ny hevitrao?
61. mirana5
(
31/01/2007 08:57)
RESAKA AMBON NY VAVAHADY DAHOLO ZANY REHETRA ZANY NY REALITE HAFA NO IZANY RY ZAREO A! AIZA DIA MORA LASAM BORONA LOATRA E MBA APETREO ETO AN TANY ALOHA NY TONGOTRA E hahirato tsara ny maso sy ny sofina e:roll:8O:roll:8O:roll:8O8O8O
62. kiranil
(
31/01/2007 16:24)
Ny zavatra nambarako eto dia ho an\'ireo izay mbola tsy nibebaka [na niverina amin\'Andriamanitra]ary izao no votoantiny ry namana sy tapaka isany:
\"Ary tahaka ny tamin\'ny andron\'i Noa, dia hisy toy izany koa amin\'ny andron\'ny Zanak\'olona: nihinana izy, nisotro izy, nampaka-bady izy, navoaka hampakarina izy, mandra-pihavin\'ny andro izay nidiran\'i Noa tao amin\'ny sambo-fiara, dia tonga ny Safo-drano ka nandringana azy rehetra.
\"Ary tahaka ny tamin\'ny andron\'i Lota koa: nihinana izy, nisotro izy, nividy izy, nivarotra izy, namboly izy, nanao trano izy; fa tamin\'ny andro izay nivoahan\'i Lota avy tao Sodoma, dia nisy afo sy solifara nilatsaka avy tany an-danitra ka nandringana azy rehetra.Dia ho tahaka izany koa amin\'ny andro hisehoan\'ny Zanak\'olona.\" Lioka 17.
Mbola maro ireo tsy mahatsapa eto fa efa akaiky izany fahatongavan\'i Jesosy Kristy na ny fanjakan\'Andriamanitra izany.
\"..Efa tonga ny fotoana ka efa akaiky ny fanjakan\'Andriamanitra; mibebaha hianareo ka minoa ny filazantsara.\" Marka 1:15
Ny milaza hoe efa akaiky tsy midika hoe fantatro hoe rahoviana satria dia tsy misy mahalala izany afa-tsy Andriamanitra irery ihany.
Fandriganana anefa no ho azon\'ny maro satria nahoana?
Tsy mbola tafaverina [sy mibebaka] amin\'Andriamanitra amin\'ny finoana ny Famonjena [tena fitiavana] tokana natolotry Jesosy Kristy ho azy izy, fa mbola variana misotro, mihinana, manao trano, mamboly...araky ny nolazain\'i mirana5. Ireo mihintsy no realite na ny zavamisy amin\'izao.
Izaho miantso ireo olona izay mbola tsy naheno izany mba hibebaka sy hino an\'i Jesosy kristy ho Mpamonjy azy.
**************************************************
Ny azo antoka fa marina anefa, na inona lazaiko eto na inoa, dia vitsy ireo olona voavonjy ireo. Tsy izaho no niteny izany fa Jesosy Kristy.
\"Tompoko, moa vitsy va no hovonjena? Ary hoy Izy tamin\'ny olona: Miseseha hiditra amin\'ny varavarana èty hianareo; fa hoy Izaho aminareo: Maro no hitady hiditra, fa tsy ho afaka. Rehefa mitsangana ny tompon-trano ka manidy ny varavarana, ary hianareo mijanona eo ala-trano mandòndòna ny varavarana ka manao hoe: Tompoko, vohay izahay, dia hamaly Izy ka hanao aminareo hoe: Tsy fantatro na avy taiza na avy taiza hianareo; ary amin\'izay hianareo dia hanao hoe: Nihinana sy nisotro teo anatrehanao izahay, ary nampianatra teny an-dalambenay Hianao. Fa Izy hiteny hoe: Lazaiko aminareo: Tsy fantatro na avy taiza na avy taiza hianareo; mialà amiko, hianareo rehetra mpanao meloka. Any no hisy ny fitomaniana sy ny fikitrohan-nify, raha mahita an\'i Abrahama sy Isaka sy Jakoba ary ny mpaminany rehetra eo amin\'ny fanjakan\'Andriamanitra hianareo, fa ny tenanareo kosa dia voaroaka any ivelany.\" lioka 13:23-28
Meloka daholo isika eo anatrehan\'Andriamanitra fa vitsy kosa ireo tena miaiky izany [ka mibebaka] sy mino an\'i Jesosy kristy ho hany lalana tokana mankany amin\'Andriamanitra.
Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia tsy sitrako ny hahafatesan\'ny ratsy fanahy, fa ny hialan\'ny ratsy fanahy amin\'ny lalany, mba ho velona izy. Mialà, mialà amin\'ny lalan-dratsinareo, fa nahoana moa no te-ho faty ianareo,\" Ezekiela 33:11
misaotra..

