ny hevitrao?

41. xxx ( 30/01/2007 19:06)
Ary tahaka ny tamin'ny andron'i Noa, dia hisy toy izany koa amin'ny andron'ny Zanak'olona:

nihinana izy, nisotro izy, nampaka-bady izy, navoaka hampakarina izy, mandra-pihavin'ny andro izay nidiran'i Noa tao amin'ny sambo-fiara, dia tonga ny Safo-drano ka nandringana azy rehetra.

**********************

"And as it was in the days of Noe, so shall it be also in the days of the Son of man. They did eat, they drank, they married wives, they were given in marriage, until the day that Noe entered into the ark, and the flood came, and destroyed them all."

*********************

Ary tahaka ny tamin'ny andron'i Lota koa: nihinana izy, nisotro izy, nividy izy, nivarotra izy, namboly izy, nanao trano izy;
fa tamin'ny andro izay nivoahan'i Lota avy tao Sodoma, dia nisy afo sy solifara nilatsaka avy tany an-danitra ka nandringana azy rehetra.

Dia ho tahaka izany koa amin'ny andro hisehoan'ny Zanak'olona.

************************

Raha maheno izany ny olona izary na vao maika manamafy ny fony fa tsy hisy izany na ianao manetry tena..

Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia tsy sitrako ny hahafatesan'ny ratsy fanahy, fa ny hialan'ny ratsy fanahy amin'ny lalany, mba ho velona izy. Mialà, mialà amin'ny lalan-dratsinareo, fa nahoana moa no te-ho faty ianareo," Ezekiela 33:11

42. booboo ( 30/01/2007 19:32)
Cutie > koa aty @ eritreritra mandalo ve no apetrany lé raha kouh...
43. cutie ( 30/01/2007 19:40)
hihihihihi
ka tsy nahazo kil tary wa :-D:-D:-D
44. Zina ( 30/01/2007 19:55)
cutie a angaha misy an'izany oe mila kila be dia be zany...
zavatra lazainy io dia antsika sisa no mieritreritra....

xxx marina mihitsy io ka:
Ary tahaka ny tamin'ny andron'i Noa, dia hisy toy izany koa amin'ny andron'ny Zanak'olona




45. cutie ( 30/01/2007 20:29)
Zina [ Valio ] 30-01-2007 20:55:10
Lohateny : Re : ny hevitrao?
cutie a angaha misy an'izany oe mila kila be dia be zany

tsy haiko :lol:
46. booboo ( 30/01/2007 20:32)
:-D:-D
zà kounkou dia hanao : "..Efa tonga ny fotoana ka efa akaiky ny fanjakan'Andriamanitra; mibebaha hianareo ka minoa ny filazantsara." Marka 1:15

Mila mibebaka [miala amin'ny ratsy fanao] isika fa efa akaiky ny farany ary MINO fa Jesosy Kristy irery ihany no efa maty noho ny fahotantsika ary nitsangana tamin'ny maty nitondra fandresena ho an'ireo izay manaraka Azy [filazantsara].

Ny sasany dia na tsy miraharaha izany, na mampionon-tsaina fotsiny fa ilay Andriamanitra dia fitiavana ka tsy mandefa olona any amin'ny helo [na fisarahana mandrakizay] izany, ka ataoko ihany izay mampandripandry ny saiko.

Misy milaza tsotra izao fa tsy misy izany Helo izany fa vokatry ny fisaina'ny olombelona fotsiny izany, kanefa ny fahamarinana avy amin'ny Soratra Masina, ary Jesosy Kristy mihintsy no milaza azy mazava tsara dia izao:

"Fa hasehoko anareo izay hatahoranareo: matahora izay manam-pahefana hanary any amin'ny helo, rehefa novonoiny; eny, hoy Izaho aminareo: matahora Azy
" Lioka 12:5

Andriamanitra dia Fitiavana tokoa Kanefa Masina koa Izy. "Matahora Azy". Manampahefana hanakana anao tsy hiditra ny fanjakany Izy raha tsy mibebaka sy mino an'i Jesosy Kristy ianao fa mbola miaina ao @ fahotana sy ratsy maro.

"Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia tsy sitrako ny hahafatesan'ny ratsy fanahy, fa ny hialan'ny ratsy fanahy amin'ny lalany, mba ho velona izy. Mialà, mialà amin'ny lalan-dratsinareo, fa nahoana moa no te-ho faty ianareo," Ezekiela 33:11

"...efa nataoko teo anoloanao ny fiainana sy ny fahafatesana ary ny fitahiana sy ny fanozonana; koa mifidiana ny fiainana, mba ho velona hianao sy ny taranakao," Deotoronomia 30:19

"Fa ny ditranao sy ny fonao tsy mibebaka no iraketanao fahatezerana sy fampisehoana ny fitsarana marin'Andriamanitra" Romana 2:5

Jereo eto izany fisarahana sy ny vokatry ny fahatezeran'Andriamanitra izany.

