ny hevitrao?
81. cutie
(
02/02/2007 21:16)
melody [ Valio ] 02-02-2007 10:59:03
Lohateny : Re : ny hevitrao?
cutie: kiranil ve akia tsy xxx ihany e?
Niantso ny ondry izy mba hiverina kanjo moa osy daholo no naheno , dia lasa izy nitady any an-kafa indray.
izy ihany iny e :-D:-D:-D:-D
82. cutie
(
02/02/2007 21:43)
melody ty njay za e :lol:
http://www.youtube.com/watch?v=ICL-4Onk0PA
Please tell me the reason
Behind the colors that you fly
Love just one nation
And the whole world we divide
You say you're "sorry"
Say, "there is no other choice"
But god bless the people them
Who cannot raise their voice
(chorus)
We can chase down all our enemies
Bring them to their knees
We can bomb the world to pieces
But we can't bomb it into peace
Whoa we may even find a solution
To hunger and disease
We can bomb the world to pieces
But we can't bomb it into peace
Violence brings one thing
More more of the same
Military madness
The smell of flesh and burning pain
So i sing out to the masses
Stand up if you're still sane!
To all of us gone crazy
I sing this one refrain
(chorus)
And i sing power to the peaceful
Love to the people y'all
Power to the peaceful

83. cutie
(
02/02/2007 22:26)
de ty koa
http://www.youtube.com/watch?v=b7Qn4uGh57Y
Out where the river broke
The bloodwood and the desert oak
Holden wrecks and boiling diesels
Steam in forty five degrees
The time has come
To say fair's fair
To pay the rent
To pay our share The time has come
A fact's a fact
It belongs to them
Let's give it back How can we dance when our earth is turning
How do we sleep while our beds are burning
Four wheels scare the cockatoos
From Kintore East to Yuendemu
The western desert lives and breathes
In forty five degrees

84. melody
(
03/02/2007 17:07)
cutie: na osy aza zà mbola mahafoy mandefa hafatra kely hoan'i kiranil.
www.youtube.com/watch?v=NENP6aZQ7vA&mode=related&search=
www.youtube.com/watch?v=NENP6aZQ7vA&mode=related&search=
87. kiranil
(
03/02/2007 21:05)
cutie> http://www.youtube.com/watch?v=9JL5ksyg7QE&mode=related&search=
Ny fitiavana voalohany amiko dia ny filazana @ hafa ny lalana tokana nataon'Andriamanitra hanantonana Azy dia ny fibebahana sy ny finoana an'i Jesosy Kristy irery ihany izany..
Ilay Andrimanitra resahiko eto dia ilay Jehovah Andriamanitra Mahery ambonin'ny andriamanitra rehetra.
(vakio ny hafatra nomeko an'tsimiandravola atsy ambadika raha tsy tianao ho fantatra..)
Fa tsy an-tery anefa ny fanarahana Azy. fa amiko dia efa betsaka ny voalazako fa fitiniko tsotra amin'ito :
"Nefa raha tsy sitrakareo ny hanompo an'i Jehovah, dia fidionareo anio ary izay hotompoinareo, na ny andriamanitra izay notompoin'ny razanareo tany an-dafin'ny Ony, na ny andriamanitry ny Amorita, izay mponina teto amin'ny tany onenanareo; fa raha izaho sy ny ankohonako kosa, dia hanompo an'i Jehovah izahay." Josoa 24:15
Misaotra. :-*
PS: Ito koa misy hira ao @ youtube satria izay no tianao, dia henoy tsara ny tonony milaza hoe iza no lalana..
http://www.youtube.com/watch?v=9JL5ksyg7QE&mode=related&search=