63. kiranil
(
31/01/2007 16:27)
Ny zavatra nambarako eto dia ho an'ireo izay mbola tsy nibebaka [na niverina amin'Andriamanitra]ary izao no votoantiny ry namana sy tapaka isany:
"Ary tahaka ny tamin'ny andron'i Noa, dia hisy toy izany koa amin'ny andron'ny Zanak'olona: nihinana izy, nisotro izy, nampaka-bady izy, navoaka hampakarina izy, mandra-pihavin'ny andro izay nidiran'i Noa tao amin'ny sambo-fiara, dia tonga ny Safo-drano ka nandringana azy rehetra.
"Ary tahaka ny tamin'ny andron'i Lota koa: nihinana izy, nisotro izy, nividy izy, nivarotra izy, namboly izy, nanao trano izy; fa tamin'ny andro izay nivoahan'i Lota avy tao Sodoma, dia nisy afo sy solifara nilatsaka avy tany an-danitra ka nandringana azy rehetra.Dia ho tahaka izany koa amin'ny andro hisehoan'ny Zanak'olona." Lioka 17.
Mbola maro ireo tsy mahatsapa eto fa efa akaiky izany fahatongavan'i Jesosy Kristy na ny fanjakan'Andriamanitra izany.
"..Efa tonga ny fotoana ka efa akaiky ny fanjakan'Andriamanitra; mibebaha hianareo ka minoa ny filazantsara." Marka 1:15
Ny milaza hoe efa akaiky tsy midika hoe fantatro hoe rahoviana satria dia tsy misy mahalala izany afa-tsy Andriamanitra irery ihany.
Fandriganana anefa no ho azon'ny maro satria nahoana?
Tsy mbola tafaverina [sy mibebaka] amin'Andriamanitra amin'ny finoana ny Famonjena [tena fitiavana] tokana natolotry Jesosy Kristy ho azy izy, fa mbola variana misotro, mihinana, manao trano, mamboly...araky ny nolazain'i mirana5. Ireo mihintsy no realite na ny zavamisy amin'izao.
Izaho miantso ireo olona izay mbola tsy naheno izany mba hibebaka sy hino an'i Jesosy kristy ho Mpamonjy azy.
**************************************************
Ny azo antoka fa marina anefa, na inona lazaiko eto na inoa, dia vitsy ireo olona voavonjy ireo. Tsy izaho no niteny izany fa Jesosy Kristy.
"Tompoko, moa vitsy va no hovonjena? Ary hoy Izy tamin'ny olona: Miseseha hiditra amin'ny varavarana èty hianareo; fa hoy Izaho aminareo: Maro no hitady hiditra, fa tsy ho afaka. Rehefa mitsangana ny tompon-trano ka manidy ny varavarana, ary hianareo mijanona eo ala-trano mandòndòna ny varavarana ka manao hoe: Tompoko, vohay izahay, dia hamaly Izy ka hanao aminareo hoe: Tsy fantatro na avy taiza na avy taiza hianareo; ary amin'izay hianareo dia hanao hoe: Nihinana sy nisotro teo anatrehanao izahay, ary nampianatra teny an-dalambenay Hianao. Fa Izy hiteny hoe: Lazaiko aminareo: Tsy fantatro na avy taiza na avy taiza hianareo; mialà amiko, hianareo rehetra mpanao meloka. Any no hisy ny fitomaniana sy ny fikitrohan-nify, raha mahita an'i Abrahama sy Isaka sy Jakoba ary ny mpaminany rehetra eo amin'ny fanjakan'Andriamanitra hianareo, fa ny tenanareo kosa dia voaroaka any ivelany." lioka 13:23-28
Meloka daholo isika eo anatrehan'Andriamanitra fa vitsy kosa ireo tena miaiky izany [ka mibebaka] sy mino an'i Jesosy kristy ho hany lalana tokana mankany amin'Andriamanitra.
Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia tsy sitrako ny hahafatesan'ny ratsy fanahy, fa ny hialan'ny ratsy fanahy amin'ny lalany, mba ho velona izy. Mialà, mialà amin'ny lalan-dratsinareo, fa nahoana moa no te-ho faty ianareo," Ezekiela 33:11

