilahy marina sady tsy nisy tsiny teo amin'ny olona niara-belona taminy; eny, niara-nandeha tamin'Andriamanitra Noa.

36. xxx
(
30/01/2007 17:16)
dia hitan'Andriamanitra ny tany, ka, indro, efa simba izy; fa ny nofo rehetra samy efa nanimba ny làlany avy tambonin'ny tany.
Dia hoy Andriamanitra tamin'i Noa: Ny faran'ny nofo rehetra efa mby eto anatrehako, satria efa heni-doza ny tany noho ny amin'olona, ka, indro, efa handringana azy mbamin'ny tany Aho.
*******************
Ratsy noho ny tamin'ny andron'i Noah ny olona amin'izao fotoana izao ary ho avy tsy ho ela io fandriganan'Andriamanitra io ho an'ireo izay tsy miverina [mibebaka] Aminy.
"Fa ny ditranao sy ny fonao tsy mibebaka no iraketanao fahatezerana sy fampisehoana ny fitsarana marin'Andriamanitra" Romana 2:5
*****************
Na hino ianao na tsy hino dia tsy maintsy ho avy ireto:
" Dia hisy helatra sy feo sy kotrokorana, ary hisy horohorontany mafy, izay tsy mbola nisy toy izany hatrizay nisian'olona teny ambonin'ny tany, eny tsy mbola nisy horohorontany mafy sy lehibe toy izany
Ary ny tànana lehibe dia vaky ho telo toko, ary rava ny tanànan'ny firenena maro; ary Babylona lehibe dia notsarovana teo anatrehan'Andriamanitra, mba homena azy ny kapoaky ny divain'ny firehetan'ny fahatezerany .
Ary ny nosy rehetra handositra, ary ny tendrombohitra tsy hita intsony.
Ary hisy havandra vaventy hilatsaka avy tany an-danitra ho amin'ny olona, tokony ho lanjan-talenta iray avy; ary hiteny ratsy an'Andriamanitra ny olona noho ny loza avy tamin'ny havandra; fa lehibe loatra izany loza izany
Apokalypsy 16:18-21
Kanefa.. mbola miantso Izy izao:
Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia tsy sitrako ny hahafatesan'ny ratsy fanahy, fa ny hialan'ny ratsy fanahy amin'ny lalany, mba ho velona izy. Mialà, mialà amin'ny lalan-dratsinareo, fa nahoana moa no te-ho faty ianareo," Ezekiela 33:11
Ampy hieritreretana ireo fa asakasakao..

38. cutie
(
30/01/2007 18:46)
cutie: indry ity koa tena mampmé fa marina fa misy hifandraisany k, samy resaka 'love' daholo ireo kou
i xxx tsy mahita an'zany ka :-D:-D:-D
39. cutie
(
30/01/2007 18:46)
: patrick2002 [ Valio ] 30-01-2007 06:15:56
Lohateny : Re : ny hevitrao?
cutie sy papoose /tongava aty fa ho voavelako ny helokareo
ie ho avy za :-D:-D:-D:-D
40. cutie
(
30/01/2007 18:47)
booboo [ Valio ] 30-01-2007 18:42:39
Lohateny : Re : ny hevitrao?
eritreritra mandalo aby ve zany
ao @baiboly zany ka
njy koa:-w