Jereo eto

.>>>>> "Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia tsy sitrako ny hahafatesan'ny ratsy fanahy, fa ny hialan'ny ratsy fanahy amin'ny lalany, mba ho velona izy. Mialà, mialà amin'ny lalan-dratsinareo, fa nahoana moa no te-ho faty ianareo," Ezekiela 33:11
47. cutie ( 30/01/2007 20:39)
hihihihihi booboo

melody : tsara kosa le hira e
Za manko tsy de tia rap fa nanaitra ahy fotsiny le tononkira.

what's wrong with the world, mama?
people livin like they ain't got no mamas
I think the whole world's addicted to the drama
only attracted to the things that'll bring the drama
overseas ya we tryin to stop terrorism
but we still got terrorists here livin
in the U.S.A, the big C.I.A
the bloods & the crips, and the KKK
but if you only got love for your own ways
then you only leave space to discriminate
and to discriminate only generates hate
and when you hate, then you're bound to get irate
madness is what you demonstrate
and that's exactly how anger works and operates
man ya gotta have love, this'll set us straight
take control of your mind and meditate
let your soul gravitate, to the love ya'll

people killin
people dyin
children hurt and
women cryin
will you practice what you preach
and would you turn the other cheek
father father father, help us
need some guidance from above
these people got me got me questionin
where is the love?
(love) where is the love?
(the love) where is the love?
(the love) where is the love?
(where is the love the love my love)

it just ain't the same
old ways have changed
new days are strange, is world insane?
if love and peace is so strong
why are there pieces of love that don't belong
nations droppin bombs
chemical gasses fillin lungs of little ones
with ongoin sufferin, as the youth die young
so ask yourself, is the lovin really gone
so I can ask myself, really what is going wrong
with this world that we livin in, people keep on givin in
makin wrong decisions, only visions of them dividends
not respectin eachother, deny thy brother
a war is goin on but the reason's under cover
the truth is kept secret, and swept under the rug
if you never know truth, then you never know love
where's the love ya'll? (i don't know)
where's the truth ya'll? (i don't know)
and where's the love ya'll?

people killin
people dyin
children hurt and
women cryin
will you practice what you preach
and would you turn the other cheek
father father father, help us
need some guidance from above
these people got me got me questionin
where is the love?
(love) where is the love?
(the love) where is the love?
(the love) where is the love?
where is the love?
(love) where is the love?
(the love) where is the love?
(the love) where is the love?
(where is the love the love my love)

I feel the weight of the world on my shoulder
as I'm getting older, ya'll people gets colder
most of us only care about money makin
selfishness got us followin the wrong direction
wrong information always shown by the media
negative images is the main criteria
infecting the young minds faster than bacteria
kids wanna act like what they see in the cinema
..
whatever happened to the values of humanity?
whatever happened to the fairness and equality
instead of spreading love we spreadin animosity
lack of understandin leading us away from unity
that's the reason why sometimes I'm feelin under
that's the reason why sometimes I'm feelin down
It's no wonder why sometimes I'm feelin under
gotta keep my faith alive till love is found
now ask yourself

where is the love?
where is the love?
where is the love?
where is the love?
father father father, help us
need some guidance from above
these people got me got me questionin
where is the love?
now sing with me ya'll (one love one love)
we only got (one love one love)
that's all we got (one love one love)
and something's wrong with it
something's wrong with it
something's wrong with the w-w-world
we only got (one love one love)
that's all we got (one love one love)








48. booboo ( 30/01/2007 20:42)
kay lé ! lavaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa !
49. cutie ( 30/01/2007 20:43)
http://www.youtube.com/watch?v=lc18o5YRGYw
araho eto booboo:lol:
50. pissoa ( 30/01/2007 20:48)
booboo:

:-D:-D
zà kounkou dia hanao

tafita booboo kle :-*:-D:-D:-D
saingy tsy mande le jereo eto amile toriteny :twisted::-D:-D:-D
51. booboo ( 30/01/2007 20:53)
Pissoa > oups ! io fa averiko jereo eto...tafita vao rendrika ve zà ? hihihihihihihi

Cutie > ha ! da miteny malaky koa any nareo any zanyyyyy ...saika tsy arako hihihihihihihi
52. cutie ( 30/01/2007 20:56)
booboo le refrain ihany arahina:-D
53. booboo ( 30/01/2007 20:59)
:-D:-D sady iny mba medameda dia arako tsara :-D:-D:-D
54. cutie ( 30/01/2007 21:00)
ie :-D:-D
55. xxx ( 30/01/2007 22:51)
\"Tsy misy manana fitiavana lehibe noho izao, dia ny manolotra ny ainy hamonjy ny sakaizany.\" Jaona 15:13

Jesosy Kristy no nahavita izany: \"Izaho no Mpiandry Tsara; ny Mpiandry Tsara manolotra ny ainy hamonjy ny ondry.\" Jaona 10:11

Io Fitiavana Lehibe io no ambarako eto izay nasehon\'i Jesosy Kristy t@ izy maty noho ny fahotan\'ireo izay mibebaka, manenina @ ratsy vitany, ary mino fa ny famonjena vitan\'i Jesosy Kristy ihany no hany lalana mankany @ Andriamanitra.

