inona ny ataonareo raha toa ka...

1. jhouhlambout ( 30/01/2007 00:47)
sendra lasa mivadika lehilahy (tampoka) ianareo?(anatin'ny 1 andro ohatra). Ex: Ny zavatra voalohany ataonareo,Ny fomba fiakanjo,ny momba ny miadiady, mety hikôty ny namanareo ve ianareo, ny zavatra lazainareo @ lehilay hafa, romantique ve sa macho, mandoha ny addition ny restaurant sa tsia, ny fialam-boly ataonareo, ary ny zavatra tsy tianareo atao mihintsy... etc... :^) comme ça par curiosité.
novalian'i xxx ny 24/02/2007 18:41
2. sitlo ( 30/01/2007 01:37)
3. kitjo ( 30/01/2007 03:11)
raha ohatra ka tsy hiova tsony tsy maintsy haka sipa toy izay lasa pelaka par accident ko! hihihih

fomba fiakanjo zany tsy olana...ny fomab firesaka no mila ovaina be, tsy mahazo mi charme sns..hahaha
fialamboly ndray arakaraka

fa mety tezitra foana refa miaraka @ namana ka manao "resa-dehilahy" ry zareo...na tezitra foana na faly

4. kitjo ( 30/01/2007 03:16)
raha misy ireny film karana ireny any dia jereo ilay oe "Mr Miss" fa ohatra an' io mihitsy fa saingy lehilahy tonga dia nivadika vehivavy ...

Nataon' Andriamanitra hanafaizana azy ilay izy satria mampijaly vehivavy lotra..

tsara be ilay tantara fa malemin' ny fiomehezana mandra-pavitany!

Mr Miss (Aftab Shivdasani- Antara mali - Riteish deshmukh)
5. ari.malala ( 30/01/2007 07:49)
ny zavatra voalohany ataok ra za no tafavadika lehilahy zany de tonga de mijery fitaratra miboridana amzay hitako daolo hoe inona no niova, de miteny hoe ooooooaaaaaaaaaayyyyyy ty za eeeee! :-D:-D:-D:-D de mijanona ao antrano fona ah mandrampiveriko ho normal :-D:-D:-D:-D:-D
6. xxx ( 24/02/2007 18:41)
Manao ny fomba rehetra hiverenako ho vehivavy aho satri aho vehivavy. Izay ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.39