64. patrick2002
(
31/01/2007 17:56)
Zah raha kiranil mba manana ny Andriamanitra koa izaho ah! ny fanompoantsika azy no tsy mitovy, sahala aminy hoe samy manana kiraro isika fa ny ahy tennis ny anao kiranil, tsy izaho no hipeponao hoe ny kiranil no tena kiraro.
Samy midera ny asan'andriamanitra @ fanehoam-pitiavana isika fa ny fitiavanao tsy fitivako mihintsy.
Misy takelaka momba ny fivavahana sy finoana ato ,any ianao mitory ,fa aleo izay haneo ny asan'andriamanitra eto koa izay tsy mitovy aminy anao.:-w Alhelyia AMEN

68. xxx
(
31/01/2007 18:46)
"Mialà aminy hianareo, ry oloko, mba tsy hiombonanareo ota aminy, ary mba tsy hisy hahazo anareo ny loza manjo azy.
Fa ny fahotany efa nitehika tamin'ny lanitra, ary Andriamanitra efa nahatsiaro ny ratsy nataony." Apok 18:4-5

70. cutie
(
31/01/2007 23:44)
i xxx ange manidina be mitsy zay no nandefasako an'io hira io hojereny , fa izy moa tsy miraharaha:-D
mirana5 [ Valio ] 31-01-2007 09:57:12
Lohateny : Re : ny hevitrao?
RESAKA AMBON NY VAVAHADY DAHOLO ZANY REHETRA ZANY NY REALITE HAFA NO IZANY RY ZAREO A! AIZA DIA MORA LASAM BORONA LOATRA E MBA APETREO ETO AN TANY ALOHA NY TONGOTRA E hahirato tsara ny maso sy ny sofina e
71. sitlo
(
01/02/2007 00:23)
kiranil> misaotra aloha tamin'ilay lokoloko fa lasa haiko ilay izy izao
aleo hoe jerena ny manga raha mandeha
fa maha akaiky ny farany no antony ibebahana aloha tsy mety loatra eh, aleo handeha ampitiavana.
misy ohapitenenana izy: Efa ela no nahenoako an'Ambatobevohoka

73. cutie
(
01/02/2007 02:41)
ty ny lyrics
tsy hatramin'ny farany fa reo ihany no tena misongadina:lol:
I don’t need a passport to walk on this earth
Anywhere I go cause I was made of this earth
I’m born of this earth
I breathe of this earth
And even with the pain
I believe in this earth
So I wake up every morning
And I ‘m stepping on the floor
I wake up every morning
And I’m stepping out the door
I got faith in the sky
Faith in the one
Faith in the people
Rocking underneath the sun
Cause every bit of land is a holy land
And every single child is a son or a daughter
Of the one earth mama
And the one earth papa
So don’t tell a man that he can’t come here
Because he got brown eyes and a wavy kinda hair and
Don’t tell a woman that she can’t go there
Because she prays a little different to a god up thereYou say you’re a Christian
Cause god made youYou say you’re a muslim
Cause god made you
You say you’re a hindu and the next man a jew
Then we all kill each other
Cause god told us to
nah

76. Zina
(
02/02/2007 04:05)
Nyrina a,
misy marina sy tsy marina ilay nolazainao etsy ambony etsy, ndray2 juste mahita na mamaky ny tenin'Andriamanitra fotsiny ny mampihetsika ny fon;ny olona sasany...:wink:

77. melody
(
02/02/2007 09:59)
cutie: kiranil ve akia tsy xxx ihany e?
Niantso ny ondry izy mba hiverina kanjo moa osy daholo no naheno :-D, dia lasa izy nitady any an-kafa indray.

78. niryna
(
02/02/2007 16:11)
melody:

=))=))=))=))