Raha mahatsiaro tena fa tsy mila izany fibebahana izany ianao fa mihevitra fa efa mety ny ataonao dia tsy ho anao izany ny teny rehetra voalaza teto.

Hoy I Jesosy: \"tsy avy hiantso ny marina Aho, fa ny mpanota mba hibebaka.\" Lioka 5:32

\"..Efa tonga ny fotoana ka efa akaiky ny fanjakan\'Andriamanitra; mibebaha hianareo ka minoa ny filazantsara.\" Marka 1:15

\"Fa ny ditranao sy ny fonao tsy mibebaka no iraketanao fahatezerana sy fampisehoana ny fitsarana marin\'Andriamanitra\" Romana 2:5



56. xxx ( 30/01/2007 23:05)
Raha tsy manana Fitiavana ny olona aho tsy hilaza ireo voalazako ireo mihintsy..

Izaho koa tsy miantso olona hoe avy manaraka ahy, na manaraha izao fivavahana izao na izao, na mitady "kil" araky ny nolazain'ny sasany fa dia tsotra ny ambarako :

"..Efa tonga ny fotoana ka efa akaiky ny fanjakan'Andriamanitra; mibebaha hianareo ka minoa ny filazantsara." Marka 1:15

"tsy avy hiantso ny marina Aho, fa ny mpanota mba hibebaka." Lioka 5:32

"Fa ny ditranao sy ny fonao tsy mibebaka no iraketanao fahatezerana sy fampisehoana ny fitsarana marin'Andriamanitra" Romana 2:5


57. Zina ( 31/01/2007 03:38)
tsy avy hiantso ny marina Aho, fa ny mpanota mba hibebaka." Lioka 5:32

Tsara ity ka:wink:
58. niryna ( 31/01/2007 07:16)
xxx:

Raha tsy manana Fitiavana ny olona aho tsy hilaza ireo voalazako ireo mihintsy..

Izaho koa tsy miantso olona hoe avy manaraka ahy, na manaraha izao fivavahana izao na izao, na mitady "kil" araky ny nolazain'ny sasany fa dia tsotra ny ambarako :

"..Efa tonga ny fotoana ka efa akaiky ny fanjakan'Andriamanitra; mibebaha hianareo ka minoa ny filazantsara." Marka 1:15

"tsy avy hiantso ny marina Aho, fa ny mpanota mba hibebaka." Lioka 5:32
Misaotra anao ry xxx nandefa ireo teny ireo ho anay.Efa tonga ny fotoana tsy tokony ho izany no hoteneninao anay fa ny hoe miambena ianareo,hay moa ny anareo jesosy efa tonga fanindroany? Izahay mbola miandry ny fahatongavany ary mila mianbina ny tenanay.Hoy izy hoe "tsy misy mahalala na ny ora na ny andro ahatongavako fa ny ray irery ihany no mahalala izany."Jesosy aza nilaza fa ny rainy ihany no mahalala fa na izy aza tsy mahalala koa maninona ny olona no torianao teny diso hoe efa akaiky.
Mino ny ray sy zanaka ary fanahy masina izay telo ve aloha ianao izay mitoriteny anay io? Do you believe in trinity the Father, the Son and the Holy Spirit?"






59. niryna ( 31/01/2007 07:23)
Raha mijoro vavolombelona,ny fahalalako azy dia ny fampianarana ny tenin'Atra ary ny fampiarana azy ao amin'ny fiainana.Tsy ny fanoratana na fandikana izay ao anaty baiboly rehetra no ahazahoantsika hitarika ny olona.Mijoro vavolombelona ianao kanefa tsy sahy manome ny anaranao anay akory.Ahoana koa izany:roll::roll:
Mba mila valiny kely izahay fa maro ny fivavahana mivoana amin'ny tsy izy. Hatramin'izao aloha dia tsy misy afaka mahazo famonjena na iray aza afatsy avy amin'i Jesosy kristy zanak'Atra.
60. patrick2002 ( 31/01/2007 08:01)
Dia misaotra anao ry xxx ,fa kosa mba misy toerana efa natokana azy angamba ity lohahevitra ity ,fa tsy tokony ho eto ,misy ny trano fiangonana hitorian-teny ,fa tsy hoe eny aminy trano filokana ianao no handeha hitory teny,na any @ salle de musculation ,mba hajao ny fahalalany ny afa .
Rehefa nisafidy ny ho very izy ,safidiny ny azy ALEONY TOMPOINA ANY @ FAHAVEREZANA TO IZAY HANOMPO ANY AM-PARADISA.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.15