Hommage à Abbé Pierre!

1. rakaroka ( 25/01/2007 17:43)
Jereo rubrique fitiavana!
novalian'i rakaroka ny 31/01/2007 18:17
2. xxx ( 25/01/2007 18:10)
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m45b8ee87a7b4f
3. tywa68 ( 25/01/2007 19:14)
Enga anie mba hampietsika ny mbola tsy mazoto niroboka @ "fanampiana ny hafa" izao fotoana resahina azy izao, n'aiza² ^:^
4. majesty ( 26/01/2007 05:15)
:roll: miankina amin'izay ho enti manana ihany io fa za alou @zao mbola posy fa mbola kely vovok'aina:D
5. diamondra27 ( 26/01/2007 07:31)
majesty: ny kely hananana hono no ahiratra e!:wink:
aza miandry hanambe vao hizara.
Na de sourire fotsiny de ampy izay zarainao ho an'ny tsy manana azy. Tu vois ce que je veux dire?
6. rakaroka ( 26/01/2007 22:50)
majesty:

:roll: miankina amin'izay ho enti manana ihany io fa za alou @zao mbola posy fa mbola kely vovok'aina:D

Tsy question-mpanana sain'ny maro loatra angamba no basen'ny fiainana: ny haren'ny tany ve no ianteherana?
samy nomena fo afaka hitia, saina afaka handinika,
fotoana sns ...fa ny tsi1/1 dia libre hikaja izay fanomezam-pahasoavana nomen'Atra azy!Sady na Atra aza anie miandrandra ny mba vokatry ny création-ny!
Sa hihary vola amin-karena ho entina any an-danitra isika?....
7. tywa68 ( 27/01/2007 07:39)
rakaroka :=D=D
8. Achia ( 27/01/2007 07:48)
Za eto zao efa tena mizara ho antsika rehetra , fa tadidio fa hoy Jesosy hoe : inona no tombotsoany raha azony daholo izao tontolo izao fa very ny fanahiny , izany akory tsy midika hoe aza manome sakafo ho an'ny tsy manana , fa ny zava-dehibe tokony ho atao dia ny hamonjena ny fanahin'ny olona
9. rakaroka ( 27/01/2007 09:37)
Achia sy Diams: Tsiky sy resaka dia ampy!
Ny tia izany...tsy fianonana @ izany fotsiny 'ngamba!
Ilay fiainana anie toa misy secret tahaka izao hoe:
"Tiavo aho hitiavako anao!..." ka arakaraka ny nitiavanao ny olona sy ny ouverture-nao sy fitsimbinanao ny voahary no iverenan'izany aminao koa...ny tody tsy misy fa ny atao no miverina!
Tsy hoe miandry tambiny fa source de vie rahateo ny fahaizana mitia ny hafa, rahateo TENA araka an'Atra, Ka raha tsiky sy resaka no mba azo natolotra dia tsiky sy resaka ihany koa izany no mba setriny sahaza izany no blem, 'za nefa manana namana hafa tato @ serasera afaka nanao zavatra plus izahay
et c'est encore meilleur fa ny anareo moa rehefa izay dia on se limite @ izay izany!
10. prime ( 29/01/2007 11:44)
Izay manome amin'ny fitiavana no ankasitrahana fa tsy izay manao be na kely... i Kristy mijery ny fo fa tsy ny "valeur humaine" na araka ny "mesures humaines" na ihany koa izay "reconnaissances" entin'ny manodidina...

Hoy mantsy Kristy :

"Ny olona tsara fanahy dia mamoaka ny tsara avy amin'ny rakitra tsaran'ny fony; ary ny ratsy fanahy kosa dia mamoaka ny ratsy; fa amin'ny haben'ny ao am-pony no itenenan'ny vavany." Lioka 6:45

"Izay rehetra ataonareo dia ataovy amin'ny fitiavana." I Korintiana 16:14
11. rakaroka ( 31/01/2007 18:17)
Ka lé "fitiavana" mihitsy no tsy ahatsapana hafanana:
asa fitia kristiana ve ka tsy natao hitempo loatra raha tsy hoe ho an'i Jesoa sy Atra irery ihany araka ny teny hoe izay tia ny vadiny,sns...mihoatra ny fitiavany ahy dia tsy mendrika ho ahy !...
Anefa raha aeahina ara-bakiteny koa anie ny hoe "tiava ny namanao TAHAKA ny tenanao!", 'ngaha moa mitsiky sy miresaka fotsiny no atao @ tena izany? ataoko PLUS lavitra!...
Ka lé tenin'Atra tsy hoe misy partie dradradradraina, dia misy partie négligé-na!
Sady eo anatrehan'Atra sy ny olona tsapany foana ny tia sy ny tiatia!...En tout cas aloha Abbé Pierre nandritra ny taona maro izy no tian'ny vahoaka indrindra, ary mbola sarotra ny hilaza fa tsy ankasitrahan'Atra zay nataony!.
Ny tsy ampy kely @ mpino sasany 'ngamba dia ny
accomplissement des actes araka ny tenin'i Kristy hoe "Izay mino ahy ny asa ataoko no ataony koa ary hanao asa lehibe noho izany aza izy !...
Ka tsara ny kristiana raha mba "digne @ zavatra andrandraina aminy"!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4673