niova indray izany ny minisitry ny tanora sy fanatanjahatena

1. ravatorano ( 26/01/2007 06:43)
Ingahy Philémon Rabarison izany zao no minisitry ny tanora sy ny fanatanjahan-tena !
Inoana fa hitondra hery vaovao ho an izany minisitera izany izy ary koa hanavao mihitsy ny rafitry ny fanatanjahan-tena eto gasikara mba hanana an \'ireny atileta avo lenta ireny isika.
Aza hadino fa nillao tao amin ny Fortior de la Côte Ouest izy taloha ary \"ailier droit\" no toerana notazominy.Raha misy mahatadidy dia ry Dezy Ramasy,ry Réné Kely ry Albert ry Gence ireny no niara nilalao taminy ary efa voaantso tamin\'ny ekipa nasionaly izy.
Mirary an\'Ingahy minisitra vaovao hahavita b eo amin ny asany isika e !
:D
:wink:
novalian'i Radama4 ny 24/02/2007 08:40
2. mozart ( 26/01/2007 08:04)
ohatran'zany foana io zoky ah!miova nefa tsy hita izay atao eo fa mbolany TAFITA foana no manaozavatra eo@lafiny sport! tena tssssssss!miandry anah angamba vao tena ho lasa ty sport eto dago ty
3. babany ( 26/01/2007 09:34)
Misaotra an'ise Ravato @ info.
Manantena foana isika e !
4. naritsimba ( 26/01/2007 12:31)
mozart> aza ela ary elà eh! sa hoana ra zoky be ravatorano
5. Samoana ( 26/01/2007 14:37)
Philemon iny manana toetra tsotsotra izay ihany ka asa raha ahavita mibaikobaiko ny mpiara-miasa aminy:D

Ary inona Ravato no tsapanao nivaingana t@ mandat-n'lay teo aloha ( Dokotera Tombo )?
6. fijo ( 26/01/2007 21:03)
philemon hainay tsara ka.avy any aminay iny.sady mahay boly manafo iny eeeeee.fa za mino fa nono mpanao baskety no tsaratsara kokoa.safidiko io,fa avelao aloha izy hiasa de ho ita eo ihany ka
7. ravatorano ( 30/01/2007 10:35)
hafa ny safidinao ra fijo oooo
aleo marina lery hikandra kah*
momba an'ingahy minisitra teo aloah ry samoana d tsy d hitako loatra nefa izy no nanomboka ny asa momba ny fandraisana ny lalaon'ny nosy ka everiko fa nisy zava bitany ihany satria ra phil zany zao no handimby azy amin io sehatra io
mozart
8. fijo ( 08/02/2007 23:37)
lazalazao ihany fa mety ahaliana ka
9. Radama4 ( 24/02/2007 08:40)
rah n fahalalako az de Minisitry ny fanatanjatena ihany fa ny tanora tsy misy intsony. Vita angamba ny nilana ny tanora t@ fifidianana dia izay.
Ny ministra vao2 indray dia vao milaza iz fa voalohany isika @ jeux des iles dia amiko tena tsy mahalala n'inona n'inona @ réalité ny Sports eto Mada izy.Very 4 taona indray isika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3599