Rafozana sy vinanto-vavy/ary ny zanaky ny vavy!

1. niryna ( 26/01/2007 05:54)
Misy olana foana matetika ny fiarahan'ny rafozana sy ny vinanto-vavy.Raha jerena anefa dia tsy dia hita firy izany amin'ny vinanto-lahy,ary toa tsy misy ny olana fa mahay mifankahazo tsara izy mianaka.
Raha samy miteraka izao aza ny zanany lahy sy vavy dia matetika tsy tian'ilay reny ny zafikeliny avy amin'ny lahy raha oharina ny zanaky ny vavy.
Misy afaka manazava ve ianareo inona loatra no olana eo amin'ny rafozam-bavy sy ny vinanto-vavy?
Ary maninona no tsy ataony mitovy ny fitiavan-jafikely?

Zavatra mitranga matetika io fa misaotra an'Atra aho manana rafozana tsara fanahy tia ahy sy tiako tahaka ny renikoo8)8)8)
novalian'i niryna ny 14/02/2007 06:37
2. xxx ( 06/02/2007 09:28)
marina daholo zany voalazanao izany , fa ny fahitako azy ny vehivavy sasany mihintsy no efa manana toetra ratsy , be fialonana , sy tia tena ka dia anjaratsika ihany koa ny mifidy azy ireo , misy ny tsara ary ny ankabeazany dia manana ireo toetra ireo daholo .
3. niryna ( 06/02/2007 17:12)
xxx:

marina daholo zany voalazanao izany , fa ny fahitako azy ny vehivavy sasany mihintsy no efa manana toetra ratsy , be fialonana , sy tia tena ka dia anjaratsika ihany koa ny mifidy azy ireo , misy ny tsara ary ny ankabeazany dia manana ireo toetra ireo daholo .


mety ho vokatry ny fitiavany ny zanany lahy be loatra ve no mahatonga ny rafozana sasany ho ankahala ny vinanto?
4. paris10 ( 06/02/2007 21:25)
mahavariana tokoa e!rehefa maka vady ny lehilahy dia olona mitovitovy na mitovy @ reniny @ toetra, fahaiza-manao no tadiaviny matetika,ny reny anefa tsy manaiky izany satria mihevitra izy fa tokana antany ny fahaiza-manaony,lasa rivale izany ny vinanto vaviny,@ fitiavana koa dia torak'izay,mino ny reny fa izy no tena tia ny zanany,sady mora @ reny ny mitsikera @ zvtr rehetra momba ny fiainana,satria izy nahita experiences kokoa,marina io fa tokony izy no mamindra ireo @ zanany sy ny vinantony,ny vinanto lahy indray dia satria ny vavy no mitondra ny tokantrano dia matoky izy fa mety daholo ny ataon'ny vavy, zanany io,donc mi-sousestimer ilay lahy izy,nefa raha vao misy tsy mety ataon'ilay lahy dia avy izy @ angady sy harona,dia misy exeception kosa e!tandremo fa misy lehilahy mialona ny fitiavan'ny vavy ny reniny,dia eo koa mety misy olana @ vinanto lahy sy rafozam-bavy, ny rafozan-dahy @ izany mba ahoana?
5. booboo ( 06/02/2007 21:27)
zà klou raha sendra mitera-dahy dia hitako eto fa ho rafozan-doza angamba e hihihihihihihi :°)...
6. niryna ( 07/02/2007 06:02)
booboo:

zà klou raha sendra mitera-dahy dia hitako eto fa ho rafozan-doza angamba e hihihihihihihi :°)...


Aiza aky booboo a.Ny ahy hoe rehefa manana izany vinanto vavy izany aho dia ataoko toy ny nitondran'ny rafozam-baviko ahy.Ny an'ny mamanay dia mitovy tsy misy hafa.Ny vady hoy izy no mitondra ny lohan'ireo ankiziko ka raha tsara ny vady dia miaraka ny ankizy rehetra.
Ahoana tokony misy maningana ny zaobavy indraindray?Sao dia mialona ny anadahiny izy fa tsy mitovy intsony ilay fitiavana fahakely?
7. booboo ( 07/02/2007 11:06)
Zà klou refa hanao sipa ny zandriko lahy fa tondé tongavako masiaka miaraka @ fanadihadiana e. Sao mifoka sigara, sao miteny ratsy...tondé dehors ! gniark :°)

Niryna > sady efa ho rafozan-doza no zaobavin-doza kounkou zà :-D:-D:-D:-D:-D.
8. niryna ( 10/02/2007 07:29)
booboo:

Zà klou refa hanao sipa ny zandriko lahy fa tondé tongavako masiaka miaraka @ fanadihadiana e. Sao mifoka sigara, sao miteny ratsy...tondé dehors ! gniark :°)

Niryna > sady efa ho rafozan-doza no zaobavin-doza kounkou zà :-D:-D:-D:-D:-D.

Toa tsy mino izany aky izaho a.Fa inona no mety mahatonga andry masiaka,sa tonga ho azy

9. booboo ( 12/02/2007 15:29)
hihihihihi vazivazy zany re a :-P
10. niryna ( 14/02/2007 06:37)
booboo:

hihihihihi vazivazy zany re a :-P

Zany anie hoy aho e :D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3621