88. cutie
(
03/02/2007 21:13)
tsy tiako alou le hira ry kiranil :-D
tsy misy manda an'zany ange eo :lol:
Fa hajao ny finoan'ny ny sasany refa tsy te hanaraka izy.
Ny actions anao ko ny hitarafan'ny oul anao fa tsy ny filazana an;io mihitsy.
Ny fitiavana voalohany amiko dia ny filazana @ hafa ny lalana tokana nataon'Andriamanitra hanantonana Azy dia ny fibebahana sy ny finoana an'i Jesosy Kristy irery ihany izany..
tsy misy manda an'zany ange eo :lol:
Fa hajao ny finoan'ny ny sasany refa tsy te hanaraka izy.
Ny actions anao ko ny hitarafan'ny oul anao fa tsy ny filazana an;io mihitsy.
89. cutie
(
03/02/2007 21:35)
ho any an-tratran'i Abrahama ve i kiranil :-D
tsy haiko alou ny dikan'io :-D
tsy haiko alou ny dikan'io :-D
90. kiranil
(
03/02/2007 21:36)
tsy tiako alou le hira:x
:°) ilay mandefa youtube isaky izay mahatsiaro no lazaiko hoe tianao..
tsy misy manda an'zany ange eo
Fa hajao ny finoan'ny ny sasany refa tsy te hanaraka izy.
milamina tsara aloha dia vakio miadana ilay voasotra eo ambony io, fa tsy hiteny io mintsy ianao raha mamaky tsara.
Tsy an-tery hoy izaho, satria nahoana Jehovah Andriamanitra izay ambonin'ny andriamanitra rehetra dia tsy manery an'ahy, tsy manery anao, tsy manery an'iza na iza hanompo Azy, kanefa raha misy kosa ny misafidy ny hanaraka Azy dia lalana tokana ihany no nomeny [dia ny fibebahana sy ny finoana an'i Jesosy Kristy irery izany] fa tsy lalana maro araky ny hevitry sasany.
Ary ny "action"-ko teto hatramin'ny voalohany dia ny filazana izany fitiavana izany. Eto @ ity fotum ity dia tsy maintsy soratra sy teny no ampiasaina fa tsy misy fomba hafa hanehoana izany, izay koa no maha-forum azy.
misaotra.
"Tompoko, moa vitsy va no hovonjena? Ary hoy Izy tamin'ny olona: Miseseha hiditra amin'ny varavarana èty hianareo; fa hoy Izaho aminareo: Maro no hitady hiditra, fa tsy ho afaka. Rehefa mitsangana ny tompon-trano ka manidy ny varavarana, ary hianareo mijanona eo ala-trano mandòndòna ny varavarana ka manao hoe: Tompoko, vohay izahay, dia hamaly Izy ka hanao aminareo hoe: Tsy fantatro na avy taiza na avy taiza hianareo; ary amin'izay hianareo dia hanao hoe: Nihinana sy nisotro teo anatrehanao izahay, ary nampianatra teny an-dalambenay Hianao. Fa Izy hiteny hoe: Lazaiko aminareo: Tsy fantatro na avy taiza na avy taiza hianareo; mialà amiko, hianareo rehetra mpanao meloka. Any no hisy ny fitomaniana sy ny fikitrohan-nify, raha mahita an'i Abrahama sy Isaka sy Jakoba ary ny mpaminany rehetra eo amin'ny fanjakan'Andriamanitra hianareo, fa ny tenanareo kosa dia voaroaka any ivelany." lioka 13:23-28
92. kiranil
(
03/02/2007 21:45)
tafandry mandry ary e, de manofisa tsara, manofisa kiranil pointure 46.. :°) bye :-*
94. cutie
(
03/02/2007 21:54)
:-w:-w:-w:-w
efa saika hime za fa ny an;i pissoa no tonga alou :-D:-D:-D
efa saika hime za fa ny an;i pissoa no tonga alou :-D:-D:-D
95. cutie
(
04/02/2007 00:55)
kiranil a
io ndray aza za fa mahatsiaro de mandefa youtube :-D:-D:-D
http://youtube.com/watch?v=bChqvMIGsqg
You may say i am cynical, but i say man is flawed
He has a vague memory of before some fall
Behaving like a reptile, but talks of walking tall
If god is in his image, the almighty must be small
God only knows
Swaggart has been caught with his trousers round his knees
After damning me and you to hell for eternity
Sex and power and money is the prayer of these priests
They bribe their way past heaven's gates and steal a set of keys
God only knows my guru has been sleeping with adepts and with sheep
While i was fucking celibate, self-righteous in belief
Yesterday he was god, now he is a creep
We fell upon each other starving for relief
God only knows
I damn you all to hell
I speak in the name of god
I know him intimately
I speak in the name of the white haired old man in the clouds
Always a man
Dispensing lightening justice from his fingertips
As self-righteous and bigoted as those who created him
A cruel desert god with absolutely no sense of humor
How do you feel old man?
How do you feel?
Being spoken for by these self-righteous fanatics
Is heaven full, oh lord, of these babbling preachers and
God-fearing biggots
Well i know where i'd rather be
Away from this cacophony

96. pissoa
(
04/02/2007 09:43)
cutie:
:-w:-w:-w:-w
efa saika hime za fa ny an;i pissoa no tonga alou :-D:-D:-D
ito no nampime anah
manofisa kiranil pointure 46..
:-D:-D:-D:-D:-D
99. melody
(
04/02/2007 19:18)
dia mirava @izay izany ny kongregasiona, k'inon'indray:D, haleloia!!!!!